ahoana ny hevitrareo

1. Lalah
(
12/02/2006 00:32)
Aoana zany zao ry reto le bandy na sipa mampirafy reny refa tonga oatran izao ny saint valentin ? Iza no hiarahana amin izy roa,tsy maintsy we le tsy de maharotitra no tsy hiarahana an de aona ,koa tsy mahamay ve izy am zany?
novalian'i kala ny 27/02/2006 06:23

3. Lalah
(
12/02/2006 00:49)
Hitady hafa ve tsy vo me rara be manaraka ny arabe,tsy aleo aza mody we mifitsaka any antrano

4. beloha
(
12/02/2006 03:28)
samy iarahana daoly fa amoarina fotsiny ny emploi du temps e:lol::lol:

7. kally
(
12/02/2006 11:55)
Ry Lalah koa anie milingilingy nefa tsy maharaka fika e! Raha tsy diso aho Talata ny St-Valentin? Dia ilay iray ho ento ny Talata moa ny iray lazao hoe sabotsy akia isika manao misimisy fa raikitry ny asa hoe a!:wink:

8. vale
(
12/02/2006 12:32)
Kally::^)hihihi, ko mampanaelo indray ilay hoentina Sabotsy e:P
Lalah: avotsory ny iray dia milamina ny tantara;-)
Lalah: avotsory ny iray dia milamina ny tantara;-)

9. xxx
(
12/02/2006 12:44)
zay tsy tian'là leisy omeo anahako fa za zao tsy manana de milamina @zay sa manakory?

11. fasaly
(
12/02/2006 13:47)
ny iray etina ny atoanjo de ny iray etina ny hariva ka! sam mahazo amzay mou enao afa-po:°)

13. fasaly
(
12/02/2006 18:41)
ié tena marina zany ry zandrikely ho ani'reo zay manadroa a! fa raha manana telo no tsy haiko misy omena rdv am maraina angamba:°)

17. diamondra27
(
13/02/2006 05:25)
'zany koa ve de anontaniana e!
na izy tena efa pro an na izy amateur!
raha amateur izy : de tsy maintsy le anankiray ihany no ijanonany mandritra io andro io
raha pro indray izy na de misy 3 na 4 aza ny maitresse-ny de hainy foana ny miala pas sy mandamina an'io. ohatra oe: le 2 no jereny @ maraina de ny 2 jereny après-midi.:wink:
de raha misy mihoatra moa: de mandainga izy hoe: tena tsy afaka 'za marary , na oe misy zavatra tsy maintsy ataoko :-D:-D:-D:-D