sipa mandreraka

41. fijo ( 03/11/2005 22:47)
fasaly an,ary eaha le mampifila iny moa no lasa ary le bandy????
42. isalo ( 04/11/2005 06:34)
Herimiafina:

Amiko aloha matoa ilay olona mampifila dia be principe be izy na mitsapa, lafiny iray tsy azo idivirana io.

Inona no ataoko? Mionona zah hoe tsy tena tia anah izy ka tsy azoko forcer-na.

Raha tena tia mantsy tsy misalasala izany.


O.K lesy bainina. mitovy hevitra isika. efa niala nenina ihany aho nefa tsy tsapany hoe rehefa tsy hitako intsony izy dia adinoko levona koa ilay fitiavana
be anie ny sipa manja é!
fa mba iza no hendry ? za loa bandy somary mafy loha ihany noho izany mola sipa hendry atao maodely sady ampianatra izany
fa ny fanotaniako lesy bainina ahoana no hanana herimpanahy ?


43. xxx ( 04/11/2005 06:38)
enao aza efa mafy loha koa hanana herim-panahy aiza ?
44. isalo ( 04/11/2005 06:55)
[quote=lilbon]
menakely>izay no atao hoe raisonnement par l'absurde!:-D:-D
ary eo ny vehivavy de tena mazana mintss!:twisted::P
tsy mahatsiaro tena ve enao hoe mandrora mitsilany?
f'angamba mbola tsy tena tia enao e?? :?::roll:

[/quote=isalo]

diso hevitra isekely . ny tenanay ary mbola tsy niteny azy hoe revenay izy nefa dia nanaiky aterinay any am-pianarany ,tsenainay, oronay ary safosafonay sy sanginay dia tena faly ery ka nony nilaziko hoe tiako ianao ary tiako be sady ampiharahiko amin'ny fihetsika tena tia dia ohatran'ny torakovitra ary izaho indray no hisehovany milay indray avy eo hoe potika aminy.
aleo fa tondrako sipa hafa .
eo izy no raisina.


45. lilbon ( 04/11/2005 10:30)
hihii!
izay mintss le tsy mampitovy ny lelahy sy vevavy!:-w
ny lelahy refa tena miteny hoe tiko enao de izay zany
:roll: fa ampifilafilao =((anie izy e!de mitady hafa indray fa efa tsy poinsa zany kou:)! de nefa tsy hanao kosa alou we tsy mahazo de hampiseho hoe tezitra fa mody cool fona lery :Pde avy eo enao mieritreritra hoe mbola hiverina eo iny ?8-)ie niverina fa saingy nisy zanany hihihi!=))
46. fasaly ( 04/11/2005 19:44)
hummmmmm! hay ve zany e! melsi tam le sopapa e!
47. fijo ( 04/11/2005 23:31)
kay sous papa anie mama e
48. lilbon ( 05/11/2005 04:58)
fasaly > de rien
ka matetika le raisonnement par l'absurde io tsy azonay lehilahy ny dikany kou :):):)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1895