Dia an-tongotra mankeny Ivato
1. namanadago
(
05/07/2005 14:26)
Raikitra ary fa hatao ny Asabotsy 16 Jolay ny fiarahana mandeha tongotra miendrika fitsangatsanganana.
Hiainga @ 8ora maraina eo @ 67ha manoloana ny "NY HAVANA" ka hiazo ny "Bout de piste Ivato". Handeha an-tongotra isika ka @ 4 ora hariva no miverina ka taxi-be no ho raisina amin'izany ka 400Ar (2000fmg) ny saran-dalana.
Samia mitondra izay sakafo sahaza azy avy.
Ireo te-handeha nefa tsy afaka mandeha tongotra dia handray taxi-ve avy hatrany ka hifampitaona eny Ivato araka izay hitan'ny maro sy ifanarahantsika isika.
Tongava ary maro fa hiova kely indray ny ambiance @ ty indray mitoraka ity. Tsy voafetra ny zavatra hatao fa izay tiantsika ihany a!
Izay manana kilalao toy ny baolina sns dia ento iaraha-mifaly.
Izay manana gitara sy izay zava-maneno hafa azo hirahirana eny an-dalana koa dia mba mitondrà e!
Izay mavesatra entana kosa aza misalasala fa betsaka ireo besandry sy belamosina.
"Tongotra miara-mamindra, fitiavana tena mirindra"
"Omban'ny hira sy kalo, ho tsarovana fa tsy handalo"

répondu par fijo le 26/07/2005 21:10
4. ari.malala
(
05/07/2005 14:36)
tssss! te handeha fa be adidy ny tenenay ka dia mirary soa sahady!
6. lo
(
06/07/2005 02:53)
fa amfiry aloha le fiaingana e, sao dia am 4 hariva vao tonga any mantsy, izaho tsy dia mahery mandeha loatra fa otran'ny sokatra refa mandeha tongotra :-D :-D :-D
7. lo
(
06/07/2005 02:54)
fa amfiry aloha le fiaingana e, sao dia am 4 hariva vao tonga any mantsy, izaho tsy dia mahery mandeha loatra fa otran'ny sokatra refa mandeha tongotra :-D :-D :-D
8. naritsimba
(
06/07/2005 05:59)
Ho avy fa aza matahotra! zay indray tsy mitsoaka dia an-tongotra izany na hatao Diego-Fort Dauphin aza io dia lasa foana e!
Tsy ampahafirin'ny ady tany Andriba io r'izalahy a! ary ravatorano ve tsy hihena ny kibony @ io? hihihihi
Tongava maro fa ny fahafinaretana ho azo, ny fahasalamana hitohy ary ny tanjaka hitombo.

9. naritsimba
(
06/07/2005 06:04)

10. naritsimba
(
06/07/2005 06:08)

11. ravatorano
(
06/07/2005 06:10)
o ry zalah ah eny ivato za miandry anlisany faiza no hamono tena amin izany eo letsy hgihihihih
Mankahery anareo d miarary soa anareo ho tonga soa eh
fa raha izaho aloha aleo manao entrainement bobaka vao mandeha kle sady mety fotoana tokony havitana manapitrazazakely akiray letsy izany hihihihi

12. ari.malala
(
06/07/2005 06:16)
fa manin no averina in-3 ny hafatr'i naritsimba? sa v @zay hita tsara we efa tany Andriba ianao? :-D
Ary zoky Ravato kay mpihinana zazakely an! :-D tena vao maika za tsy handeha fa sao laninao any ny zanako kle! :-D

13. perla
(
06/07/2005 10:20)
Matahotra ny hiakatra ve ny ragasi sy ny katoua ry lerony. a!!!
zàklou tsy eto fa rateto à dé kapokakoio longue marche io:roll:
Mirary fihaonana milay tsy misy tebteb an
bzou dôly

15. fijo
(
06/07/2005 20:18)
fa ahoana ary i ari no tsy hoany le.
milay izany ry zareo fa mahereza an.
milay izany ry zareo fa mahereza an.
16. notron
(
07/07/2005 09:22)
Fanazavana kely
Mizara ho roa io diantongotra io:
1 - 67ha -> Ivato aéroport, raha toa ka manana ny tanjaka hahvitana izany ianao. Eo @ 12 km eo. (Tokony ho vita 2h raha mandeha tsotra)
2 - Ivato aéroport - > Bout de piste, misy manaraka arabe nefa misy koa lalana manivaka izay tsy dia lavitra loatra.
Fa izaho aloha dia handeha tongotra miala eny @ 67ha e! Ze mahasaha manarà ôôôôôô! Maivana be io ho an'ny olona zatra mandeha an-tongotra ka.
Raha misy te-hanandrana ange dia afaka mandray taxi-be ihany izy eny en-tenantenany raha tsy afaka e!
Andramo fa sady tsara no mahafinaritra no maha-salama no mampatanjaka eeeee!

17. naritsimba
(
07/07/2005 09:44)
ari.malala> tena ratsy be ny connex de tsy fantatra hoe lasa sa tsy lasa ny hafatra fa dia miala-tsiny e
18. lo
(
07/07/2005 13:25)
raha ohatra koa misy terempanahy hibaby ireo namana tsy afaka eny antenantenany eny ve moa inona ny olana :)
Mazoto be aloha ny tenanay ary tsy maintsy ho avy rah tsy sanatria misy sampona

19. lo
(
07/07/2005 13:40)

20. velosoa
(
07/07/2005 14:26)
Raha tsy misy ny sampona dia andeha, fa za tsy mahavita mandeha tongotra kely aina raha mandeha miadana aloha mety ho lasa ihany ê ! :roll::roll::roll: