Ny ahalalana fa te-hikoty...
1. isrine
(
14/09/2005 19:01)
Indray andro manko nisy nametraka resaka teto hoe: ny vehivavy hono mipozipozy rehefa te-hokotina. De hoy aho hoe: ahoana no ahalalana ny lehilahy rehefa te-hikoty?
répondu par gasitiako le 23/11/2005 08:12
3. Herimiafina
(
14/09/2005 20:16)
Jereo tsara ny masony fa na manao Bonjour aza dia sarina fandriana ny hitanao eny.:-D:-D:-D:-D
6. Herimiafina
(
14/09/2005 20:58)
Fandriana = lit à deux places.:-D:-D:-D:-D.
Marobe ny moyens de seduction ataon'ny olona na lahy na vavy, ary fantatrao foana amin'ny attitude-ny fa mi s'intéresser aminao izy, saingy tsy mbola confirmer izany.
Tadidio fa arakaraka ny degré d'ouverture-nao aminy no maha-précis ny zavatra tadiaviny sy ny maha direkta azy.
Matoa ny olona iray mahasahy miteny hoe: andao hiaraka, dia efa sûr à 70% izy izay fa eny ny valiny omenao.
Ka raha somary fermé amin,ny resaka fiarahana ianao dia somary coller-ny kely, ataony aloha izay maximiser-na ny fotoana hiarahana aminao hahitany confirmation tsara fa mi-intéresser anao izy.
Izay izy vao miroso mikaoty.
Ka raha tinao izy dia sokafy ny fonao (manaova feu vert be dia be), dia kaopy izy dia miteny dia efa fantany hoe somary hampifila kely ianao satria femme de principe fa efa hainy hoe tu es dans la poche.
Ka raha tsy tinao koasa izy dia aza mampiseho fihetsika hahatonga azy hanantena tsy misy, surtout raha mbola misalasala ianao.
Valiny: na izy mi-colle anao aloha, na izy mi-tenter mi seduire anao par tous les moyens (manampy, manome cadeau, etc.) dia mikaoty anao izy izay.
Fiainana jiaby zany ary tsy misy maharatsy azy fa efa teo no niala e.

7. lilbon
(
15/09/2005 04:23)
de ahoana zany zahay avy any fandriana sy befandriana amy zany ?huhuhu
aleo mody tsy asiana kozy fa sao rakatra eto ny fika kle !hihihi

8. pika
(
15/09/2005 05:15)
ny maso tsy mandainga indrindra ilay maso mandrimandry sy toa mangatamaso te hiteny zavatra iny :-D:-D ampin'ilay tsiky kely hummmm
na lahy io na vavy dia tsy saropatarina e :-D

11. xxx
(
15/09/2005 07:10)
ka ny pozy kosa tsy maintsy asiana ry isrine a ! na tsy te hokotiana aza !:lol:
13. xxx
(
15/09/2005 07:35)
Ny lehilahy refa te hikoty dia tsy mipozipozy fa miezaka mipezipezy eny rehatra eny =))
17. bichette
(
15/09/2005 09:17)
dé ilay kotina anie mety hoe te hi passer un bon moment fotsiny fa tiany ny compagnie 'nilay te-hikoty azy dé aona ? lasa manome fanantenana an'ilay te-hikoty ve zany ? 8-)
19. pony
(
15/09/2005 15:03)
sali sali an! irsine kou mody fanina eo , hay fona ny lehilahy refa mikoty é! ny ahy lou haiko tsara é! satria izy mazoto resaka sy tonga @ fotona itadiavana azy.De plus refa misinterresé anao izy zay dé vita b lery :lol: euh! latsaka beuhh matsy é!:lol: