... Tsonjo ...?
82. fiaritiana
(
02/12/2005 22:56)
pou ah,pou ah!!
sady indrindra fa aty aminay aty no tsy misasa!mahery ny fofona satria ny hafanana mandoro beuh mahitsiny!
sady indrindra fa aty aminay aty no tsy misasa!mahery ny fofona satria ny hafanana mandoro beuh mahitsiny!
84. Herimiafina
(
02/12/2005 22:58)
Sao de tsonjo efa lo kosany ary zany anareo zany klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
87. fiaritiana
(
03/12/2005 14:28)
ka fijo manonatny oe aiza ono zà!
ngah lava be ny fanjonoin i dadbe no hahatakatra anà aty? hihihii
ngah lava be ny fanjonoin i dadbe no hahatakatra anà aty? hihihii
88. Herimiafina
(
04/12/2005 19:08)
Sady any Dakar any mafana be, sady mando be amin'ilay fleuve Senegal Manantaly sy Diama, de mora lo be ny tsonjo, hehehehe:-D:-D:-D:-D
89. fiaritiana
(
04/12/2005 19:58)
ié tena maro ary raha te-haheno ny fofon-tsonjon-dry zareo toi dé tongava miaraka amin i dadabe fa izy ono ho aty!:-D:-D
91. jennifer2
(
06/12/2005 00:18)
ravakamalala < ka le ranona côcô fotsiny ange e!
ravakamalala a! toa ranony fotssiny no omen'i lapino anjy, nefa le hodiny iny no toa mafilotra.
ravakamalala a! toa ranony fotssiny no omen'i lapino anjy, nefa le hodiny iny no toa mafilotra.