MITIA sy TIAVINA

41. diamondra27 ( 18/01/2006 13:38)
za koa zao manana fanontaniana oe: za be de be le olona mitia ahy nefa le izy tsy tiako de ahoana no ataoko nefa ny taonako mandroso ihany, de metyn hisy blème any aoriana nge io raha manaiky za nefa le kof tsy tiko e!tena oe tsy misy sentiment mitsy aminy an!mba valio
42. fasaly ( 18/01/2006 15:51)
diamondra:
mille-bande aza fa tsy bi)-bande tsony e!:wink:
43. fasaly ( 18/01/2006 15:54)
:wink:diamondra: tsy hitako lay mila valina,
raha maro loko isafidianana aroky de zay tsara tiandroky indrindra mifanaraka amindroky fidiana de mangalà fanapahankevitra hentitra de ataovy ny maliazy e!
de manao vavolombelona eto am sersera an!:wink:
44. Ragadona ( 18/01/2006 16:00)
Aza miditra zany ry diamondra refa tsy tia a. Amiko manokana alo le mitia no tena mampientanentana sy manetsika mivantana ny tontolo anatiko, iny no tena henoko hoe ... noho ny tiavina. Ka raha io fitia manetsika ny tontolo anaty io no tsisy, maina ny tontolo ivelany. Na izany aza tsy miteny aho hoe miantefa amin ny vato ny fitiavan olona ahy
45. fasaly ( 18/01/2006 16:12)
ragadona
saliii kalou toi elaela tsy hita an!
zay zany lay ho coup de foudre be an!(tena ny ontolo anaty mahitnsy)
46. Ragadona ( 18/01/2006 16:24)
Coup de foudre mitsy ka, ary mandoro ny lobolobo rehetra manelingelina azy izy io. Za nge manaraka eny foana e, za mi consulter foana ka, tsisy mangatsika mitsy reny resakareo reny fa voavakiko vao mafana daholo, zany hoe ndraindray mba somary sahirana amin ny adidy maha mpianatra e
47. fasaly ( 18/01/2006 18:08)
dde ahoana njay ny olona niantefàan'ny coup de foudre otrahy zao indroa aho no niantefàn'ny coup de foudre fa mamelombalona anaty be fa tsy mandoro ny lobolobo:lol:
48. Ragadona ( 18/01/2006 18:18)
Ka ra lemana le lobolobo dia lasa mando dia tsy mety may na misy mandoro aza, na koa hoe efa nongotana le lobolobo
49. Vahinala ( 18/01/2006 18:41)
diamondra > Ndry ve hiaraka amin'ny olona tsy tia andry akory aky an, sady mampijely tena ndry no mampijaly ilay olona hiarahandry, tsy mety zany fa hafa ihany ilay hoe tena samy tia no miaraka. Sady tsy tadiavina ange aky io e, tonga hoazy amin'ny fotoana tsy ampoizina ny tena fitiavana.
50. Ragadona ( 18/01/2006 20:51)
Hoan ny sipa alo mety tonga ho azy tokoa fa ny anay bandy toa tsy maintsy mitsikaraka ihany ko
51. fasaly ( 18/01/2006 21:02)
hoy enao?????????:cry:
52. lilbon ( 19/01/2006 03:33)
diamondra> grosse erreur mampijaly ny miaraka amy olona tsy tiana sady ATTENTION fa manimba.
mety ho lasa frigide tampoka enao satria tsy mahazo fahafinaretana mintss an
ary mety hiova mintss ny humeur-nao bakeo! tandremo
fasaly>ahoana kou zany mamelombelona anaty zany nefa tsy mandoro lobolobo hihihi!?
53. fasaly ( 19/01/2006 05:19)
lilbon::wink: ka otsan'ny courant minajay io fa ny voan'ny coup mandoro lobolobo ivelany zany de ny iantefàny zany velobmelona anaty hihihi!
54. diamondra27 ( 19/01/2006 17:13)
lilbon:ka raha miodina izy de ho frigide ve
55. fijo ( 19/01/2006 21:10)
aleoko za no tiany ka,za tsy te hijaly mitia azy eo
56. ari.malala ( 20/01/2006 11:37)
dain ko ty fijo tia tena hihihi
57. diamondra27 ( 20/01/2006 13:52)
safidiny io e!
58. xxx ( 20/01/2006 16:22)
za aleoko mitia refa mendrika ny hotiavina ilay vehivavy fa misy manko be taimbava be izy ireny
59. didilaguine ( 20/01/2006 17:11)
aleo marina ny mitia ra tokony ho tiavina lé olona.za zao madrika ny tiavina mits fa tena hendry lotra:oops::oops::!::!:
60. Veloo ( 20/01/2006 17:39)
zany an?:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6803