Organe de l'amour?

41. lapino ( 23/11/2005 23:57)
io iza
42. akamatiana ( 24/11/2005 00:07)
i lapino io veloo an !
43. lapino ( 24/11/2005 05:52)
Arahabaina, fa maraina
De ahoana ny fotoana?
Za zany mbola malaina
Mbola te-hatory foana

Akorin-dry hoe ny any afara?
Nefa io no tena tsara
Io no tena izilay
Ho hitan-djy ry akamatiana
Fa ho avy amin-jy indjay
Ny hoe "mbola ampiana" :wink:
44. akamatiana ( 24/11/2005 06:00)
miarahaba anao injay
tonga sou parmii anay
nefa zah mbola ande
ka aleo am manaraka jay re

ilay resaka ao afara
avelao any fa zah manjary tara
sady tô mavariana
fa l mpitantana njay no any aoriana

maztouu d mirary sou eeeuuhh!!
45. diamondra27 ( 24/11/2005 07:37)
lasa dialogue njay le ato le......


tsy aleo ve aloha nareo maka sisiny kely
fa avelao ny namana mba hiteny
tena lasa mankarary fo
sy mankarary andoha


lasa nahay poezia kely za grâce à akamatiana sy lapino
46. lapino ( 24/11/2005 08:33)
diamondra27 < nareo ange tsinona lasa natory dia lasa za sy akamatiana sy herimiafina sisa no niresaka teto e!

De novakianao ve aloha le navaliko anao teryyyy ambony teryy e? :wink::)
47. gasitiako ( 24/11/2005 11:12)
ary lapino tena henjana
ny akamatiana tsy te hiditra lalina
nefa izy mody venjana
fa ny tena marina izy malina

tena hainy tsara le dikany
ka aleony mivoaka
sao de jojokeo ny fikany
de avy eo hipoaka

nareo ry reto
tsy nanenina za nanketo
48. lapino ( 24/11/2005 11:40)
Misy spekta mahita
De kompleksé le sipa
K'aleo aloha aato kely
Ilay ki sy kér atao kil...lalao ;)

K'aiza less ra Gasitiako
Ity resaka toa hiviliako
Sao dia misy mahalala
Fiteny, hira, ... sahala
Amin'ireo etsy ambony
Fa za tsy mahit'intsony?

:wink::lol:
49. diamondra27 ( 24/11/2005 14:20)
zahay zany le spekt sa ????
50. Veloo ( 24/11/2005 22:41)
:-D:-Dlava be le spekta kle:roll:
51. akamatiana ( 25/11/2005 05:39)
hey! ôka zay fa tena enjana
Zay kou sipa venjana :-D :-D
Aleo kou zah iala pah
Fa tena varina d tsy mavita raharah :-D :-D
52. cutie ( 25/11/2005 05:49)
anjay ry akamatiana, de aona zany zahay mba mankafy poezie ?? :-D
53. akamatiana ( 26/11/2005 05:22)
tsy maninn akia cutie
eo njay njy manao zé d ki
fa zah aleo iala
maika fa tsy we tsy t alala an !:-D :-D
54. cutie ( 26/11/2005 05:24)
ka za tsy mahay an'zany ze de ki anareo zany :-D
55. akamatiana ( 26/11/2005 05:29)
ra vonona njy
io lapino ampianatsa zé d ki
Fa zah kou tsy mahay
d aleko miala amizay :-D :-D
56. cutie ( 26/11/2005 05:31)
ka le poezie anareo ty mitsy anie no tsy haiko e :-D
57. akamatiana ( 27/11/2005 22:54)
:roll:
58. lapino ( 27/11/2005 23:20)
Ha! Akamatiana sy Cutie
Samy hanao zé dé ki?
Tandremo aloo sô menjera
Fa tsy nandalo zé dé kér :lol::lol:
59. akamatiana ( 27/11/2005 23:43)
:-D:-D
60. dadabe ( 28/11/2005 16:37)
anjekaky oo :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.348