hirotsaka hofidiana izany i Rolland Ratsiraka!

61. dnl ( 09/02/2006 21:53)
Ka ny mpanohana ny 3fn sy ny arema izay tsy azo lazaina ho vitsy an isa anagah tsy vahoaka????::-$o^o^)
62. xxx ( 09/02/2006 22:11)
Tsy mpanohana ireny fa curieux no ankamarozany,
63. Herimiafina ( 10/02/2006 01:00)
Tsy misy candidat hafa angaha ry zareo fa de tena tozoro dinô foana ve no hilatsaka e? hehehe:-D:-D
64. fijo ( 10/02/2006 20:13)
dnl an,tena vitsy loatra le mpanohana ny mpanohitra,ka tsy ahakofoka firy e
65. Ragadona ( 10/02/2006 22:58)
Ankamantatra ny ho avy e. Ny mpanohitra tsy avotra, ny mpanohana mpisolelaka sy tsy mahalala afa tsy oui oui lava na dia handripaka ny hafa aza ny haitraitran ny tena
66. xxx ( 11/02/2006 01:40)
I Pety toa hilatsaka koa!
I Herizo mbola maka saina tsara
I Faharo koa izany tokony hilatsaka
67. fijo ( 11/02/2006 04:39)
i faharo????? aoka letsy.
ratsirahonana ny ahy izao no tiako hilatsaka koa.
i ndrema moa dia efa nanimpy gant.
68. xxx ( 13/02/2006 17:06)
Ka i Faharo izao no mitabataba koa tokony hilatsaka izany izy ahitana ny tena lanjany
69. fijo ( 14/02/2006 22:15)
raha mahazo 0,006% iny dia efa faly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0137