fampirafesana, pour ou contre?

61. sonwin ( 23/07/2005 17:56)
eo indrindra isika izao:°)
62. akamatiana ( 24/07/2005 19:21)
:-w:-w
63. fasaly ( 24/07/2005 20:28)
xxx:
ok!ok! cool...
ny ahy indray faut pas jouer avec mes pieds.
64. isambilokely ( 24/07/2005 21:45)
Ny fampirafesana de otomatika e
Fa ny aza voany sady toa ifanaovana io anie ry zareo e Sa ve de zahay vevavy ihany no ampirafesinareo lelahy. Zahay ko anie mahay mampirafy e sady raha mihodina dia mandeha ho azy fa tsy misy kalkil be.

Mbilo
:lol: Youpiiiiiii
65. mandrindra ( 25/07/2005 10:02)
ari.malala, ny ahy anie tsy mitsara hoe tsara na ratsy ny fampirafesana. Ny tiako ho lazaina dia mety ho tratran'io daholo ny olona rehetra. Misy ny mpakafy manokana ary misy koa ny voadona amin'ny fotoana tsy ampoizina noho ny nantony maro samihafa.
66. fasaly ( 25/07/2005 10:06)
ka zay indrindra e! refa tonga io de tonga ho azy fa tsisy calcul be marina, ny fiaiana iainanan no mahatonga io fa tsy dia misy hoe inona loatra, fa raha misy ny mpaka fy kosa alony de angamba 1/10 e! fa matoa lasa nampirafy de nisy antony tao.
67. ari.malala ( 25/07/2005 11:15)
mandrindra, mety we tsy nitsara enao, fa za no mitsara azy we ratsy. Ary za miteny anao wa fa za tsy hampirafy zany!!! na inona teneninao na inona, satria tsy tiko d tsy ataoko. Tsotra b anie ê! refa tasy tina tsony wa ze miaraka aminao @zao d tenenina izy we nahita nytiko ah ka tsaratsara isika tsy miaraka tsony, fa tsy ny zanak'olona no ridiculiser nao eo!!!
68. mandrindra ( 25/07/2005 12:38)
ari.malala, tsara ny manana fenitra arahina toy izany. Omeko ohatra iray fotsiny ianao, ny ankamaroan'ny olona dia milaza daholo hoe mijery ny lalany rehefa mandeha tongotra izy, firy anefa no efa tafitohina. Dia ohatra'izay ihany koa ny fampirafesana, manana lalana tiana hizorana ianao, ary ataonao daholo izay anarahana izany, nefa tsy fantatarao ny ao ambadik'ilay kihondalana.
69. fijo ( 27/07/2005 21:05)
mandrindra ok marina be;
za aloha tsy tia mampirafy ,fa tia mizara fitiavana e
70. ari.malala ( 28/07/2005 07:27)
za anie dakor aminao ry mandrindra ê! we betsaka ny efa tafintohina nefa mijery lalana, manaiky anzay tsara mintsy aho, manaiky koa aho fa tsy fantatro ny ao ambadiky ny kihon-dalana, saingy zao, amiko, masina izany fitiavana izany d ajaina izany, refa misy olona miaraka amiko d hajaiko tsara tahaka ny anajako ny tenako ny anajako an'iny olona iny, donc na hotambazana volamena aza ah hivadika @iny olona iny d reraka eo ilay hanamby ana fa za tsy hamadika ny fitokisany ahy ary tsy hamadika na'iny olona iny, afa tsy we mampirafy ahy angaha izy d miala aho satria hoy aho ratsy amiko ilay mampirafy d tsy hataoko aminy; fa miala aminy aho... @zay izahay samy libre tsara mintsy.

71. mandrindra ( 28/07/2005 10:21)
izany hono lety ry fijo a, tsy hamadika mihintsy hono izy, tandremo hono sao manao dobal jeu fa tonga izy dia miala an.
72. fijo ( 28/07/2005 21:50)
mandrindra za mahatoky azy ka.na eo aza elah.hi hi hi
73. ari.malala ( 29/07/2005 06:25)
mandrindra, fa in moa no tokony hidiran'i fijo @ le resaka? za no teneniko fa tsy niresaka fijo ah ka! :)
74. mandrindra ( 29/07/2005 12:49)
fa za naninona rafijo a ?
lazaina fa tsy tafiditra indray ho no lety ialahy a?
75. ari.malala ( 29/07/2005 13:32)
fa ampidirina aôna izy ê!:-D:-D tsy azoko anie we in no antony itenenanao anazy ry mandrindra e! za no miteny za no miresaka tsy nanonona fijo ah na kely aza na malalako aza izy... tsy azoko!
76. mandrindra ( 29/07/2005 13:45)
ary ambadika ary, raha vao miteny ny iray aho dia totofan'ny iray dia mifambindimbindy eo nareo, dia teto mba nampiarahako, dia mbola izaho indray no voa.
77. ari.malala ( 29/07/2005 13:53)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Daleo enao imehezako fts fa tssss

78. mandrindra ( 29/07/2005 14:04)
mahazo aina indray fa misy mpiaro de mimeme an !!
79. tsikyr ( 29/07/2005 14:35)
Za alo contr e!
Refa tsy tina fotsiny le ol miaraka aminao de tsory aminy alo de avy eo enao mitady hafa,toy izay hampijaly azy.Ny a alo de aleoko zay oe,saraho za refa tsy tia ana tsony enao fa za aza ampirafesina.Sady ouen am kil enao no ouen am tenannao ko e.
80. booboo ( 29/07/2005 14:41)
zany oun
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5663