MITIA sy TIAVINA
1. diamondra27
(
15/01/2006 11:06)
Misy fitenenana manao hoe "aleo tiavina toa izay mitia" ahoana ny andraisanareo io nefa indray misy iray miteny hoe: "aimer est plus fort que d'être aimé" . Iza no mahasambatra kokoa na tianao manokana
répondu par mbositra le 13/02/2006 20:58
2. vale
(
15/01/2006 11:22)
Ny mahasambatra kokoa ve aky? amiko alou de ny tiavina ko! asa!:roll:
Fa tsara hono ny mitia fa mbola tiko ny ahy le tiavina alou é! misy mpitia izany ve aky tsy ho hisy otran'izany aiza?
Fa tsara hono ny mitia fa mbola tiko ny ahy le tiavina alou é! misy mpitia izany ve aky tsy ho hisy otran'izany aiza?
3. Vahinala
(
15/01/2006 14:03)
Tsara ny mitia fa tsaratsara kokoa ny tiavina raha amiko aloha e, satria matetika izay mety tia anao eny ho eny tsy tia anao akory dia aleo lavitra aza mahita hoe i ra anona sy ra anona no tia ahy !
4. fasaly
(
15/01/2006 15:03)
ny ahy angamba lay mitia no fidiko satria izaho mitia mahatsiaro sambatsa be, bonne humeur foana , dobodoboka foana ny fo! satria tiko lay olona fa lay tiavina ohatra raha olona tsy tiko no mitia ahy de manjary mamplahelo lay olona mitia kanefa izaho tsy tia.....de tsy mandry ny saina:wink:
fa ny samy tia ihany no tena idéaly e!
fa ny samy tia ihany no tena idéaly e!
5. dadabe
(
15/01/2006 15:20)
hainareo ve ilay hoe" aime celui qui t'aime avant d'aimer celui que tu aimes, car celui qui t'aime souffrir , et celui que tu aime te faire rire "
diamondra a> tena tsy afaka ny hiova amin'io tarigetrako io aho :(
diamondra a> tena tsy afaka ny hiova amin'io tarigetrako io aho :(
6. lapino
(
15/01/2006 15:26)
Eny hoà, sô de tonga am'le resaka hoe manjifa fotsiny fa tsy mamokatra. Kanefa "Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray".
dadabe >> "car celui qui t'aime souffrir , et celui que tu aime te faire rire"
Sûr ve dadabe fa tsy misy zavatra mifamadika eo?
dadabe >> "car celui qui t'aime souffrir , et celui que tu aime te faire rire"
Sûr ve dadabe fa tsy misy zavatra mifamadika eo?
7. Vahinala
(
15/01/2006 15:36)
Zao e, tena samy tsara ireo, tsara ny mitia fa bonne koa ny tiavina, donko mitovy sa tsy zany ! :roll:
8. lapino
(
15/01/2006 15:42)
Vahinala: Tsy izany! ny iray tsinona no "Mahasambatra kokoa" noho ny iray.
9. vale
(
15/01/2006 15:56)
lapino:
Eny hoà, sô de tonga am'le resaka hoe manjifa fotsiny fa tsy mamokatra. Kanefa "Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray".
dadabe >> "car celui qui t'aime souffrir , et celui que tu aime te faire rire"
Sûr ve dadabe fa tsy misy zavatra mifamadika eo?
Lapino> ny loza @ le mitia manko dia izao: mazàna ny olona mitia tsy mahazo valiny mahafa-po ka dia alahelo no hiafaràny!!!fa tsy hoe ratsy ilay izy é!
dadabe> tsy hoe ve iny fiteny iny é: "aime ceux qui t'aiment car ceux que TU AIMES te font SOUFFRIR?"
10. lapino
(
15/01/2006 16:22)
vale: raha mitady valim-pitia ianao, mitady tambiny amin'ny fitiavana atolotrao, izay omenao mbola atakalo na vidiana, ... fitiavana ve izany? "Mitia" ve ianao amin'izay?
11. diamondra27
(
15/01/2006 17:08)
za indray aloha de tiko ny tiavina e! fa indraindray tsy tiako le olona mitia ahy de samy mijaly zahay zany.Le fitiavanamana koa ange mbola azo lazaina fa fitiavana koa e!
12. ravakamalala
(
15/01/2006 17:30)
lapino:
raha mitady valim-pitia ianao, mitady tambiny amin'ny fitiavana atolotrao, izay omenao mbola atakalo na vidiana, ... fitiavana ve izany? "Mitia" ve ianao amin'izay?
tsy mahavita izany mitia tsy mitady valim pitia izany ny olombelona, io endrika fitiavan io tsinona ilay atao hoe fitia AGAPE, Andriamanitra irery ihany no mahavita izany.
Fa ny olombelona dia tsy maintsy ilay misy tambiny foana ihany, fa raha tsy izay dia mahatsiaro tena ho miajly izy, na misy tsy fahampiana ny fiainany.
I Fasaly zao no tena hitako hoe réaliste indrindra satria dia io mihitsy ny toetratsika olombelona. Aleo foana mitia, na dia tsara aza ilay hoe tian'olona, satria ndraindray tsy tiantsika ilay olona dia sahirana fotsiny eo.
13. vivi
(
15/01/2006 17:55)
za aloa d, tjr mitia olona , foana e!, ny tia ahy toa tsy tiako , nefa raha ny tia ahy no tiako d tena lafatra mihintsy ,tsy manao fananiana mihintsy , fa tafiditra @zay cas zay foana za! zany we tia olona compliquer za!, ny tena tiako aloa mitia sy tiavina e! satria rehefa tafiaraka ireo d tena lafatra , nefa reo na d tafaraka aza tsy maintsy @ farany tsy maintsy misy olana foana !
14. Herimiafina
(
15/01/2006 18:16)
diamondra27:
Misy fitenenana manao hoe "aleo tiavina toa izay mitia" ahoana ny andraisanareo io nefa indray misy iray miteny hoe: "aimer est plus fort que d'être aimé" . Iza no mahasambatra kokoa na tianao manokana
Tsara daholo ireo fa tsy any ny olana amiko fa any amin'ny resaka lanjany, ny intensité-n'ny fitiavana.
Ny zavatra rehetra rehefa abuser-na de lasa ratsy avokoa.
Lanjalanjao ny fitiavana e!
15. Vahinala
(
15/01/2006 18:55)
lapino > Efa hoe samy tsara hoa zany amiko e,izay no conclusion ako farany.
18. fasaly
(
15/01/2006 20:10)
ny ahy ny mitia oulona tsy misy retour mbola tsy mampaninona ahy toy izay misy olona tia ahy nefa tsy omeko fitiavana, tsy tiko zay cas zay....!
izany hoe na mitia irery ilay olona aza zà de mety mbola ho sambatra ihany....(na namana io na olontiana na iza an!) tsy voafetra.
izany hoe na mitia irery ilay olona aza zà de mety mbola ho sambatra ihany....(na namana io na olontiana na iza an!) tsy voafetra.
19. vivi
(
15/01/2006 20:57)
an,an ry fasalahy , aleo kosa l olona tia anitena , fa tena mahia kely za raha mitia manokana zany , au moins mahafinaritra maheno we mba misy mpitia ny tena , aleo manao tia tena klé!,
20. fasaly
(
15/01/2006 21:30)
vivi: ka zà manaraka ny basen'ilay sujet nge e! raha tsy maintsy misafidy amin'ilay hoe "mitia sa tiavina":wink: