Dia an-tongotra mankeny Ivato

41. ari.malala ( 13/07/2005 12:17)
Voahirana, fa maninona no hihena r'ise â! :) en forme tsara ary ny fahitako anao ko! ;)
42. naritsimba ( 13/07/2005 12:30)
Marina ny anao ry ari.malala, fa maninona aloha njy no tsy ho afaka e?
Tongava moa e! zany an! itondrako bonbon sy biscuit ange njy e!
43. naritsimba ( 13/07/2005 12:36)
Marina ny anao ry ari.malala, fa maninona aloha njy no tsy ho afaka e?
Tongava moa e! zany an! itondrako bonbon sy biscuit ange njy e!
44. Tenio ( 13/07/2005 13:19)
De manao toko sapilé kou ve eny an-dalana?
45. ari.malala ( 14/07/2005 06:21)
:)toko sapile @ ahoana koa ê! :-D
46. fasaly ( 14/07/2005 07:08)
zà koa hanaraka fa tsy haditra!
47. naritsimba ( 14/07/2005 08:28)
mangoboka> tsy ho lasa baolina zazakely ve letsy zany le!
fasaly> tsy ranon'ikopa akory zahay fa dia tongava eeeeeeeee!
notron> dia manantena ireo namana ireo izany zahay an, dia mba ento letsy ny kaliko a!
48. ari.malala ( 15/07/2005 06:21)
naritsimba:

Marina ny anao ry ari.malala, fa maninona aloha njy no tsy ho afaka e?
Tongava moa e! zany an! itondrako bonbon sy biscuit ange njy e!



:) tonga ndray ianao sy ilay mamerina in-2 an! sa mamerina in-2 ùanana ny atnitra? :-D

Tsy afaka ah r'ise @ io fa misy adidy tsy maintsy tontosaina â! fa dia mirary soa ê!
49. fasaly ( 15/07/2005 06:52)
ok naritsimba:
zà zany ao andohatapenaka no alaina an! de eo amy mpivarotra ramanonaka ny fitoana...
50. mozart ( 16/07/2005 16:12)
:lol::lol::lol::D:lol::lol:
51. notron ( 17/07/2005 13:07)
Fa nahafinaritra tokoa aloha iny indray mitoraka iny e! mety tsy dia maro loatra tsika no tonga nefa aleo mahita kelikely tsaratrara toy izay be nahoana eeee!
Na izany na tsy izany aza dia tao ireo namana tratran'ny tsy azo anoharana ka tsy afaka na dia te-ho tonga aza.
Fa gaga aho fa hay mahay Belote daholo ireo namana serasera. Ary mahavita manao baolina na lahy na vavy!!!!! Eny fa nadia avy nandeha tongotra aza an!
Valabalaka mihintsy niala avy eo nefa valaka mahafinaritra ka tsy mahate-hiala.
Samy namonjy ny fodiany nony tonga teny @ 67ha nefa nisy ihany ireo namana votsivitsy malai-misaraka ka nankao @ ilay toerana iray efa zary nahazatra iny e! Saingy tsy ho lazaiko izay nataonay tao fa aleo ho tsimbaratelo.he he he!
Misimisia ny sahala @ reny fa mahafinaritra sady mahasoa eeeeeeeeeeeeeeee!
52. mozart ( 17/07/2005 16:48)
salut, ny tenanay moa marary tongotra ka tsy afaka namonjy iny marche iny! inoana fa ho masak any fihaonana manaraka angamba, efamba sitrana ny bandy @ zany!
notron< de nisy ankizikely ve ( zazakely )????
Tonga hatramin'ny farany ve notron, ary Glou_, Mcz, .......
53. fasaly ( 17/07/2005 18:51)
ojay!vita sahady ve! ary zà sasa-niandry tao andohatampenaka tao fotsiny tsy nisy naka de niverina notdy fotsiny, aleo aza am manaraka njay e!
de ahoana koa ny tany ry notron....?
54. sonwin ( 17/07/2005 19:22)
55. ari.malala ( 18/07/2005 05:46)
itantarao vaovao ny tsy afaka ê! :)
56. naritsimba ( 18/07/2005 10:52)
Ny vaovao ry ari.malala dia izao a, tongava @ manaraka eeeeeeeeeeeeeeeeee!
Io efa vitany notron io ny tatitra ko!
Manetsa be mbola ho avy.
Dia samy ho tratran'ny @ manaraka indray ô!
57. fijo ( 18/07/2005 22:48)
marina izany.tongava ,fa aleo mihaina toa izay tantaraina.
58. fasaly ( 19/07/2005 06:01)
izà aloha de tena matotra fa tsy maintsy tonga zà amy fiaonana manaraka e!
59. naritsimba ( 19/07/2005 06:50)
fasaly> aza matahotra fa tsy ho ela intsony izany fihaonana manaraka izany e? fa mety rahoviana alou njy no ho avy e? @ zay mba mora hanomanana azy fa sao @ fotoana tsy ahafahanareo indray mantsy ko!
60. ari.malala ( 19/07/2005 07:53)
zay zany ko! hiezaka ny hoavy @ manaraka ê!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1781