... Tsonjo ...?

1. lapino ( 27/11/2005 18:50)
Mba efa betsaka ihany izay argot malagasy iantsoana ny tovovavy izay, hatramin'ny bokàka, sipa, joba, ... fa ilay tsonjo no mba mampme kely an'à hoe fa ahoana no niavian'io e:
- silhouette ve
- sa le hevitra hoe manjono
- sa fahadisoan'ilaijamba? ;)
- sa hafa mihitsy?
novalian'i fijo ny 16/12/2005 22:35
2. fasaly ( 27/11/2005 19:39)
ary tsy maharaka izany ndray zay zany!;..fangaha niova izany indray ilay antsoina hoe:tovovavy?
soa fa fantatsa..... angamba lat silhouette satria ny tsonjo tsara forme toy ny sirène zao...
3. akamatiana ( 27/11/2005 20:06)
:-D:-D
4. lapino ( 27/11/2005 20:13)
akamatiana < njy tsy tsonjo fa amalona ko :-D:-D
5. akamatiana ( 27/11/2005 20:24)
lapino =))=))=)) malemy zah kle !
6. fasaly ( 27/11/2005 20:49)
:lol:
7. fasaly ( 27/11/2005 20:50)
ary iza no otsan'ny pirina???:wink:
8. lapino ( 27/11/2005 21:14)
fasaly < fa le pirina ve tsy tsonjo ze majinika? :lol:

akamatiana < fa maninn aloo tsy tsonjo fa amalona e? :?:?:
9. akamatiana ( 27/11/2005 21:23)
lapino :-D:-D ka amalona sarotsa samborina kou :-D:-D
10. lapino ( 27/11/2005 21:25)
Fa mahay rafanenjika sa mahay fangala-piery?
11. akamatiana ( 27/11/2005 21:28)
samy tsisy haiko reo kle:-D:-D
12. lapino ( 27/11/2005 21:30)
Ka mora jonoina zany ko! :-D:-D
13. akamatiana ( 27/11/2005 21:33)
:-D:-D:-D jonoina amn'inn??:-D:-D
14. vale ( 27/11/2005 21:34)
lapino> hihihi hay ve ky izany indray ? mampime ko ky zany à! de inona indray koa nga @ manaraka? hihihihi
15. Herimiafina ( 27/11/2005 21:35)
Otsan'ny misy fofo-tsonjo be ato zany fa andeha hivoaka kely kalongany zah, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
16. lapino ( 27/11/2005 21:38)
akamatiana < fa inona moa no fanjonoana amalona e? Sa revena amin'ny haranjono ihany? :-D

vale < Aza matoky saka hono fa tsonjo no laoka! :lol:
17. lapino ( 27/11/2005 21:40)
Herimiafina < tsy ilaijamba ka! :D
18. akamatiana ( 27/11/2005 21:42)
lapino > ka arany manontany fa tsy mahay kou:-D:-D
19. lapino ( 27/11/2005 21:44)
Ka amin'ny haranjono izany dia asiana kankana :-D:-D
20. akamatiana ( 27/11/2005 21:50)
fa nga amalona tia kankana??:-D:-D tsonjo iany kou :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1676