Serasera 24 h

41. pitchou ( 21/10/2005 18:43)
tsssssss
42. Herimiafina ( 21/10/2005 18:46)
Hono hoa, manana le lakaoly fanatambarana loha vaky reny ve pitchou, hehehe:-D:-D:-D
43. Veloo ( 21/10/2005 19:03)
tssssssssss
44. Herimiafina ( 21/10/2005 20:29)
Bibilava mitsifotra, menarana mampididoza daholo nareo, tsy mba otra-dry ravakamalala, ry mamzelkely, sy ny tariny, tssss:-D:-D:-D:-D
45. hesham ( 22/10/2005 01:12)
Aona kay zany bibilava mitsifotra sao dia ianao ary io bibilava io . Nidirandozan`ny menarana njai a:-D:-D:-D:-D:-D .
46. Herimiafina ( 22/10/2005 02:33)
Enao zao no exampla mivaingana menarana. Ny menarana de ambava nem nefa ampo zetainma. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
47. pitchou ( 23/10/2005 15:15)
mahita lazaina!
ie! zà mahafantatra lakaoly fanakôlina loha vaky:-D:-D:-D
48. Herimiafina ( 23/10/2005 16:46)
Amby ary mba kôleo kely ny lohako alou e.
49. hesham ( 24/10/2005 16:40)
herimifaina a .Tsy zakanao ny tiaviko wa fa za aza forsena hitia anao .:-D:-D:-D:-D:-D
50. Herimiafina ( 24/10/2005 16:45)
Tsy forcer-ko enao kah, efa misisika ve mbola forcer-na ihany, hehehehe:-D:-D
51. hesham ( 24/10/2005 16:56)
Fita e ,:-D:-D:-D:-D:-D
52. Herimiafina ( 24/10/2005 17:41)
Inn no fita e, le enao misissika sa le za mi-forcer kely de kely? hehehehe:-D:-D
53. Veloo ( 24/10/2005 17:50)
o ry hidden power a mitady fahavalo enao ity ka:-D:-D:-D:-D:-D
54. Herimiafina ( 24/10/2005 17:58)
Non zah tsy mitady fa izy no mitsangana ho fahavaloko eto, nefa zah mbola tsy mety manjay azy ho fahavalo de mila vaniny be izy, mety tara amiko ngamba izy io klé. hehehehe:-D:-D:-D
55. pitchou ( 25/10/2005 14:06)
ary voambolana de la semaine-n'i toi mihitsy ity "tara" ity an! :-D:-D:-D
56. Herimiafina ( 01/11/2005 00:55)
TARA injay i pitchou, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
fandrika be mivandravandra avelatro io de tsitany, hehehehehe:-D:-D:-D
57. dadabe ( 01/11/2005 08:04)
ary izay ity vao hitako ,hummm zah koa toa efa tratran'ny tahaka ity kle :D:@:@:@ reveo manja lesss fa ho lasa vedety toi aoriana kely ao a:@:@:@
58. Veloo ( 02/11/2005 18:37)
ie wa ry dadabe:-D:-D:-D
59. pitchou ( 04/11/2005 17:53)
tara ho aiza sa tara @inn ry heri? tsssss! sa oul mandeha à lera fôna kou
60. Veloo ( 04/11/2005 20:54)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7718