maninona ny sipa gasy no tara @ vazaha
42. Herimiafina
(
26/09/2005 20:11)
fasaly:
hery:
ka in no manakanaan'i toi tsy haka amzay lay poulet blanche reny e!
Mbola misalasala ihany aho kou.
43. vivi
(
27/09/2005 10:36)
tsy misy anizany fa ny fisainany bandy gasy sasany kosa no efa voa ka toa lasa sipa gasy foana no maty passeport @ zany !sady ahoana kosa moa tsy anambady vazaha ny sipa gasy fa reny no maka vady fa ny bandy gasy variana mampiaraka fotsiny d rehefa avy eo manao excuse we mbola tsy afaka manambady fa tsy manambola mafy ny fianana nefa matoa miaraka anie d vonona ny hiaraka hatraminy farany e!, ny olona samy manana ny anjarany , na gasy na vazaha na japonnais olombelona daholo ireo fa manao safidy fotsiny we ity no tiako , rehefa tsara vintana d mahazo ny tianao ianao, fa tsy we bla bla bla
44. Nananie
(
27/09/2005 11:19)
Manaiky. Fa ny mhagaga ahy indray, tsy mba attirée t@ bandy vazah mintsy za. Ny namana vazaha misy, fa lé hoe hiaraka mihintsy no hehehe. Tsy miady @ piesiko.
45. deghany
(
27/09/2005 16:15)
scorpion:
andramana daholo aloha ny kazan-kena avy eo misafidy
hay hena mintsy zany izy reny!! heheh ahahahaha
46. deghany
(
27/09/2005 16:17)
fasaly:
sao de kenda ny hena efa simba any aza vao loooooza eo!
fa aleo iany kou alou kendan'ny hena toy zay we niodan'kena e!!! heheheheheheheh
saka banga miondakena!! hahahaha
48. kafmalbar
(
30/09/2005 16:52)
Ny lehilahy vazaha anie ry zareo 75%efa nisara mpanambadiana ,ary le 25% no mba tsara,saingy izao kosa aloha eh ny vazaha mahay mampirevy be,hainy tsara mihitsy mampirevy ny sipa gasy izay tsy hain'ny bandy gasy,sa ahoana hoy nareo bandy gasy tsy halehany ireto
49. Herimiafina
(
30/09/2005 17:25)
Fa ny mahagaga ahy hoa de refa miaraka amin'ny sipa mainty ny vazaha dia tsy misy mety hiteraka mihintsy e. De avy eo le sipa gasy mitady bandy gasy hiterahana indray. Zava-mitranga matetika koa io. hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
50. valie
(
30/09/2005 17:33)
kafmalbar:
Ny lehilahy vazaha anie ry zareo 75%efa nisara mpanambadiana ,ary le 25% no mba tsara,saingy izao kosa aloha eh ny vazaha mahay mampirevy be,hainy tsara mihitsy mampirevy ny sipa gasy izay tsy hain'ny bandy gasy,sa ahoana hoy nareo bandy gasy tsy halehany ireto
fa sipa nga enao mtenten io ka efa nahita oe mahay mamprev sipa gasy ny vazah sa bandy ihan fa mamely tena hoe bandy gasy tsy alehany reto.
51. kafmalbar
(
30/09/2005 17:58)
Anga tsy fantatrao izany hoe ny bandy vazaha mahay mampirevy be izany,ilay bandy gasy zatra ny fombandrazana be ery mamao papa sy mama,nefa ilay sipa mba mitady zavatra hafa mihitsy,mba mitsetsitra ny ao anelakelempe,mihinana ilay voakazo voarara,miovaova ny position eh.Ilay bandy gasy ve dia mba mahavita an'izany en plus kamo lahy,faineant,ny mba mangataka hividianana sigara ny vadiny sy ny manao belazao erany tanana no mba hain'ny bandy gasy
52. vivi
(
30/09/2005 19:58)
mety marina koa lazainy kafmalbar io an! raha hampitazona micro voalohany fa rehefa anjarany ny mihira d mivalana b, zany we tokony hianatra note tsara ny lhl gasy , fa ny sipa gasy ndray milay ka!
53. Herimiafina
(
30/09/2005 20:31)
Tokony hatakalo hoa, ny sipa gasy ho an'ny vazaha de ny sipa vazaha ho an'ny bandy gasy.
La France aux français, leurs femmes aux étrangers. hehehehehehehe.:-D:-D:-D:-D
La France aux français, leurs femmes aux étrangers. hehehehehehehe.:-D:-D:-D:-D
54. vivi
(
30/09/2005 20:44)
ny anay aloa tsy omenay e! aiza kosa !sady ny vhv vazaha toa mora vizana sy soara ka ahoana no haka ny bandinay! tandremo an!
55. Herimiafina
(
30/09/2005 20:48)
Vehivavy vazaha feno eran'ny tanana ireo, soloina dorizina be mifono sasé izy refa vizana kou. Zany ny lalana aty andafy e. Refa amortie ny vam de mividy vaovao, de lasa otran'izay daolo na vady aza. hehehehehehehe . Mino aho fa ianao ty hangala tahaka an. :-D:-D:-D:-D
56. vivi
(
30/09/2005 20:56)
angaha mety ndray zany rehefa misy zaza , zay voafatotra tsy afamiala eo ! izy koa anie danz koa anie raha anary e, mety ianao no hapitsiny mialoa fa ny sipa gasy indray rehefa voady teny @ alitara d efa tsy mivadika intsony !fa tsy maninona na manao sipa azahihihih!
57. Herimiafina
(
30/09/2005 21:43)
Iza kou no hiray vilia amin'izao bandy eran,ny tanana izao k'lé. hehehehehe, zivaziva kambony e.
58. vivi
(
30/09/2005 21:53)
tsika anie ry hery efa taonjato vaovao e , aiza moa no hafantaranao ny any ambadika any !na sipa na bandy @zao efa mpiady daholo fa rehefa mifanaja sy mifankatia d zay no zavadehib! ny ahy aloa efa tsy miraika @ zany fa marary fo eo fotsiny
59. Herimiafina
(
30/09/2005 21:55)
Heverinao normala ve zany hoe lasa manao kapaoty enao fa tsy hainao ze niarahan'ny vadinao tany? :-D:-D:-D:-D
60. vivi
(
30/09/2005 22:05)
aiza kosa e, tsy a ce point akory ! fa aleo atao ratsy foana ny eritreritra fa tsy misy t ho diso fanantenana, ianao koa v anao d @ olona tsy fantara zao fa tsy maintsy olona salama tsara ! ary tsy voatery we manao anie fa vinavina ny ratsy mba haviany soa e