Serasera 24 h

21. jajaf401 ( 19/10/2005 09:54)
tsy hitako alou ny olana raha samy 24h ato klé! :-D:-D:-D:-D
22. agoago ( 19/10/2005 12:33)
Mialona kanjo ry zareo ry Herimiafina, sady tsy manankevitra no feran'ny connexion.
23. hesham ( 19/10/2005 15:56)
Fa inona ry reto no tokony ialonana any @ herimiafina ?? Ai misy manenjika score koa ato , ai ve , zay kay no tsy amelan`i herimiafina ana , :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
24. hesham ( 19/10/2005 16:00)
Mety tsisy resaka fialonana kosa ny an`i xxx io fa i herimiafina efa zatra mialona dia ao antsainy fona le fialonana.
25. Veloo ( 19/10/2005 20:38)

:roll::roll::roll:
26. Herimiafina ( 19/10/2005 20:45)
Ary toa fantatrao i ra-xxx ry hesham, sa le vadinao io? hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
27. pitchou ( 20/10/2005 03:02)
bla bla bla! mijanona 24 h kou re raha zay fôna no makarary ny loha! tsisy hibedy ange eo e! sady @zat mba manana olona hitafana 24 h eto i heri!
28. Herimiafina ( 20/10/2005 03:38)
Eeeeh, 24h tokotrany moa zany ny iray andro an, fa iza moa no namorona an'izany ora sy minitra ary segondra izany e, vaky mintsy ny lohako miheritreritra an'izany? hehehehe:-D:-D:-D:-D
29. ari.malala ( 20/10/2005 06:39)
d natambatra t@ in ny lohanao vaky zany ry Herimiafina?
30. Veloo ( 20/10/2005 14:16)
ari.malala=))=))=))
31. ravakamalala ( 20/10/2005 15:03)
Io mits herimiafina, mamadi dresaka ndray :lol:
32. Herimiafina ( 20/10/2005 15:55)
Loza marina, nivadika ahoana le resaka ry ravakamalala, nivadika aiza, tsisy naratra? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
33. Veloo ( 20/10/2005 16:57)
mamalana mihitsy lety kle:^):roll::roll:
34. menakely ( 20/10/2005 19:17)
ari.malala:

d natambatra t@ in ny lohanao vaky zany ry Herimiafina?


mba valio aloha io fanotanian' ari.malala io ry Herimiafina fa miandry anao ny firenena.
35. Veloo ( 20/10/2005 21:28)
menakely :-D:-D:-D
36. pitchou ( 21/10/2005 12:10)
zà ao anatin'le firenena miandry!:-w
37. Veloo ( 21/10/2005 14:29)
za ko ry Pitchou
38. Herimiafina ( 21/10/2005 17:35)
Ka le lohako mbola vaky foana fa tsy mbola natambatra, misy lakoly angah any aminao? hehehe:-D
39. menakely ( 21/10/2005 18:04)
:-D = impaire
f' angaha lakoly inona no fanambaranao ny lohanao reheva vaky?
ny ahy mantsy tsary vaky ka miala tsiny fa tsy haiko,:):):):) esy re ry Herimiafina mahay mampiresaka enao ity
40. Herimiafina ( 21/10/2005 18:11)
Tsy impaire io kou satria efa misy he telo eo alohany
hehehe:-D=he+he+he+:-D de rfatra zany, hehehe:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.381