fampirafesana, pour ou contre?
1. jhouhlambout
(
14/07/2005 10:15)
Toa feno resaka fampirafesana ato ka mipetraka automatiquement ilay fanontaniana...
répondu par fijo le 09/08/2005 20:26
2. steph02
(
14/07/2005 10:28)
mampirafy ve tena ratsy tokoa tsy fantatro aloha satria aho mba tratry ny fakampanahy indraindray amiko ny mandainga no tena ratsy satria hamparary fo ny miaraka aminao fa raha mitsotra moa mialohan ny hiarahana hoe mety ho tratra aho dia avy eo samy miheritreritra na hiditra na tsia mino aho fa ho vitsy ny harary fo sy ho diso fanantenana amin nizay dia aleo miaraka izay tia fany tsy tia tsy manao tsy hisy intsony ny ranomaso amin'izay fa ny fimailo no entina soa dia ny aretin aindray no ho tonga
3. ari.malala
(
14/07/2005 11:25)
jhouhlambout:
Toa feno resaka fampirafesana ato ka mipetraka automatiquement ilay fanontaniana...
Contre hatr@ farany.
4. byya
(
14/07/2005 11:30)
amiko manokana aloha dia tsy haiko ny hilaza azy akotran'ny hoe ratsy satria mety tsy ampy ny fitiavanao ny olotianao . izany fankam-panahy izany azo resena tsara zany . sady maka blem ho anao ihany anie ianao e ! aleo manaja izay nofidinao satria tsy misy tombontsoa ho azo @zany akory . rehefa tsy tianao izay miaraka aminao dia tsory ny marina toy izay ampijaly azy eo fotsiny . dia mba mipetraha @ toerany raha izy no manao e !
5. ainaheri
(
14/07/2005 11:40)
Tsy itako ny itiavako olona iray raha ampirafy azy ny ao antsaiko,noho izany contre atr@ farany
6. kally
(
14/07/2005 12:15)
Rehefa tsy mahafa-po na tsy tiana intsony ilay olona dia mba asiana hajany kosa e! ajanona izy izay vao mifindra @ anankiray fa tsy eo no manao boloky lahy homam-boantseva eo!
9. jentilisa
(
14/07/2005 17:11)
Fanontaniana ary ny ahy. Inona no maharatsy ilay mampirafy? Misy ve ny antony sa vokatry ny fanabeazana fotsiny ihany? ILay hevi-dalina maharatsy azy sy mahafahotana azy koa raha azoko lazaina
10. booboo
(
14/07/2005 17:21)
valin'ny fanontanian'i jhoul : contre hatrany @ tsinay kely sy tsinay be
valin'ny fanontanian'i jentilisa :Ratsy satria tsy fanajana ilay olona iarahana, fanaovana tsinontsinona ny sentiments-ny koa etsetra etsetra
valin'ny fanontanian'i jentilisa :Ratsy satria tsy fanajana ilay olona iarahana, fanaovana tsinontsinona ny sentiments-ny koa etsetra etsetra
13. fijo
(
14/07/2005 21:30)
raha hoe mampirafy dia miova ny fitiavana dia mety ratsy,fa raha mampirafy le mampiady fipipizana fotsiny mety hilay.raha misy ny occazy
14. lilbon
(
15/07/2005 04:30)
:oops:Aza mampirafy zany ka!ratsy be zany !
na mampiady zavatra fotsiny aza !:?:?:?:
Hajao le fitiavana raha misy,raha tsiss de ialao ka miova partenaire fa aza mamapirafy zany mihintsy !
io mampirafy io le ratsy indrindra eo @fitiavana!:oops:
na mampiady zavatra fotsiny aza !:?:?:?:
Hajao le fitiavana raha misy,raha tsiss de ialao ka miova partenaire fa aza mamapirafy zany mihintsy !
io mampirafy io le ratsy indrindra eo @fitiavana!:oops:
15. bimanoa
(
15/07/2005 05:11)
Misy koa olona sasany mieritreritra hoe rehefa mbola célibat dia afaka mampirafy satria mbola manao choix fa rehefa ao anatin' ny fanambadiana dia mijanona amin' iny amin' zay, enga anie, kanefa rehefa zatra mampirafy ve hiova !
Fa raha izaho manokana aloha dia contre ny fampirafesana ary manohana ny hevitr' i Kally sy Ainahery sy Byya, matoa mampirafy tsy ampy izany ny fitiavanao ilay olona ary raha hoe fakam-panahy : " Love is blind " !

16. Todi
(
15/07/2005 06:04)
Love is all around, fa za contre le mampirafy.
Iray ihany dia ampy e sady maha be fasahiranana.
Be ny fakampanahy; mety ho sendra zany na le lahy na le vavy fa refa mifankatia izy roa dia resiny daholo ny zavatra rehetra.
Tsy soa ny manandroa le retsy a!(l):!:(l)

17. ari.malala
(
15/07/2005 06:32)
fijo:
raha hoe mampirafy dia miova ny fitiavana dia mety ratsy,fa raha mampirafy le mampiady fipipizana fotsiny mety hilay.raha misy ny occazy
fa manin ny fipipizana no ampiadiana, ko raha misyt maratra d aôna, sa entina any @ dokotera? :-D
18. ralench
(
15/07/2005 06:35)
Amiko aloha dia sarotra be ny hi-garantie hoe tsy hampirafy !Saingy na eo aza ny fitovian'ny lahy sy vavy dia tokony tsy hanao izany ny vehivavy sao dia simba eo,fa ny lehilahy moa tsy azo sakanana @izany satria ny fakam-panahy koa betsaka ihany.Saingy ny aretina ahoana?
19. ralench
(
15/07/2005 06:59)

20. ralench