sipa mandreraka

1. isalo ( 31/10/2005 14:10)
hono aho ry zareo! nahoana ianareo sipa no mampifilafila be rehefa tena aseho anareo fa tena tiana ianareo nefa nge rehefa tsy vakiana loha dia mihaodiaody misintona indray é
répondu par lilbon le 05/11/2005 04:58
2. majakely ( 31/10/2005 14:29)
fa ny bandy angah tsy mitivy amin'io ihany sa ???zah ndray zao saika hanontany hoe: nahoana wa ianareo bandy no mampifilafila be rehefa tena aseho anareo fa tena tiana ianareo , nefa ange rehefa tsy hivakina loha dia mihaohaody misintona indray ?:-P¨¨
3. labomba ( 31/10/2005 14:30)
tsy ny sipa iany fa na bandy koa aza.
Lesona: aza mampiseo fitiavana be loatra na bandy na sipa manjary tsisy surprise tsony amin'ny manaraka. Asio suspense ben a!
4. labomba ( 31/10/2005 14:31)
majakely> ampisehoy oul hafa ndray oe ijerevana an'izany?
5. majakely ( 31/10/2005 14:37)
¨labomba
6. xxx ( 31/10/2005 14:45)
raha ny sipa alou toa azoko ihany eh - mba maka toky kosa alou fa tsy tonga dia hiantsampy amin'ny hazo tsy fantatra, sady indraindray ny bandy maivava!!!

fa raha bandy --- :-w:-w
7. noriah ( 31/10/2005 15:16)
zah aloh na tia de mody calme e!!eny fa na dia efa misamboaravoara be ny ao ampoko ao !!
8. Veloo ( 31/10/2005 17:02)
9. jajaf401 ( 31/10/2005 17:08)
appel jiaby zany eh, raha ni filafila no ahazoana ilay fitiavana de zay,!!!!!!!
10. ditra ( 31/10/2005 17:32)
raha ny tena izy dia ny sipa no tena mandreraka be,isika bandy anie ka tsy mivaky loha be laotra ny tena fitiavana e!ny sipa ihany no adala izanye!
11. fasaly ( 31/10/2005 19:46)
fomban'ny sipa aky zany fa aza raisina ratsy a!matoa moduy mampifila de tia izy izay!;;;;:lol:
12. jajaf401 ( 31/10/2005 19:51)
raha tsy mamilafila koa anie izy mety ho accès libre eh!!=))=))
13. angelgirl ( 31/10/2005 19:59)
ditra:

raha ny tena izy dia ny sipa no tena mandreraka be,isika bandy anie ka tsy mivaky loha be laotra ny tena fitiavana e!ny sipa ihany no adala izanye!



sipa adala ahoan ry anona a!ampifilafilaina ,mifikitra otran'ireny inona ireny de refa on va voir ailleurs tsy mahatanty,tsy mahavita tena akory raha tsy misy vehivavy!
14. Veloo ( 31/10/2005 20:30)
angelgirl a=D=D=D
15. boubounezy ( 31/10/2005 21:27)
nareo lhl mintsy no tena pira knou!!!


isalo:

hono aho ry zareo! nahoana ianareo sipa no mampifilafila be rehefa tena aseho anareo fa tena tiana ianareo nefa nge rehefa tsy vakiana loha dia mihaodiaody misintona indray é



16. Veloo ( 31/10/2005 21:46)
:-D:-D:-D:-D
17. Herimiafina ( 01/11/2005 00:29)
isalo:

hono aho ry zareo! nahoana ianareo sipa no mampifilafila be rehefa tena aseho anareo fa tena tiana ianareo nefa nge rehefa tsy vakiana loha dia mihaodiaody misintona indray é


Valabla amin,ny lehilahy koa io zavatra io, saingy ny degré isehoany no mahasamihafa azy arakaraka ny olona sy ny psykolojiany.

Manana "instinct de prédation" ny olombelona, izany hoe raha raisina toy ny fihazana ny fitiavana ANKEHITRINY dia lasa tsy misy maminy intsony raha manantona ho azy facillement fotsiny amin'izao ilay proie na gibier.

Any amin'ny vehivavy dia ilay fisian'ny hormone antsoina hoe Dopamine no mahatonga an'io.
Any amin'ny lehilahy indray dia ny fisian,ny testosterone.

Mila herimpanahy goavana be vao maha-maîtriser zavatra ohatr'izany.
18. ravakamalala ( 01/11/2005 14:32)
Mila herimpanahy goavana be vao maha-maîtriser zavatra ohatr'izany


:wink:Herimpanahy no ilaina fa tsy herimiafina a!
19. Herimiafina ( 02/11/2005 01:32)
ravakamalala:

Herimpanahy no ilaina fa tsy herimiafina a!



Eny akia ry chérie kely an. Mila herimpanahy vao afaka mahafantatra ny tena ilain'ilay olona tiana iny.
Matetika mantsy de le fitiavantsika ao ampo no mibaiko antsika tsy mba mandinika aloha hoe mety ve sa tsia de lasa manaonao foana mitanaraka ilay olona, toa lasa fitiavantena ilay zavatra. Lasa otran'ny hoe tiko iny sipa iny na iny bandy iny ka tsy maintsy azoko, de coller na de fandrihana, de atao koa izay hahatara azy amin'ny tena.

Ny tsy ao antsaintsika amin'io dia ny hoe, mety ve raha miaraka amiko anefa iny olona iny, izaho ity anie ka bandy mandreraka be sao de hampijaly zanak,olona fotsiny e.
20. cutie ( 02/11/2005 05:21)
Herimiafina [ Valio ] 02-11-2005 05:32:38
Lohateny : Re : sipa mandreraka
Hoy i ravakamalala:

Herimpanahy no ilaina fa tsy herimiafina a!




Eny akia ry chérie kely an. Mila herimpanahy vao afaka mahafantatra ny tena ilain'ilay olona tiana iny.
Matetika mantsy de le fitiavantsika ao ampo no mibaiko antsika tsy mba mandinika aloha hoe mety ve sa tsia de lasa manaonao foana mitanaraka ilay olona, toa lasa fitiavantena ilay zavatra. Lasa otran'ny hoe tiko iny sipa iny na iny bandy iny ka tsy maintsy azoko, de coller na de fandrihana, de atao koa izay hahatara azy amin'ny tena.

Ny tsy ao antsaintsika amin'io dia ny hoe, mety ve raha miaraka amiko anefa iny olona iny, izaho ity anie ka bandy mandreraka be sao de hampijaly zanak,olona fotsiny e.

de ahona le mihaza zany :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1363