Aza mba adala ihany e!

21. Herimiafina ( 11/11/2005 08:07)
Ie, be ny adala milaza anah ho adala kah, tsy mahagaga anah tsony zany , hehehehehe:-D:-D:-D:-D
22. ari.malala ( 11/11/2005 08:21)
hahahaha, enao aza miaiky ny tenanao fa adala ko :-D:-D:-D:-D
23. mamzelkely ( 11/11/2005 08:28)
Herimiafina< ao fa vangiko any am asile enao k...:-D:-D
24. ari.malala ( 11/11/2005 10:59)
:-D:-D:-D:-D:-D
25. Herimiafina ( 11/11/2005 18:02)
mamzelkely:

Herimiafina< ao fa vangiko any am asile enao k...:-D:-D


En passant, hitondray fikopahana zah ataoko cadeau ho an'i ari.malala fa manao collection an'ireny mantsy izy, hehehehe:-D:-D:-D:-D

26. kiali ( 13/11/2005 16:04)
tssss! bandy marary loha
27. sasa ( 14/11/2005 05:37)
hi hi hihi Kiali iza aloha le marary an-doha lazain'lah? sa elah milaza tena? raha ny fahitako azy manko tsy nisy nitaraina narary an-doha ny bandy ato kou, mazava ho azy izany fa elah no marary an-doha eo:-D:-D:-D:-D:-D:-D
28. ari.malala ( 14/11/2005 06:27)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Dsasa, njy masika an:-D:-D:-D
herimiafina, ts mila fikopahana zany za fa ento ho anao ihany fa enao tô mitaraina we mahamay b any @ nareo any ko :-D:-D:-D:-D
29. mamzelkely ( 14/11/2005 06:42)
herimiafina< andraso aza alo fa vô hitady le fikopahana za e...:°):-D:-D:-D
30. sasa ( 14/11/2005 10:33)
ari. tys masiaka aho fa izy tsinona tsy préciseny le marary an-doha kou
mamzelkely hitady fikopahana afo ve njy, haingana fa le afo tsy mety mirehatra mintsy e:-D:-D:-D
31. mamzelkely ( 14/11/2005 11:49)
non ka ts fikopahan'afo fa fikopahan-doha ho an raforce zany ka..:-D:-D
32. ari.malala ( 14/11/2005 12:00)
haingana injy fa sao hipoaka eo ny lohany :-D:-D:-D:-D
33. Veloo ( 14/11/2005 16:33)
=))=))=))=))
34. ari.malala ( 15/11/2005 05:20)
miolankolana indray i veloo... :)
35. mamzelkely ( 15/11/2005 06:14)
kalou fa sarotra ve ny mitady an le izy ko...:-D:-D
36. Veloo ( 15/11/2005 18:54)
ari a ka mampime knou :-D:-D:-D
o ry mamzelkely inn no oe e:
kalou fa sarotra ve ny mitady an le izy ko
37. mamzelkely ( 16/11/2005 06:19)
le fikopahana ky ry veloo a... za anie tokony hitady fikopahana ho an herimiafin e...:-D:-D
38. ari.malala ( 16/11/2005 07:19)
le dernier modele mints no entondry hoanazy fa iny ngezangeza d @zay ts mipoaka ny lohany, ary haingana wa njy fa efa manomboka hipoaka mints anie e...:-D
39. mamzelkely ( 16/11/2005 07:38)
eny waaaaaaa.. efa miazakazaka mits za io fa efa lany dôy ny tany am grandes surfaces rht..:-D:-D
40. ari.malala ( 16/11/2005 11:44)
hihihi, ary tena hitako eto fa handihy mints raherimiafina an, d mahazo bà takolaka 2 njy :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1542