Serasera 24 h

1. xxx ( 19/10/2005 02:12)
Herimiafina = serasera 24h :-D:-D:-D:-D
répondu par Veloo le 04/11/2005 20:54
2. cutie ( 19/10/2005 02:18)
in ny dikan'io ??
3. hesham ( 19/10/2005 02:19)
mivoaha tao ry herimiafina an , de we xxx hono
4. Herimiafina ( 19/10/2005 02:19)
Raha totaliana izy izay de tsy 24h fotsiny. Kely be zany tena tsss.
5. cutie ( 19/10/2005 02:20)
za tsy mahazo resaka e lol
6. Herimiafina ( 19/10/2005 02:24)
Lazainy fa 24h fotsiny hono zah no tato, tsy azoko amin'izany ny karamako feno an. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
7. cutie ( 19/10/2005 02:25)
:roll:
8. Herimiafina ( 19/10/2005 02:35)
Eny e, tsy tina njay le bandy otsanah, meko anao ny fanjakana ry xxx, tsy hanangana ady aminao zah. Aza miamboho adidy. De tandremo sao vonoin'ny sasany otsan'ny nanaovanao ahy.

8)8)8)8)
9. hesham ( 19/10/2005 03:05)
cutie:

za tsy mahazo resaka e lol



Tsy 24h fotsiny no totalin`ny nidiran`i herimiafina tato fa efa mohoatra be dia malahelo be izy .:-D:-D:-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 19/10/2005 04:00)
Zah zao no score ato, 2465 soratra, favy an, de misy be fialonana be. tssss.

Sa sao kosa de mba te-hananatsa be anah fotsiny, raha zay njay de tiko be i xxx.
11. menakely ( 19/10/2005 04:45)
xxx:

Herimiafina = serasera 24h :-D:-D:-D:-D



Grave be koa zany sujet zany
12. Herimiafina ( 19/10/2005 04:52)
Zah kou leisy mba gaga ra-menakely, tsy mahita lazaina, mety sipako talou leiry io de tezitsa fa tsy tiko fa maimbo vava be, hehehehee :-D:-D:-D:-D
13. pika ( 19/10/2005 05:12)
raha tena sahy sy milay izy ry herimiafina sahy mitonina anarana a
sady ireny ilay mahatsiaro ho complexé e :-D:-D
14. Herimiafina ( 19/10/2005 05:17)
hehehehe, ra-pika marina, ke lery otsan'ny maimbo vava be angambany de misarombava, de aleony misarotava alou sao de kobiko. hehehehe :-D:-D:-D:-D

Otsan'ireny misy dalle misokatra reny refa miteny takaka.
15. jentilisa ( 19/10/2005 05:24)
inona ary ity? izay tiany hidirana io koa inona ny olana? mampahatsiahy an'i ddb izy izany!
16. fasaly ( 19/10/2005 05:31)
tena gisitra zà zany ny ahy angamba raha misy de 4h/24h .....:cry:
17. ari.malala ( 19/10/2005 05:41)
fasaly, tsisy mampitomany ky zany a, njy marina alo elaela zay tsy tazana e!:) taiza fôna njy?:)
18. mamzelkely ( 19/10/2005 07:18)
tsara re zany ry herimiafina a... zay le hery miafina ao aminao...:-D
19. ravakamalala ( 19/10/2005 08:40)
:roll::roll: D tsy azoko hoe aiza ho aiza lé olana?:roll:
20. rongatry ( 19/10/2005 09:25)
Midangana be ny \"popularité\"-n\'i Herimiafina, hatraiza hatraiza dia feno azy !8O8O8O

:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5033