... Tsonjo ...?

41. lapino ( 27/11/2005 23:09)
Fa hono hoà, njy ve misy kirany? :-D:-D
42. akamatiana ( 27/11/2005 23:12)
eo fa aseho d jereo ra misy a !...... zayy misy veuuhh!:-D:-D:-D
43. lapino ( 27/11/2005 23:36)
:lol::lol:
Tena tsy kirany no misy kle! :-D:-D

>>> Misy blem kely 'ndray ny konexion-ko @ sera² :(
44. akamatiana ( 27/11/2005 23:53)
ntsôôô! eo tsofina d afaka ble :-D:-D:-D

fa inn misy ao , zah tsinn tsy mahita :-D:-D
45. lapino ( 27/11/2005 23:57)
vombony :lol::lol:
46. akamatiana ( 28/11/2005 00:02)
:-D:-D:-D
47. jennifer2 ( 28/11/2005 04:33)
lapino sy akamatiana zany mahay miresaka mihitsy an!
48. jennifer2 ( 28/11/2005 04:34)
ary sao de tsonjo lahy sy vavy ary ianareo reto e?
49. Herimiafina ( 28/11/2005 04:36)
lapino:

Herimiafina < tsy ilaijamba ka! :D

Ka tena otsan'ny besisisika mahintsiny le fofona knou, de misy fofona amalona maina konkou, hehehehe:-D:-D:-D:-D

50. akamatiana ( 28/11/2005 07:09)
:-D:-D
51. vale ( 28/11/2005 08:20)
lapino>ie, aleo mailomailo!hihihihi
52. diamondra27 ( 28/11/2005 09:21)
lapino:patsa iray tsy omby vava
53. lapino ( 28/11/2005 10:04)
diamondra27:

lapino: patsa iray tsy omby vava

Langouste ve izany ? :lol::lol::lol:
54. fasaly ( 28/11/2005 11:05)
non! tsy langouste, crabe...
55. lapino ( 28/11/2005 17:36)
Nen'i fasaly hono foza iray tsy omby vava indray! :-D:-D
56. fiaritiana ( 28/11/2005 20:35)
so de le oe maimbo tsonjo no niavian io, ho an lé mamofompofona kely reny?
57. Herimiafina ( 28/11/2005 20:56)
Misy fiantsona sipa hafa konkou kah: akoho, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
58. fiaritiana ( 28/11/2005 22:02)
poulet de chair ohatsa ho an lé matavy be reny!:-D:-D:-D:-D:-D:-D, sa ahoanha ry herimiafina?
59. lapino ( 28/11/2005 22:08)
Otran'zao ve? Jereo eto
60. fiaritiana ( 28/11/2005 22:16)
:-D:-D:-D mahita mihitsy ty lapino ty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1