Organe de l'amour?

21. lapino ( 23/11/2005 19:50)
De za zany hilalao irery
Nefa njy eo fa mijery
Ny ze de ker, ki koa
Tsy mety raha tsy olon-droa :wink::lol:
22. akamatiana ( 23/11/2005 20:15)
zah tsy mahay ra tsy zé dé kekitsa
ka aleoko iany manao specta
fa sô d mifanjatsa eo
ka zay vô miantso vonjeo :-D:-D:-D
23. lapino ( 23/11/2005 20:22)
Mety fôna refa zé
Misy hiarahana mimé
Rah kekitsa no tianao
Aleo izay aloo no hatao
Molotsa no hampiasaina
Fa rah maratsa, marary ny aina 8):-D
24. akamatiana ( 23/11/2005 20:54)
zah tsy mahay kekitsa am molotsa
io tsy natao anekitsa fa atao anoroka :-D:-D
tsy maninn wa , fa aleo zah ijery iany
de refa misy poinsa d miditsa zah mananihany :-D:-D



25. lapino ( 23/11/2005 21:06)
Danzz be koo zany
Zé dé ki mananihany =))
De refa ahoana no poinsa
F'angah mou atao mi-coïnsa?
Tsy mety hoà ny zé dé ki
Raha tsy efa miditsa aloo ndjy :lol::lol:
26. akamatiana ( 23/11/2005 21:12)
fa inn klou l zé d ki
zah nge waa matawatsa mikodia e
azavao tsara d miditsa zah
sô d mora ôtsan'ny tôta sy sanza :-D:-D
27. lapino ( 23/11/2005 21:29)
akamatiana:
fa inn klou l zé d ki
zah nge waa matawatsa mikodia e


Ny tanjona am'ze de ki
Dia ny hahazoana fy
Aloha, aoriana, havanana, havia
Mitodika mankany na mankaty
Mandehana kely, dia avia
Mahazo mamikitra, na mikodiadiii
Ambony fandriana na ambony tsihy
Miosanosana mafy ery
Saina faly, fanahy miriaria
Tena hoe ze revin-djy

akamatiana:

azavao tsara d miditsa zah
sô d mora ôtsan'ny tôta sy sanza :-D:-D

Ny tootà sy sanzà
Aza mbola mety hampivaha
Mbola efatra ny koolér
Eto tsisy afa-tsy ki sy kér
K'ahoana hidits am'zay
Sa hampifila kely injay? :wink::lol::lol:
28. Herimiafina ( 23/11/2005 21:37)
Misy organe de l'amour iray adino: l'estomac, hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D:-D:-D
29. lapino ( 23/11/2005 21:40)
Herimiafina:

Misy organe de l'amour iray adino: l'estomac, hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D:-D:-D

Vavafo izany! bouche de coeur =))=))=)) (fa tsy bouches ton coeur an!)
30. akamatiana ( 23/11/2005 21:46)
zah nga mampifila
fa manao tsenjery sy hira
aleo zah amizao iany k'ty
fa tena enjana be l zé de ki



31. lapino ( 23/11/2005 21:53)
Zay de hoe tsy mampifila
Nefa zao ny (ki...) kér manko e manao taralila :P:P
De mody hoe tsenjery sy hira
Efa hoe avia midira! :lol::lol:
Njy tsy mananjana akory
Nefa kely sisa de hatory :cry:
:wink::lol::lol::lol:
32. lapino ( 23/11/2005 21:56)
akamatiana:
fa tena enjana be l zé de ki

Lalina be le zé dé kér :-D:-D:-D
33. Herimiafina ( 23/11/2005 22:06)
Pour atteindre le coeur d'une femme, il faut passer par son estomac, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
34. akamatiana ( 23/11/2005 22:08)
Aleo iany meme d mijery
Fa l zé d ki-anao tô mistery
ôtsany hafa be
sô kou de mahavery kle!




35. lapino ( 23/11/2005 22:28)
F'ahoana koa no misitery, hahavery?
Angaha moa misy ariana, ry akamatiana?
Avelako aloo njy
De za ve zao mba bonne nuit
Nefa tsisy zé dé ki? :snif:
Efa hoe ze revin-jy
De mba miavon-kely ery :-P
'doy e! :lol::lol::lol:
36. lapino ( 23/11/2005 22:32)
Herimiafina:

Pour atteindre le coeur d'une femme, il faut passer par son estomac, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

Faut bien une bouche pour rentrer dedans :lol::lol::lol:
37. akamatiana ( 23/11/2005 22:38)
he ha hi milayy
d bonne nuit amzay
am manaraka jay
refa tsy te-iharitory aminay :-D:-D
38. lapino ( 23/11/2005 22:59)
Zay fa falifaly
Tsss, faly virtoaly
Akamatiana njy
Fa tsy mba akamatia :-w:°)

Za tsy afaka hiari-tory
Fa rapitso mbola hivory
Miala tsiny indrisy
Fa izay le zava-misy
39. akamatiana ( 23/11/2005 23:11)
bon dôdô ary e!
d manofisa mamy b
d tanjemo mararirary
am l zé de ki virtoaly :-D:-D
40. Veloo ( 23/11/2005 23:56)
iza io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3122