maninona ny sipa gasy no tara @ vazaha

21. ravakamalala ( 24/09/2005 13:38)
Izay kosa aza no tiany koa! Sao dia mba ny vazaha kosa no mahate ho tia???
22. Herimiafina ( 24/09/2005 15:16)
Za ry reto zany te-hiaraka amin'ny vazaha tampoka teo injay an.:-D:-D:-D:-D=))
23. ravakamalala ( 24/09/2005 16:23)
herimiafina> Sady efa nahazo morsa enao : lé atao hoe "trésor".
Bonne sansa raha ho any france
24. fasaly ( 24/09/2005 16:58)
herimiafina:
ka inona no olana e! mahaleova mahalasàana e! de mahità zay tiana, fa aza mifidy ny tsy mandray rano fa matetika ireny vazaha vavy reny tsy misasa ny maraina fa mandeha gona nefa ny parfum midonaka ery fa ary ambany ary tsonjo be mintsy
25. Herimiafina ( 24/09/2005 17:51)
Za tia tsonjo be mahintsiny kah. Njinja fa gogo maina sy besisika ary galapapaka. miam, miam, asiako sakay kely de homana za. Aleo mintsy izy tsy misasa fa zay no ireveko azy.=))=))=))=))

Kay, zah koa kay mbola tsy nisasa nefa efa atoandro be ny andro.=))
26. fasaly ( 24/09/2005 20:05)
hummmmm tia raha enao ty raha izany ka! tsy mahatelikanina raha mbola misy fofona kou!
27. Herimiafina ( 24/09/2005 20:07)
Voatelina foana io ry fasaly rehefa revena manja an. Za zao refa maheno fofotsonjo foana de refa misara-toerana de maheno fofotsonjo de mahatsiaro be azy mahintsiny.

hehehehehe fdomination par le zodeur.=))=))=))=))
28. xxx ( 24/09/2005 20:38)
ny mahatara ny sipa gasy amin'i bandy vazaha ve ? tena mahay mampirevy be izy, toty revy e , na ara-bola na araka revy ampandriana , tsisy sakana mihitsy fa samy tsy maintsy mahazo tsirony vao miala. tsy tia tena izy na maimaika fa tena mampirevy tokou mou zany !
29. ravakamalala ( 24/09/2005 21:23)
Izay mahatsapa tena ho be lelo, iangaviana anisindelo!
30. xxx ( 24/09/2005 22:12)
[quote=xxx]
ny mahatara ny sipa gasy amin'i bandy vazaha ve ? tena mahay mampirevy be izy, toty revy e , na ara-bola na araka revy ampandriana , tsisy sakana mihitsy fa samy tsy maintsy mahazo tsirony vao miala. tsy tia tena izy na maimaika fa tena mampirevy tokou mou zany !
[/quote
Miombonkevitra aminao aho .
31. fasaly ( 25/09/2005 08:48)
xx=:wink:
32. Emie ( 25/09/2005 13:01)
Zaho koa dia manapmy ny hevitr'i XXX tena milay ny vazaha sady mahay mirevy e! sady @ zay koa be vola be!!:-D
33. fasaly ( 25/09/2005 13:39)
le vola be mintsy ve no itiavana vazaha???:?
lay mahay mampirevy angah hoe de dakaoro aho
34. Herimiafina ( 26/09/2005 03:52)
Raha reo fotsiny ve? Betsaka ny bandy gasy toty revy sady favy amin,izany taranja zany. Fa inn le mampiavaka le vazah e? Ngô de le tia hafa fotsiny sy tsy fitivana mpaminany tsy masina antaniny tsotra izao?:-D
35. fasaly ( 26/09/2005 06:21)
hery::wink::wink::wink:
36. deghany ( 26/09/2005 15:35)
Emie:

Zaho koa dia manapmy ny hevitr'i XXX tena milay ny vazaha sady mahay mirevy e! sady @ zay koa be vola be!!:-D


zany v!!!! hehehehhhehe

37. Herimiafina ( 26/09/2005 16:41)
Za lou mirevy vazaha fa ny ahy injay fitiavana te-hiavaka amin'ny olondrehetra fotsiny e.=))
38. fasaly ( 26/09/2005 17:10)
hery:
ka in no manakanaan'i toi tsy haka amzay lay poulet blanche reny e!
39. Veloo ( 26/09/2005 17:59)
misy tsara misy ny ratsy eo @ olombelona rehetra e... Io dia safidy :wink:
40. scorpion ( 26/09/2005 18:08)
andramana daholo aloha ny kazan-kena avy eo misafidy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1169