Aza mba adala ihany e!

41. mamzelkely ( 16/11/2005 15:37)
possible mits zany ka:-D:-D
42. Veloo ( 16/11/2005 17:44)
=))=))=))=))=))
43. Herimiafina ( 16/11/2005 21:07)
Ka le dokotera nanome anlé fikopahana amhintsiny anie no tsy de intelligent loatra noho le adala e, aiza ve kou ny andro managatsiaka be de omena fikopahana ny olona. na le adala aza gaga de ny lohany no nampanaoviny échaufement mikopakopaka le fikopahana, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
44. Veloo ( 16/11/2005 22:23)
sahafa ndray atao hanakopahina e :-D:-D:-D
45. ari.malala ( 17/11/2005 06:58)
ka itondray sahafa aky io adala b io ry veloo azafady a :-D
46. mamzelkely ( 17/11/2005 07:11)
de ajanoko zany le recherche ana fikopahana a:-D:-D
47. ari.malala ( 17/11/2005 12:57)
mbola mazot nga njiko?
48. mamzelkely ( 17/11/2005 15:08)
euhhhh mazoto za fa refa ts ilainy njay le izy de ajanoko ka:-D:-D
49. Veloo ( 17/11/2005 18:07)
mamzel a ka efa nahita sahafa za ka hihihihihi:-D:-D
50. Herimiafina ( 17/11/2005 18:10)
De togava daholo aty nareo ireo kopahako kely. hehehehe:-D:-D:-D:-D
51. Veloo ( 17/11/2005 18:34)
:roll::roll:
52. ari.malala ( 18/11/2005 07:15)
ny lohanao alo herimiafina kopahana sao hipoaka eo ka hanahirana ny hanangona ny atidohanao aaaaa:-D:-D:-D:-D:-D
53. mamzelkely ( 18/11/2005 07:34)
veloo< mici ary e de ajanoko zany ny recherche fa sô de misy zvt ilaina hafa alo raforce e:-D:-D
54. Veloo ( 18/11/2005 21:14)
ari. :-D:-D:-D:-D
mamzel a ie ajanony aky a :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.364