Aza mba adala ihany e!

1. xxx ( 10/11/2005 12:43)
Mba ahafantarana ny adala izany hoe sitrana de tsy maintsy misy ny fanandramana atao aminy ka tamin'ity indray mandeha ity izany de zao no nataon'ny dokotera e!
Nomena an'ilay fikopahana ireny izany ny olona anankidimy de ny efatra izany an! salama saina tsara fa ilay iray no adala! mba ho ampiasainy izany sady ny andro koa moa izany mafana e!
Afaka iray volana nantsoina izy 5 de samy nitondra an'ilay fikopahana daholo e! gaga ilay dokotera fa simba daholo ny an'ilay olona 4 tsy marary fa ny an'ilay adala kosa mbola tsara be de nieritreritra i dokotera fa sitrana ilay adala ka nanontany an'ilay adala hoe fa ahoana no nataonao no tsy simba ny anao fa ny an'iretsy olona 4 iretsy simba daholo dia hoy ilay adala namaly nanao hoe: ka ireo adala daholo koa ny azy nalainy de nokopahiny ny lohany fa ny aho nalaiko le izy de ny lohako no nakopakopako teo e! hahaha!!!!
répondu par Veloo le 18/11/2005 21:14
2. sasa ( 10/11/2005 12:52)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. Veloo ( 10/11/2005 17:00)
:-D:-D
4. sonwin ( 10/11/2005 19:23)
:^):°)
5. Herimiafina ( 10/11/2005 19:36)
Ary tena intelligent mahintsiny i nedala izany an, izao ny lohany tsy narary, ny fahafinaretana azony, ny fikopahana tsy simba, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
6. sonwin ( 10/11/2005 19:40)
intelligent ohatran'ise mihitsy ilay adala e:-D
7. sonwin ( 10/11/2005 19:41)
intelligent ohatran'ise mihitsy ilay adala e:-D
8. Veloo ( 10/11/2005 20:14)
sonwin hihihihihi ie marina ny anjy :-D:-D:-D:-D
9. Herimiafina ( 10/11/2005 20:50)
Melsi an, hehehehe, zah zany te ho adala otsan'i nedala fa zany zao no mbola tsy hitako, te hanana eksperiansa an'adala zah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
10. Veloo ( 10/11/2005 20:51)
Hery a ka mandehana any @ misy an'ireny ary e :-D:-D:-D
11. sonwin ( 10/11/2005 20:53)
heri> ka efa naman-dry zalahy ise dia izay no tsy ahitan'ise azy ka :-D, efa mitovy ny atao hoe intelligence aminareo
12. Herimiafina ( 10/11/2005 20:56)
Possibla marina, ngô de efa adala marina aza zah ty fa tsy mahafantatsa, hehehehe:-D:-D
13. Veloo ( 10/11/2005 21:00)
=))=))=))=))=))=)) nareo reto tsssssssssss mampime mihitsy
14. sasa ( 11/11/2005 05:21)
fa iza no tena adala be ato e:-D:-D:-D:-D:-D
15. ari.malala ( 11/11/2005 05:35)
mitovy @ ty ko zany, nanao asrina piscine ony le dr itsapana we iza no efa sitrana ny adala tsaboiny d tonga teo @ tour n'nle 1 d tsy nety izy d faly ery le dr we efa ho sitrana kosa ity d nanontaniana izy we fa manin d ozizy tsy taitra, ko pscine lalina b io v dokotera no asainao itsorahako ts maty eo za sady za tsy mahay milomano akory...
16. mamzelkely ( 11/11/2005 06:15)
:-D:-D resak'adala ty..:^):-D:-D
17. ari.malala ( 11/11/2005 06:20)
njy ko zany adala ato? :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dsady njy tô lazain'le ol ray zay we miaro namana fa namanjy ony izy d adala miaraka @ zany njy:-D:-D=))=))
18. Herimiafina ( 11/11/2005 06:23)
Otsan'ny tsara be zany hoe hifanena amin'i mamzelkely any amin'ny asile zany klé, volonteratampoka ho adala zah, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
19. ari.malala ( 11/11/2005 06:37)
herimiafina, enao anie efa adala hatr@zay e, ng aadinonao?:-D:-D
20. bozimanga ( 11/11/2005 07:11)
^^^^
tsy tena mampime
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1107