sipa mandreraka
21. majakely
(
02/11/2005 06:02)
zah tena d'accord amin'ny lazainao herimiafina!!!à 100/100 io an:wink:
22. xxx
(
02/11/2005 07:43)
Ka ny Bandy kou nge manao an'io eh! refahitany hoe tena tia le sipa de filafila be no azo, ka aleo mba samy be mokony de hita eo ihany ze iafarany eh! sa ahona?
23. majakely
(
02/11/2005 08:16)
aaaaaa¨refa tia kosa de tia ka ,,ary matoa mbola sah ny mampifilafila ,de tsy mbola tena tia zay amiko!
27. estine
(
02/11/2005 13:46)
Herimiafina:
isalo:
hono aho ry zareo! nahoana ianareo sipa no mampifilafila be rehefa tena aseho anareo fa tena tiana ianareo nefa nge rehefa tsy vakiana loha dia mihaodiaody misintona indray é
Valabla amin,ny lehilahy koa io zavatra io, saingy ny degré isehoany no mahasamihafa azy arakaraka ny olona sy ny psykolojiany.
Manana "instinct de prédation" ny olombelona, izany hoe raha raisina toy ny fihazana ny fitiavana ANKEHITRINY dia lasa tsy misy maminy intsony raha manantona ho azy facillement fotsiny amin'izao ilay proie na gibier.
Any amin'ny vehivavy dia ilay fisian'ny hormone antsoina hoe Dopamine no mahatonga an'io.
Any amin'ny lehilahy indray dia ny fisian,ny testosterone.
Mila herimpanahy goavana be vao maha-maîtriser zavatra ohatr'izany.
Mahafinaritra ahy ny fomba fiteninaoilay izy ianaoity angamba scientifike be mitsy an
30. menakely
(
02/11/2005 16:05)
ditra:
raha ny tena izy dia ny sipa no tena mandreraka be,isika bandy anie ka tsy mivaky loha be laotra ny tena fitiavana e!ny sipa ihany no adala izanye!
salut,
ia,za sipa de mapifilafila tsara an'i vadiko,
za angaha niteny t@ azy hoe vadio za?
somary ampijaliko izy indray indray,ragitiko ho saropiaro @ zay izy tia ahy tsara,tomany aza izy indray indray reveko tsara rehefa zay no miseho.
F' angaha lehilahy azo ampisehoana tena fitiavana?
mitady biby an-davaka enao raha tena mampiseho @ny tena tia azy enao.
32. aly
(
02/11/2005 19:42)
Ny olotiana tsy iaraha monina
hilaozy kely indraindray
Jereo tsra ny misy anareo izao:
Aty andafy ianareo va hita hoe tia an'i dago
rehefa hilaozanreo izy va hitanreo fa tsara
koa hilaozy ihna de temps en temps
hilaozy kely indraindray
Jereo tsra ny misy anareo izao:
Aty andafy ianareo va hita hoe tia an'i dago
rehefa hilaozanreo izy va hitanreo fa tsara
koa hilaozy ihna de temps en temps
34. lilbon
(
03/11/2005 04:21)
menakely>izay no atao hoe raisonnement par l'absurde!:-D:-D
ary eo ny vehivavy de tena mazana mintss!:twisted::P
tsy mahatsiaro tena ve enao hoe mandrora mitsilany?
f'angamba mbola tsy tena tia enao e?? :?::roll:
ary eo ny vehivavy de tena mazana mintss!:twisted::P
tsy mahatsiaro tena ve enao hoe mandrora mitsilany?
f'angamba mbola tsy tena tia enao e?? :?::roll:
35. lilbon
(
03/11/2005 04:25)
atoroko zavatra nareo!
nareo mampifila anefa avy eo manome kely ihany !
inona no zavatra hiseho!:?::wink:
mieritreritra ny lehilahy fa na de niaraka aza ianareo de tsy tena fitiavana !8)8O
de mety ho tonga saina izy, de ahita olona mamy kokoa de eo nareo vao hikoropaka!:P:P
ry lerony efa nadio ny rano nitany fa tsy te hiteny fotsiny izy hoe efa tsy tia intsony !:-D:arrow:

37. Herimiafina
(
03/11/2005 08:43)
Amiko aloha matoa ilay olona mampifila dia be principe be izy na mitsapa, lafiny iray tsy azo idivirana io.
Inona no ataoko? Mionona zah hoe tsy tena tia anah izy ka tsy azoko forcer-na.
Raha tena tia mantsy tsy misalasala izany.
Inona no ataoko? Mionona zah hoe tsy tena tia anah izy ka tsy azoko forcer-na.
Raha tena tia mantsy tsy misalasala izany.
39. menakely
(
03/11/2005 16:08)
Veloo:
ledada a ny kofa ko manao an'io eeeee:wink:
Misaotr'eh!
liblon, tsy mahatsiaro mandroramiatsilany zany za fa hitako aotsara ilay izy.
veloma anareo rehetra ato @ serasera fa ampy ahy ny ataonareo aho ka aleoko mandeha fa mavo ka tsy tin'olona sady antena koa moa cotier raha teo.