maninona ny sipa gasy no tara @ vazaha
61. Herimiafina
(
30/09/2005 22:09)
Tsy rarahako kambony na manao amin'iza izy na manao amin'iza e, izy aza mba hafampo tany. Fa ny tsy tiako de refa tsy afampo tany de aty amiko no mitaraina avy eo. heheheheheh:-D:-D:-D:-D
62. vivi
(
30/09/2005 22:21)
ahona koa izy no hitaraina aminao , secret zany koa !za aloa vhv fa zany ndray tsy asiako sira e! fa tsy midika akory zany fa manao za ! fa rehefa tsy mahafapo v lery tsy hitadi any ankafa fa rehefa afapo d milay zany
63. yonikafopl
(
01/10/2005 18:34)
io ndray le resaka vazaha sy gasy, nga ny vazaha tsy olombelona eee, amiko raha mbola olombelona mahay manaja sy mitia de ampy, izay no tadiavina, fa na gasy na vazaha ka tsy manaja ( mamono, tsy mampidi-bola antrano, mampirafy ... ) de aleo ialana . Raha gasy hampijaly ahy, tsy aleoko vozongo mitia sy mampiadana!!!:)
64. lilbon
(
04/10/2005 11:24)
:twisted:tsy mampirevy ny bandy gasy an!?
eny ary kou fa misy kou le sipa vazaha anefa tara aminay bandy gasy de ahoana ?
satria zany le sipa vazaha ve tsy hain'ny le bandy vazaha mampirevy azy ?:x
hihihi tssss!
vola de mety kenda ny gasy fa revy samy manana kle ?8-)
fa ny anay gasy aloha angamba tsiss le revy animal be reny fotsiny e:twisted::-D
azo atao anie hoe sipa gasy manambady bandy vazaha
de bandy gasy manambady sipa vazaha e!
samy miala kle hihihi=))=))

65. valie
(
05/10/2005 20:20)
kafmalbar:
,mba mitsetsitra ny ao anelakelempe,mihinana ilay voakazo voarara,miovaova ny position eh.Ilay bandy gasy ve dia mba mahavita an'izany en plus kamo lahy,
ny ahy aloha gasy fa mlay e!tsy ohatrany voalazanao mintsy,tsy kamo zany sady izy ndray koa mahavita anreo nolazainao reo mintsy ka!:lol:
66. Emie
(
06/10/2005 08:23)
Na gasy na vazaha rehefa lelahy aloha @ko de mitovy e fa ny toetrany no mampiavaka azy.
Raha tia vazaha ka nahazo le tsara de arabaina fa aza mba tojo an'le criminel ihany.
Raha tia vazaha ka nahazo le tsara de arabaina fa aza mba tojo an'le criminel ihany.
67. kafmalbar
(
06/10/2005 16:56)
efa hoe ny bandy gasy tsy mahavita azy sady kamo fa raha ny hibaiko dia izay no tena talentany,ny sipa indray mba mehitsiketsika kely ihany fa mba rehefa mba mahita mangirana koa izy dia iny no tsy hita eo ianao no raisina ry bandy,ka izay ange no mahatonga ny sipa aty tsy tia gasy eh,iza ary no omena tsiny amin'izany,ilay bandy gasy faineant ve sa ilay sipa mba mitady ny mahasoa azy??????
68. kiali
(
07/10/2005 19:44)
fasaly:
marina aloha fa ny hanambadiana vazaha matetika de interet e! resaka paps, resaka vola, fa na izany aza misy fitiavana kely ihany ao.
de enao zany tia an'io vazah io ???????:lol:
69. fijo
(
07/10/2005 21:13)
raha mahay mampirevy ve ny bandy vazaha ,maninona ny sipa vazaha no mankany afrika mitady bandy???
71. Emie
(
08/10/2005 14:00)
raha mahay mampirevy ve ny bandy vazaha ,maninona ny sipa vazaha no mankany afrika mitady bandy???
Ka mitovy @ ampela gasy ihany ry zareo zany tia vaovao sy tsy de fahita e! fa tsy maty mbola velively
Ka mitovy @ ampela gasy ihany ry zareo zany tia vaovao sy tsy de fahita e! fa tsy maty mbola velively
72. zama91
(
24/10/2005 15:59)
marina doly izany eh,samy manao izay mahafalifaly ny fony ny tsirairay,koa rehefa izay ve no mahafaly azy maninona
73. menakely
(
26/10/2005 19:05)
salut!
ny hitako blem ny sipa vazaha de zareo misy tsy fidele,kamo,be plaisir de tsy zakan'ilay vazaha,
fa ny Gasy mba fidele,manaja tokatrano,madio,hafa mihitsy ny toe-tsain-tsika Gasy
za nahita nahita vazaha 1 zay niteny hoe:"toin'ny fikarakarany mamany azy no hikarakarany vadiny azy"