Dia an-tongotra mankeny Ivato

61. notron ( 19/07/2005 13:42)
naritimba =))
62. aliotsy ( 19/07/2005 14:37)
naritsimba > aminy aogositra no ho tonga iaho
63. fasaly ( 19/07/2005 15:36)
naritismba:ny ahy efa nalefako ny daty e
64. fijo ( 19/07/2005 21:06)
rahoviana ndry no hoany ry fasaly?
65. fasaly ( 20/07/2005 05:28)
hiaraka amiko nga ndry ry fijo? ndao e!????fin aout sept aky a! mazoto fe njy e!
66. fijo ( 20/07/2005 21:58)
kay lasa aloha loatra izany.za mbola miandry kely.
67. naritsimba ( 21/07/2005 05:07)
Tongava daholo fa nareo no andrasana e!
Milay njay ny fihaonana @ zany eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
68. fijo ( 21/07/2005 21:55)
hoavy ka
69. mamzelkely ( 22/07/2005 10:33)
za ko zany ho avy fa tsssss!!! za rery ve no ho tara!!:°)
70. sonwin ( 23/07/2005 18:20)
lasa isika e
71. fijo ( 26/07/2005 21:10)
eka ro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2484