Organe de l'amour?

1. lapino ( 23/11/2005 14:38)
Rehefa miteny hoe "amour" dia inona no eritreretinareo voalohany: "coeur" sa "cul"?
Eritrereto ange raha mifamadika ireo e (ny sary coeur koa moa rehefa avadika ...)

"A coeur vaillant, rien d'impossible"
"Je me balladais sur l'avenue, le coeur ouvert à l'inconnu, ..."
"...Mon coeur te dit je t'aiiimmeuuuh, à chaque fois qu'il baaat..."

Dia hoe koa inona izay rehefa misy hoe: "Affaire de coeur", "annonce de coeur", "coup de coeur", "dame de coeur" :wink:...

Asa raha mbola misy ?

Sa ahoana ozizy nareo ?
répondu par akamatiana le 05/12/2005 19:07
2. ravakamalala ( 23/11/2005 14:57)
:-D:-D:-D

j'ai le coeur brisé:-D
3. mamzelkely ( 23/11/2005 15:06)
affaire de coeur:-D
4. diamondra27 ( 23/11/2005 16:51)
misy firy karazana ny organe de l'amour?

oh oui! oh oui
oh non! oh non et....

ny foko (l)(l) raha nilaozan'ny tiana blessé
nanjary tokana fa tsy roa c'est vrai

loin des yeux loin du coeur
pour nous deux c'est contraire
5. leemubai ( 23/11/2005 17:16)
hi hi hi! masaka be k'le anona!
6. akamatiana ( 23/11/2005 18:15)
tsy mahay zé dé kér zah kle :-D:-D:snif:
7. lapino ( 23/11/2005 18:30)
akamatiana:

tsy mahay zé dé kér zah kle :-D:-D:snif:

Tairo àry zé dé ki e! :wink::lol::lol:

diamondra27:
loin des yeux loin du coeur
pour nous deux c'est contraire

Izany hoe "Près des yeux près du coeur?" ? :-D
Fa gravy aloo le par kores pondanss e!:-D:-D
8. akamatiana ( 23/11/2005 18:36)
lapino hihihhih vômaika tsy haiko zany :-D:-D:-D
9. lapino ( 23/11/2005 18:42)
De ahoana fotsiny zany ndjy?
Tsy mahay zé dé ki? :?:-D
Tsy koi fa avia aty
Ampenariko miti :wink::lol:
10. akamatiana ( 23/11/2005 18:51)
tsisy zavatsa haiko
fa fohy ngamba ny saiko:-P
Fa ra ampenarinao miti:wink::lol:
d tsy sah kou zah fa matawatsa mikodi:-D:-D

11. lapino ( 23/11/2005 19:11)
Tsy ilaina saina fatsora
Fa reventsika moramora
Ao fa tazoniko tsara
Ataontsika avy any afara
Fa mbola tsy mikodiadiii
aloo rah'tsy efa mankafy :wink::lol::lol::lol:
12. lapino ( 23/11/2005 19:13)
Tsy ilaina saina fatsora
Fa reventsika moramora
Ao fa tazoniko tsara
Ataontsika avy any afara
Fa mbola tsy mikodiadiii
aloo rah'tsy efa mankafy :wink::lol::lol::lol:
13. lapino ( 23/11/2005 19:15)
ravakamalala
14. akamatiana ( 23/11/2005 19:17)
hahaha enao ty kou mapme
ra avy any fara mety ve??
ôtsan'ny tsy mampino anah
ka aleoko miala pah :-D:-D:-D
Fa nga misy fakana fy
ilay fampianarana miti:-D:-D
15. lapino ( 23/11/2005 19:24)
Ah Ny akama!
Salama? :wink::lol:
Io ndjay ndjy fa nandalo
De tonga koa ny tononkalo :D
Fa ndjy mou tsy mazoto
Hianatra an-kitoto :oops:
Tsy misy azo atao an-tery
Fa dia mianona mijery :lol:
16. lapino ( 23/11/2005 19:32)
Tsy ilaina saina fatsora
Fa reventsika moramora
Ao fa tazoniko tsara
Ataontsika avy any afara
Fa mbola tsy mikodiadiii
aloo rah'tsy efa mankafy :wink::lol::lol::lol:
17. akamatiana ( 23/11/2005 19:34)
ie zany no andalovako mba hijery
amizay zah tsy mbô irery hihi
de mimeme sy mikakakaka
fa zah tsy ivanaka an !
18. lapino ( 23/11/2005 19:40)
Ka tsy mahonena kely
Njy tsy mba hil...lalao ? :-P
De njy ve tsy mba hankafy
Kilalao zé dé ki? :lol:
19. lapino ( 23/11/2005 19:43)
Ndao àry hatao zé dé kér
No hanalàna ny lera
Raha manahirana ny zé dé ki
De hijery fotsiny ndjy 8O
20. akamatiana ( 23/11/2005 19:47)
nan wa , avelao zah amizao
tsy maninn fa eto zah mitazana anao
milalao zé dé kér sy zé dé ki
d efa naman'ny mpankafy :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0882