MITIA sy TIAVINA
62. hertix
(
29/01/2006 07:34)
raha izaho indray de aleoko tiavina vao mitia. Kely ny chance-na déception @zay. Sady ny fitia anie azo amboarina e!
64. Jorobe
(
30/01/2006 16:44)
Raha ny hevitro dia ity : raha mitia aho dia 200%.za miezaka ny tsy manao "atero-kalao" raha fitiavana no resahina.Tsy mivaly ny fitiavako azy maharary aho 1 andro dia ampiakariko ny DOZY.Raha tena tia ahy izy tsy maintsy ho tsapany ihany dIA mandeha ny baolina ka dia lasa mifamaly hoazy ny fitia.Faharoa manaraka izay dia ity izaho tsy dia mieritreritra ny fijaliana mety hanjo ahy raha mitia....rehefa mitia mantsy aho tsy dia mivaky loha fijaliana ihatra amiko izany.....NY TANJONA DIA NY MIFANKATIA IZAY IHANY.8)
68. nomenaj
(
06/02/2006 15:00)
diamondra27:
Misy fitenenana manao hoe "aleo tiavina toa izay mitia" ahoana ny andraisanareo io nefa indray misy iray miteny hoe: "aimer est plus fort que d'être aimé" . Iza no mahasambatra kokoa na tianao manokana
salut!
ny mahasambatra kokoa,dia ianao tiaviko za be fitiavana,ary tena mahasambatra izay tiaviko satria ,tena tia,valio!!
71. beloup
(
13/02/2006 16:30)
vale:
Ny mahasambatra kokoa ve aky? amiko alou de ny tiavina ko! asa!:roll:
Fa tsara hono ny mitia fa mbola tiko ny ahy le tiavina alou é! misy mpitia izany ve aky tsy ho hisy otran'izany aiza?
zafady kosa klongany e!Tô tsara kokoa le mitia noho le tiavina!Ol tsy tinao ve no tia anao tsy ho lasa adala eo?Asa klongany e!Tsy haiko na joul nareo na kôfa fa zay e!