fampirafesana, pour ou contre?
![](https://avatar.serasera.org/20d9479c7fdecd704f9c78ee87ca8b4d.jpg)
21. ralench
(
15/07/2005 06:59)
Amiko aloha dia sarotra be ny hi-garantie hoe tsy hampirafy !Saingy na eo aza ny fitovian'ny lahy sy vavy dia tokony tsy hanao izany ny vehivavy sao dia simba eo,fa ny lehilahy moa tsy azo sakanana @izany satria ny fakam-panahy koa betsaka ihany.Saingy ny aretina ahoana?
![](https://avatar.serasera.org/20d9479c7fdecd704f9c78ee87ca8b4d.jpg)
22. ralench

23. ralench

24. ralench
(
15/07/2005 07:00)

25. ralench

![](https://avatar.serasera.org/6746dbf86aaf90a0e8171dd57871f18a.jpg)
27. tarambil
(
15/07/2005 08:19)
ny ahy ty resaka logique be satria zao na ny isan'ny vehivavy sy ny lehilahy ffotsiny aza de efa tsy mitovy satria ny vhv betska kokoa no ny lhl ka io anefa ra hitarina de zao meteza enao @ place oe enao efa manambady sy manana ny anao fa zao ny olana de misy sipa zany mahafantatra tsara ny situation nao fa mba miteny izy oe resaka otry zay fotsiny aza tsy maninona , de ahoana aza ? ra @ alou de marina oe tiako ny vadiko sy manaja azy aho fa ra za andeha hitondrana hira ndray ve no hamalana fa tairiko alou kouh !ka @ko alou de toa tsy dehitako ze olana é! :wink:
![](https://avatar.serasera.org/3bb772e2ecdcb622dd55a62143161726.jpg)
31. poupounesana
(
16/07/2005 06:27)
fampirafesana? zany ndray v moa no anontaniana? za aloha tsy tia eh!
fa ity lazain'i ralench no mahavariana : marina fa hoe ny vhv saropady kokoa noho ny lhl, d izany v no hidedadedahanareo lela hampirafy? ny lela milaza fa "consigné" eh, etsetra2... fa simba ihany izy na d tsy hita eo ny eo aza! raha hiditra lalindalina aho, ny fahotana hafa rehetra hono fahotana ivelany, fa ny fijangajangana fahotana mihatra @ ny tena (na lela io na vhv ah)!

![](https://avatar.serasera.org/ca1d59c66b412d03967582ddca6ec164.jpg)
33. akamatiana
(
17/07/2005 15:30)
zah sady pour nou contre kle , tsy haiko we aona manazava azy hihhihhi:-w:-w
![](https://avatar.serasera.org/12740732e02b77593bb52ad02abe5fb4.jpg)
36. sonwin
(
17/07/2005 19:28)
pour toi refa sendra ts maintsy ampirafy kou,misy ange ilay hoe mampirafy ts fidiny e, raiki-pitia tampoka any ambadika any nefa efa manana
![](https://avatar.serasera.org/3bb772e2ecdcb622dd55a62143161726.jpg)
39. poupounesana
(
18/07/2005 09:14)
iza moa no tsy sendran'ny fakamp' fa na d zany aza d ho "pour" tokoa v? hafa anie ny hoe tsy fidiny sy tena mankafy eh