hirotsaka hofidiana izany i Rolland Ratsiraka!
1. jentilisa
(
21/01/2006 06:35)
dia re sy hita amin'ny fampahalalam-baovao izany fa hirotsaka hofidiana ho filohan'ny repoblika Atoa Rolland Ratsiraka izany Ben-ny tanànan'i Toamasina I amin'izao fotoana izao.
Ahoana ny hevitrareo momba izany indrindra fa ao anatin'izao fitakian'ny mpanohitra tetezamita izao?
Ahoana ny hevitrareo momba izany indrindra fa ao anatin'izao fitakian'ny mpanohitra tetezamita izao?
répondu par fijo le 14/02/2006 22:15
4. xxx
(
21/01/2006 13:14)
Zony izany saingy ny ahy aloha dia tsy aleoko olona hafa indray, raha tsy misy dia i Ra8 ihany
7. antatsimo
(
21/01/2006 18:32)
efa hita zao fa i ra8 hoatrany tsy mahazaka ny toeranan misy azy ke aleho ny sasany mba handimby azy indray!
na ratsiraka izany na iza!
na ratsiraka izany na iza!
8. xxx
(
21/01/2006 21:06)
tsy mahazaka? fotoana kely io fotsiny aza izy efa marobe ny trosa afany koooo!
10. xxx
(
21/01/2006 21:35)
Mbola tsy hitako aloha izay mahavoa an-dRa8 e! Ratsiraka izany aloha aleo tsy asiana an'izany intsony fa tsss!
11. Lejim
(
22/01/2006 00:10)
Izay te hiditra aoka hiditra. Fifidianana io fa tsy ady na hery setra, dia ny vahoaka no misafidy izay tiany. Izay indrindra no atao hoe repoblika demokratika!
12. Herimiafina
(
22/01/2006 04:15)
Raha zah no lany eo dia miverina ny SMOTIG sy ny karatra isandahy, ze tsy faly mahazo mandositra fa favoriser-ko ny emigration makany ivelany. Foana ny demokrasia fa apetraka ny jadona isankarazany, fa efa ela loatra izay fahafahana sy fahalalahana nanimbana ny ezaka tsara efa vita rehetra.
Mila tany mifalifaly fa tsy mila olona tsy faly lava amin'izay atolotra azy. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
Mila tany mifalifaly fa tsy mila olona tsy faly lava amin'izay atolotra azy. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
14. Herimiafina
(
22/01/2006 05:33)
Saika adinoko, miova ny sainampirenena ary miova ny hirampirenena, couleurs manaitra sy hira mampavitrika no asolo azy, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
15. kavaly
(
22/01/2006 11:33)
Tsy aleo ve zà no milatsaka toy izay olona efa fanta-daza izao ny nataony, dia hansondrotro ny SMIC ary ataoko izay mampiadana ny vahoaka, ary ahafahan\'ny Gasy mba mandehandeha eran\'izao tontolo izao mahita ny fivoarana fa tsy milentika fotsiny ao; sady amin\'izay koa ny firenena sasany mba mety ho tia an-tsika @izay satria efa niova ny toe-tsaina eo
SA AHOANA RY ZAREO
FIDIO ZA E
SA AHOANA RY ZAREO
FIDIO ZA E
17. xxx
(
22/01/2006 14:35)
Ka naninn néfa ra t@ 2002 dé nrotsaka rolland ratsiraka e, d ita zé nataony ra fantany fa ts nety ny nataon'ny dadany? maninn no zao vao taitaitra @zany, @zao ny vaôka efa leo an'zany ratsiraka ratsiraka zany, mba afaafa koukou e
18. Solitikabe
(
22/01/2006 15:09)
Tsara jerena angamba ny tantaran'ny zava-bitany:
- Manao ahoana ny lalana ao an-tampon-tananan'i Toamasina, niha tsara ve?
- Manao ahoana ny fandaminany ny tanana? Mba efa milamina ve ny tsena?
- Mahay mitantana ve izy? Dia anaovana tombana ny fandehan'ny Dacagon, sy ny Société Tanora Hydrocarbure (STH)
Fa raha toa kosa aloha ka any amin'ny Faritra Betsimisaraka dia inoana fa tsy maintsy mandresy izy, satria ny olona any tsy hifidy afa tsy ny zanataniny ihany na ahoana na ahoana fomba fitondrany sy fitantanany. Ny an'ny hafa aza hono omena voninahitra maika fa ny an'ny tena.
Dia izay no mba azoko ambara eh.
Ny fahafahana milatsaka ho fidiana moa afaka manao daholo rehefa feno 45 taona ary manana saosy sy mpanohana.

19. xxx
(
22/01/2006 15:13)
Dia ahoana izany i Lahiniriko, Zafy, Marson evariste sy ny sisa? mizara izany ny vato dia Ra8 ihany no mety mahazo tombony @izany.
20. jentilisa
(
23/01/2006 08:51)
Aza afangaro amin'ny olona hafa kosa aloha i Rolland e! zana-drahalahy izy fa tsy zanak'ilay nitondra teo aloha tsy akory. Tsy i Xavier akory izy fa i Rolland!