fampirafesana, pour ou contre?

41. fasaly ( 18/07/2005 09:31)
poupou:
fankamanah indray mitselatra ihany e! indray andro de ampy!
42. mandrindra ( 18/07/2005 09:40)
io indray vava be daholo hoe izaho contre fa mbola tsy nidona tamin'ny tsara kokoa tany ivelany e.
Impiry ianareo no efa nitodika teny andalambe na lahy io na vavy sady nisento hoe : hmmmm, mavoa izy izany an, dia avela andeha fotsiny izao, eeee ny ahy tsy avelako.
43. ari.malala ( 18/07/2005 12:47)
mandrindra, maso mijery tsy mitondramody ary tsy fahotana ny midera ny hasoa sy hakanton'ny olona iray, fa mijery d mijanona eo, tsy mitatra fa ny mahavoa ny maro anie d itarina le fahitana ilay tsara ê! d roboka hampirafy... za ndray d manamafy foana fa tsy tia mampirafy ary tsy hampirafy zany mintsy.

44. mandrindra ( 18/07/2005 14:10)
ka i ari.malala anie izany mbola tsy sendra an'ilay nilatsahambaratra e, tonga dia tsy maharay lamba raha tratrany an. Tsara ny manana vinavina saingy tsy fantatrao izay ho rahampitso.
45. sonwin ( 18/07/2005 20:26)
fasaly>andao hifampaka fanahy indray andro klé
poupou>refa mampirafy mitovy daholo ny fidiny na tsy fidiny e...ny saina contre foana ny sipa fa refa tojo he he he..manaiky ihany..raha tara amiko zao toi sanatria tsy maintsy he he he kely ihany hihi
46. fijo ( 18/07/2005 22:04)
za moa vurja ka tsy haiko e.tsy haiko hoe rehefa inona kay no mampirafy
47. akamatiana ( 19/07/2005 03:06)
=))=))oul virja mahay rah io kle:-P
48. fasaly ( 19/07/2005 06:20)
tsy hoe refa virja anie de tsy mahay in e!
49. sonwin ( 19/07/2005 09:59)
fa miketrika koa ny sainy
50. mandrindra ( 19/07/2005 13:19)
mety tsy ny sainy ihany fa hafa koa ka !
51. fijo ( 19/07/2005 21:27)
fasaly ,izay mihintsy.ny zavatra no virja fa ny saina miasa be
52. mandrindra ( 20/07/2005 13:53)
ny saina fotsiny ve ?
53. fijo ( 20/07/2005 22:10)
mandrindra,minoa ahy fotsiny dia ampy
54. mandrindra ( 21/07/2005 08:58)
amen^:^
55. fijo ( 21/07/2005 22:07)
hi hi hi ok e
56. ari.malala ( 22/07/2005 12:56)
mandrindra, na inona na inona lazainao d ny ahy zao ihany, ratsy ny mampirafy ary za contre, fa refa tsy tina le miaraka aminao d tsory aminazy we nahita ny tinao enao ka aleo nareo misaraka fa aza mampijaly olona, sady ratsy b zany manao bolokilahy omam-boantseva izany!!
57. harotiana ( 23/07/2005 09:59)
marina izany ry ari.malala. Ratsy ny mampirafy. Amiko manokana aloha dia : "c'est jouer avec les sentiments des autres", donc contre aho.
58. fasaly ( 23/07/2005 11:30)
faut pas jouer avec le sentiment zany an!???? fa il faut jouer avec koi?
59. booboo ( 23/07/2005 11:36)
...:°)
60. xxx ( 23/07/2005 11:44)
tu peux jouer avec tout ce que tu veux sauf avec les sentiments des autres ! ok sa tsy OK?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.176