inona ary ?
21. sasa
(
27/09/2005 10:38)
:-D sali sali elah frera :-D:-D:-D
hi hi hi hi efa henoko aloha le blague e
hi hi hi hi efa henoko aloha le blague e
22. Nananie
(
27/09/2005 10:46)
=))=))=))tapaka ny tsinaiko. Misenina mintsy lé Jemes 'ty.
Sonwin kou no loza kou.=))
Sonwin kou no loza kou.=))
24. ari.malala
(
27/09/2005 14:04)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))mahita sampona mintsy nareo! =))=))=))
29. sasa
(
29/09/2005 06:00)
veloo k'efa hoe hoy le vitsika hoe bevohoka anao aho :-D:-D:-D
ari.malala mampmé kan
ari.malala mampmé kan
32. ari.malala
(
29/09/2005 10:54)
manomana ianareo rey olona ambulance d ze lhl matanjaka hibata fa hisy olona ho tora'nny fimehezana refa kelikely!
34. Veloo
(
29/09/2005 16:18)
sasa a ka tsy aiko tsinona knou, tsy aleo ve manontanitany fona?
fa tsy dia mampima ahy lotra ilay izy ry ari.malala...sa njy hanao hatsikana vao2 mampime? :-D
fa tsy dia mampima ahy lotra ilay izy ry ari.malala...sa njy hanao hatsikana vao2 mampime? :-D
35. sasa
(
30/09/2005 04:23)
James efa betsaka am le blague mandeha eto no efa henoko satria izahay rehefa miaraka daholo ny tanora d mifampitantara blague sy mihomehy
veloo hi hi hi hi andraso indray ary hitady blague mampmé e=))
veloo hi hi hi hi andraso indray ary hitady blague mampmé e=))