maninona ny sipa gasy no tara @ vazaha

1. kafmalbar ( 23/09/2005 17:02)
Mahagaga fa dia miharitra mihitsy ny sipa gasy manambady vazaha lahy,nefa anie ny vazaha tsy hifikitra ny sipa gasy izany na dia lasa vadiny aza,mampalahelo f'efa voa avy any ry ranabavy tsy maintsy ilay gasy kely ihany no hifikirana na tsy mety hanambady intsony .Inona no antony
répondu par menakely le 26/10/2005 19:05
2. fasaly ( 23/09/2005 18:05)
marina ve zany hoy enao e! izà miteny hoe tsy ny rehetra akory! misy ny vazaha manaja vady amy fitiavana madio, misy gasy lahy toy izany kou! ary misy gasy ratsy ihany kou! fa tsy ho voatery hoe refa vazaha de zao refa gasy de zao.
3. Herimiafina ( 23/09/2005 18:25)
Iny no mbola tsy fahitany de mety tena tonga de manintona azy kou.

Fa apetrako njay ty fanontaniana ity, fa maninona ny sipa vazaha no tara amina bandy gasy?^^=))=))
4. fasaly ( 23/09/2005 18:33)
kou mba te hanana cafe au lait izy kou!
5. Herimiafina ( 23/09/2005 18:44)
Sô de tsy zay fa te-hahita fitaovana hafa?:-D:-D:-D:-D
6. xxx ( 23/09/2005 18:48)
Le izy matetika tsy hoe fitiavana fa interet . Hitanao ihany ny fiainana any @ tanana e, mamay ihany .:):)
7. Herimiafina ( 23/09/2005 18:50)
Ka le vazaha kou aza ne njainjay pôvra be e.:-D:-D
8. kiali ( 23/09/2005 19:07)
kafmalbar:

Mahagaga fa dia miharitra mihitsy ny sipa gasy manambady vazaha lahy,nefa anie ny vazaha tsy hifikitra ny sipa gasy izany na dia lasa vadiny aza,mampalahelo f'efa voa avy any ry ranabavy tsy maintsy ilay gasy kely ihany no hifikirana na tsy mety hanambady intsony .Inona no antony



ka vazah manana paps ko
9. Herimiafina ( 23/09/2005 19:31)
Tonga de refa azo le paps de dakavody vaza de banzoro gasy kely. Za alou volontera raha misy amin'io toerana io e. Za zany te-hanambady.hehehehehehe:-D:-D:-D:-D

De refa azoko njay le paps refa avy manambady le sipa za de dakavody rasipa de banzouro vazaha kely, de le cycle est fermée.

1- sipa gasy = bandy vazaha.
2- sipa gasy = bandy gasy.
3- bandy gasy = sipa vazaha.

Hehehehehehe:-D:-D:-D:-D:-D
10. zakilinina ( 23/09/2005 20:45)
Tsy ampy :
sipa vazaha = bandy vazaha
11. Herimiafina ( 23/09/2005 22:18)
De mbola mitohy kay kah, kamo be za rteo de adinoko hoe misy tohiny:

1- sipa gasy = bandy vazaha.
2- sipa gasy = bandy gasy.
3- bandy gasy = sipa vazaha.
4- sipa vazaha = bandy vazaha.
5- bandy vazaha = sipa gasy.

De miverimberina amin'io hatrany KÉLÉLÉ e.
12. lilbon ( 24/09/2005 04:03)
innn mou zany no tena hitiavana oul 1?:):D
Ny vazaha aloha dia manintona e!
satria izy fotsy be :twisted:,in11 izy kou manambola raha oharina amy malgasy:evil: , in11 mety ho bôgôsy kou le vazaha :roll:??
de ao koa alou le we paps e !:-*:-*GRRRRR
zany we raha heverina zany de mety ahasambatra kou ny manambady vazaha !?:?::?:
zany we tery be ny saina raha ohatra ka atao we ny vazaha de tsy maintsy manambady vazaha :{:{
ary ny gasy de tsy maintsy manambady gasy !
pfffffffff!
13. Herimiafina ( 24/09/2005 04:17)
Aza kivy lesy ra lilbon fa ny antsika de mety amintsika jiaby refa tsy bandy ôtratsika fotsiny e.:-D:-D:-D:-D
14. fijo ( 24/09/2005 04:37)
raha any an tanna aloha dia ny fiainana no mahatonga ny sipa hitady vozongo e.
raha aty ivelany dia taratsy matetika.
misy ihany fitiavana fa vitsy.
15. lilbon ( 24/09/2005 04:47)
de sarotra be wa le mitsara fianinan'oul
:evil:
16. fijo ( 24/09/2005 04:50)
fa lazaina ihany aloha ko
17. Herimiafina ( 24/09/2005 05:06)
Tsy de betsaka kou ne le lasan'le vazaha e. Sipa marobe ireo tsy lany tamingana zany fa misy anjaratsika bandy gasy fôna. Fa matetika kou ne le tsy poinsa be reny no lasan'ny vazaha fa le tena manjakely tsy tiany kou e. hehehehehehehehhe:-D:-D:-D:-D:-D
18. fasaly ( 24/09/2005 10:17)
:roll::roll::roll:
19. fasaly ( 24/09/2005 10:19)
marina aloha fa ny hanambadiana vazaha matetika de interet e! resaka paps, resaka vola, fa na izany aza misy fitiavana kely ihany ao.
20. vale ( 24/09/2005 13:06)
Tsy ny retraretra kosa aloa no tara @ vazaha é!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3892