Ny ahalalana fa te-hikoty...

21. bichette ( 15/09/2005 15:36)
mba valio moa ny fanontaniko etsy ambony e snif snif
pony > aona tsara moa izany ???
22. chipie1 ( 15/09/2005 15:43)
bichette > sarotra be ilay fanontanianao , ianao ihany matetika no mahita anizay , ny mety dia aza manao serieuse be :wink:
23. Veloo ( 15/09/2005 17:20)
oi i pika oe:
ny maso tsy mandainga indrindra ilay maso mandrimandry sy toa mangatamaso te hiteny zavatra iny ampin'ilay tsiky kely hummmm
na lahy io na vavy dia tsy saropatarina e


marina mihitsy retsy ny tenin-njy a eo @ maso doly ny kle rehea mikoty...
bichette a zavatra natoraly ao @ gasy ny fahalalana an'io retsy a. ny gasy anie mahay psycho be mihitsy e sa ahona ry reto? :wink::wink:
24. cutie ( 15/09/2005 18:19)
veloo
ary le raha mbola mijerijery reny de ahona , hita @ maso kou ve :-D
25. Veloo ( 15/09/2005 20:13)
cutie :-D:-D:-D:-D to tsy mety ndray kle :-D:-D:-D
26. Herimiafina ( 16/09/2005 03:15)
Misy koa le miteny ny contraire-ny zavatra tena heritreretiny kah. Ireny koa tonga dia traingy hoe tafalatsaka.

Ny maso tsy mandainga, mi-dilate ny pupille.

Pousser-o hanao faux-pas izy dia hahita signe ianao fa rehefa tena géné be iny izy dia tsy maha-contrôle ny vatany intsony ny sainy dia misy faux-pas kely ataony eo tonga dia any izany e.
27. lilbon ( 16/09/2005 04:27)
na lelahy na vevavy rehefa tara amy oul 1 de angataho service anie e!fa tonga de mailaka be sady izay vita tsara a! hihihihi!
tonga de le resy reny e de mandefitra !
28. bichette ( 16/09/2005 06:32)
tena tsy maharaka an'izany aho marina ! hita am maso ??? 8O dé in aloha no hita ao e :^)
29. betty ( 16/09/2005 06:52)
lilbon hihihihih
30. bichette ( 16/09/2005 08:40)
za marina angamba tsy mba misy mpikoty ka tsy ampy traikefa
31. isrine ( 16/09/2005 09:31)
XXX ( 15/ 09 ) : ka izay anie no nahagaga ahy hoe nahoana ny lehilahy no nilaza an'izay resaka izay in- 1 andro e, hoe a' rehfa te-hokotoiana ny vehivavy de mipozipozy.
Fa ianareo lehilahy tsy mba manan zavatra resahina raha tsy ny vehivavy foana. Mahita hop kianina @ vehivavy mandrakariva.
Ilay resaka fitiavana anie ka manalasala e, samy hafa foana ny fisehony,
32. deghany ( 16/09/2005 10:57)
pika:

ny maso tsy mandainga indrindra ilay maso mandrimandry sy toa mangatamaso te hiteny zavatra iny :-D:-D ampin'ilay tsiky kely hummmm
na lahy io na vavy dia tsy saropatarina e :-D


mandrimandry otran'ny olona didin'ny........ ve? heheheh

33. pony ( 17/09/2005 08:02)
chipie1 : "latsaka beuhh vé!!"rehefa tara é!" sady io azany i lilbon fa namaly azy tsara
bichette : hitanjy rehefa miresaka @ny nji dé manontany ny mombanji izy na gout io na hevitsa sns..
dé refa miantso fona izy wé inn kay no nataonao anjoany hihihi (lé journée io an ! )dé lery matetika miteny wé nahatsiaro dé bà niantso na sendra nadalo dé bà nivily , azonji @ zay vé?
34. mirabel ( 17/09/2005 16:36)
lilbon<
gaigy be an :-D:-D:-D
35. lilbon ( 22/09/2005 05:06)
betty,mirabel>za alou tsy te ho tara amy oul zany e!
gaigy be kle !=))
fa refa misy oul hita fa tara de tsapaina kely aloha ny temperature-ny fa mafana sy tsemboka!
raisina ny tanany de arabaina de tazonina eo fa tsemboka ny tanany !hihihihi:^)
de raha samy mipetraka mifanila toerana de mandatsaha zavatra amy tany de aza alaina fa tonga dehoatry ny tselatra ny fakàny an'iny de hanolorany azy anao somary miahotra !hahhaha:-D
36. Papoose ( 22/09/2005 05:14)
lilbon:

betty,mirabel>za alou tsy te ho tara amy oul zany e!
gaigy be kle !=))
fa refa misy oul hita fa tara de tsapaina kely aloha ny temperature-ny fa mafana sy tsemboka!
raisina ny tanany de arabaina de tazonina eo fa tsemboka ny tanany !hihihihi:^)
de raha samy mipetraka mifanila toerana de mandatsaha zavatra amy tany de aza alaina fa tonga dehoatry ny tselatra ny fakàny an'iny de hanolorany azy anao somary miahotra !hahhaha:-D

misaotra ny fanomezana spapa lilbon on!!! testeko zay manomboka dem ee:°)

37. bichette ( 23/09/2005 06:57)
pony > hay ve e ! merci aky a !
deghany > mandrimandry maso zany ve tsy zavatra hafa ? passion charnel sy erotik indray fa tsy passion amoureuse :-*
38. ari.malala ( 23/09/2005 08:05)
mampiresaka izy alo ko! sa tsy zany?
39. max28 ( 23/09/2005 13:00)
Fa tena tsara le mikoty an. Ary ny vehivavy ve mba tia kotina koa. Ilay suspens kely iny mihitsy no tena tsara. @ filme dia somary asiana feonkira special kely, dia mientanentana daholy ny mpijery. marina sa tsa?
40. deghany ( 23/09/2005 14:03)
bichette:

pony > hay ve e ! merci aky a !
deghany > mandrimandry maso zany ve tsy zavatra hafa ? passion charnel sy erotik indray fa tsy passion amoureuse :-*


nga za no namorona an'io ao ambony ao?? za miteny fotsiny we mandrimandrimaso otran'ny didin'ny M!! hehehehehhe

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1629