... Tsonjo ...?
1. lapino
(
27/11/2005 18:50)
Mba efa betsaka ihany izay argot malagasy iantsoana ny tovovavy izay, hatramin'ny bokàka, sipa, joba, ... fa ilay tsonjo no mba mampme kely an'à hoe fa ahoana no niavian'io e:
- silhouette ve
- sa le hevitra hoe manjono
- sa fahadisoan'ilaijamba? ;)
- sa hafa mihitsy?
- silhouette ve
- sa le hevitra hoe manjono
- sa fahadisoan'ilaijamba? ;)
- sa hafa mihitsy?
répondu par fijo le 16/12/2005 22:35
2. fasaly
(
27/11/2005 19:39)
ary tsy maharaka izany ndray zay zany!;..fangaha niova izany indray ilay antsoina hoe:tovovavy?
soa fa fantatsa..... angamba lat silhouette satria ny tsonjo tsara forme toy ny sirène zao...
soa fa fantatsa..... angamba lat silhouette satria ny tsonjo tsara forme toy ny sirène zao...
8. lapino
(
27/11/2005 21:14)
fasaly < fa le pirina ve tsy tsonjo ze majinika? :lol:
akamatiana < fa maninn aloo tsy tsonjo fa amalona e? :?:?:
akamatiana < fa maninn aloo tsy tsonjo fa amalona e? :?:?:
14. vale
(
27/11/2005 21:34)
lapino> hihihi hay ve ky izany indray ? mampime ko ky zany à! de inona indray koa nga @ manaraka? hihihihi
15. Herimiafina
(
27/11/2005 21:35)
Otsan'ny misy fofo-tsonjo be ato zany fa andeha hivoaka kely kalongany zah, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
16. lapino
(
27/11/2005 21:38)
akamatiana < fa inona moa no fanjonoana amalona e? Sa revena amin'ny haranjono ihany? :-D
vale < Aza matoky saka hono fa tsonjo no laoka! :lol:
vale < Aza matoky saka hono fa tsonjo no laoka! :lol: