inona ary ?
45. mamzelkely
(
04/10/2005 06:42)
k'efa we miandry kely alou fa mbola eo amppitadiavana e...:-D:-D:-D
46. sasa
(
04/10/2005 07:34)
ity ary raha hainareo mety tsy d hampmé izy ity fa valio aloha raha misy mahay.
Tamin'ny le Jesosy nifantsika teo ambony hazo fijaliana iny d niantso an'i Petera izy d niteny zavatra taminy, inona ary no notenin'i Jesosy tamin'i Petera???
Tamin'ny le Jesosy nifantsika teo ambony hazo fijaliana iny d niantso an'i Petera izy d niteny zavatra taminy, inona ary no notenin'i Jesosy tamin'i Petera???
47. mamzelkely
(
04/10/2005 09:18)
valiko ve ry sasa...:roll: tena haiko io...:-D
oziz miantso an Petera we: "hitako avy eto ny tranonareo..." sa ts zany ve:roll::lol::-D
oziz miantso an Petera we: "hitako avy eto ny tranonareo..." sa ts zany ve:roll::lol::-D
48. Jemes
(
04/10/2005 12:49)
Izao no lazainy Petera woe,Petera an, Petera an, de hoy Petera aona izay Tompo, de hoy Izy woe ampio fantsika iray less eto am tongotro eto fa mitady henjera iza izany an.
Mino aho fa io ny valiny =))=))=))=))=))=))
Nampiomehy ahy koa io an
Mino aho fa io ny valiny =))=))=))=))=))=))
Nampiomehy ahy koa io an
51. sasa
(
05/10/2005 05:02)
ny an'i Mamzelkely no marina :-D:-D=D=D
marina kou ny an'i James saingy tsy i Petera no nantsoiny tam le hanampy fantsika fa le miaramila teo=))
marina kou ny an'i James saingy tsy i Petera no nantsoiny tam le hanampy fantsika fa le miaramila teo=))
52. mamzelkely
(
05/10/2005 06:09)
merci sasa fa ts tam "les inconnus" ve izy io e.. =)) fa tena nanmpime tokoa alo io e..=))
58. ari.malala
(
06/10/2005 11:17)
hehe, d miomana koa nareo fa hoavy eo daolo ndray ny mpananatra isan-karazany! :-D:-D
59. mamzelkely
(
06/10/2005 12:02)
shhhhhhh k'efa we hatsikana sy lalao eto ko inn njay ary..:roll::-D:-D:-D:-D