inona ary ?
1. Jemes
(
24/09/2005 18:26)
Nisy vitsika sy omby hono,de natsoiny levitsika hono le omby woe amby anie elah e,de aona hoy ilay omby,amby anie elh bitsibitsiako e, de btsitsibitsiany le vitsika teo hono le omby ,ka nony vao tapitra ony lay bitsibitsika de torana le omby.
Inona ary no teneniny le vitsika nahatorana any le omby?
Inona ary no teneniny le vitsika nahatorana any le omby?
répondu par Veloo le 20/10/2005 17:24
4. sipagasy
(
25/09/2005 14:26)
tsy haiko???n ngamba fanina ilay omby nanakatra ilay vitsika ambany loatra hihihihi
17. sonwin
(
26/09/2005 14:42)
lanin'ny vitsika ny bozin'ilay omby dia mangana, dia izay no nahatonga ilay hoe bozimangana, nalatsaka ny "na" avy eo fa lava loatra, bozim...8)
18. Veloo
(
26/09/2005 18:52)
=))=))=)) ty sonwin ty tssssss mampime...
inn aloha ny valiny eeeeee za tsy mahay?
inn aloha ny valiny eeeeee za tsy mahay?
20. mandrindra
(
27/09/2005 09:19)
:-D, dia vao maika i bozimanaga hivazavaza hoe tsy mampihomehy, :D