MITIA sy TIAVINA
21. lapino
(
15/01/2006 21:55)
Misimisia ny sipa ohatra an'i fasaly fa dia ho sambatra ity tany ity kle!
ravakamalala: misy ihany olona mahavita an'izany, ilay mahatonga an'le hoe "Izay tia adala". Mety ohatra ny hoe adala angamba Andriamanitra amin'izany fitia AGAPE izany, kanefa dia ny sain'olombelona no tsy mahazaka ny fahendren'Andriamanitra.

23. ari.malala
(
16/01/2006 05:57)
diamondra27:
Misy fitenenana manao hoe "aleo tiavina toa izay mitia" ahoana ny andraisanareo io nefa indray misy iray miteny hoe: "aimer est plus fort que d'être aimé" . Iza no mahasambatra kokoa na tianao manokana
debat efa nande teto fôna aky io Diamondra a, fa ra za manokana no hamaly d ny ahy ny mitia no mahasambatra ahy kokoa, satria raha ilay tiavina manko d lasa miandry b nefa raha tsy mifanaraka @ le tadiavinao akory ny omeny d lasa diso fanantenana fts enao, nefa raha enao no manome fitiavana, d afaka manontany anazy na mety na tsy mety ny ataonao...
24. heryve
(
16/01/2006 08:57)
Sambatra aho rehefa afaka mitia tsy ampanantenaina tambiny na omena toky; sambatra foana
Sambatra kokoa rehefa mahazo toky, fitia mifamaly nefa tena mijaly raha sendra misy manembatsembana izany(l) (saro-piaro)
Sambatra kokoa rehefa mahazo toky, fitia mifamaly nefa tena mijaly raha sendra misy manembatsembana izany(l) (saro-piaro)
25. diamondra27
(
16/01/2006 16:53)
ari.malala: ka misy namana vaovao mbola tsy namaly nge de mba henoina ze teneniny e! de le namana taloha koa mba mamaly manome hevitra ihany
26. Herimiafina
(
16/01/2006 17:08)
Ary raha olona samihafa no tiavina sy mitia de mety ahoana marina re e?
Ohatra: sipa iray tia bandy iray nefa tina bandy iray hafa, de ahoana? hehehehe:-D:-D
Ohatra: sipa iray tia bandy iray nefa tina bandy iray hafa, de ahoana? hehehehe:-D:-D
29. Herimiafina
(
16/01/2006 17:53)
De samy afapo zany knou, le bandy roa kou tia sipa roa hafa de mitohitohy eo de samy afapo tsara daholo.
Le sipa bi-andre moa le bandy bi-game.:-D:-D:-D:-D
Le sipa bi-andre moa le bandy bi-game.:-D:-D:-D:-D
32. lilbon
(
17/01/2006 03:59)
mitia tsara raha misy valiny
ary mampijaly raha tsiss valiny
tiavina mahafinaritra nefa raha tsy mitovy le fitiavana de masosotra be !
ary mampijaly raha tsiss valiny
tiavina mahafinaritra nefa raha tsy mitovy le fitiavana de masosotra be !
33. diamondra27
(
17/01/2006 10:27)
veloo: njy ty oa de mime foana an! tsara lou zany e!
fa za indraindray de manontany tena oe tena mampme azy ve le resaka sa aona marina, indraindray za tsy sahy miteny ny tena tiko lazaina fa menamenatra
fa za indraindray de manontany tena oe tena mampme azy ve le resaka sa aona marina, indraindray za tsy sahy miteny ny tena tiko lazaina fa menamenatra
37. rabemax88
(
18/01/2006 06:30)
inona kay no tokony ho ataoko raha te hiaraka amin' ny olontiako nefa izy mandà ahy?????? mba valio
38. rakekely
(
18/01/2006 07:23)
mitovy ny mitia sy ny tiavina, fa raha tsy misy fitiavana ao anaty dia tsy misy mahasambatra
na ianao mitia dia mananjo hotiavina
dia toy iay koa, ka ny fifandanjana eo @ roa tonta no tena zava-dehibe
tsy hoe tianao ny ho tiavina dia hamaivaninao ny mitia, fa tiava ny tianaotoy ny itiavanao ny hotiavina ihany
(l)(l)(l)

39. lilbon
(
18/01/2006 07:28)
rabemax> mialà nenina farany e!refa tsy mety de hatao akory fa vady tsy raikitra tsy maharatsy fihavanana
farany :refa ohatra ka tian'olona foana enao nefa tsy tsy tia ilay olona de mitady le oll tiana nefa mampijaly(l)(l)
refa le contraire indray no miseho ,enao foana no mitia fa izy tsi tia de mitady oul hitia enao na de tsy tiana aza :twisted::twisted:

40. fasaly
(
18/01/2006 10:11)
:cry::cry: kou zà nge efa tsatsa tsinona e!....
eny aza fa tsy alefa lavitra ny saina e!:wink:
eny aza fa tsy alefa lavitra ny saina e!:wink: