Dia an-tongotra mankeny Ivato

21. fijo ( 08/07/2005 04:49)
kay raha tany aho dia nanao mpanotra fa mino aho fa be no mitady hotra avy eo.fa tsy pra an.
22. mangoboka ( 08/07/2005 16:51)
Izahay aloha dia tena handeha mihintsy e! Efa vonona tsara fa manao akanjo mafana fotsiny. Izahay tsy handeha tongotra fa handeha kiraro. Za hitondra baolina fa misy toerana malalaka tsara ve any? Misy gitara koa any fa hoentiko raha azoko.
notron> Fa mahazo mitondra akama hafa tsy mpikambana ve?
De firy ny n° azo atsoina raha sanatria ka tsy mifankahita?
23. HeryLo ( 11/07/2005 06:55)
Za ndray mipropose hoé ataovy alahady lé izy dia avy dia tohizana excurs any klé
sa ahona hoz nareo eh ?????
24. HeryLo ( 11/07/2005 06:58)
Zay tsy afaka fa ataovy milay ny fiarahana fa zay no zava-dehibe !!!!!:D:D:D:D:D:D
25. HeryLo ( 11/07/2005 07:02)
:{:{:{:{:{:{:{:{:{:{:{:{:{:{:{
26. glou ( 11/07/2005 13:39)

salut daolo nareo an! izaho manokana alou de ho avy @ io fa impiry mba handeha tongotra 20 km izany eo @ fiainana eh! izay sahy manaraha ary ary manentana kou mba ho avy bedebe @ io fa hafa kely njay io an!
27. ari.malala ( 11/07/2005 14:22)
naniry tokoa ny handeha fa misy adidy tsy maintsy tontosaina ao @ fianakaviana ê: fa dia mirary fitsangatsanganana maharitra ho anareo rehetra!

HeryLo, nefa naika nataoko nahita ny feon-goaikako enao raha tany isika :-D
28. notron ( 11/07/2005 14:45)
Misy namantsika mipetraka any am-pitan-dranomasina mandalo eto. Maniry ny handeha an-tongotra hiaraka amintsika izy. Mahafinaritra izany. Tsy ho lazaiko ny anarany fa vehivavy izy ary roa ry zareo no ho avy.
mangoboka: Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy :
033 11 307 33
032 04 168 86
29. HeryLo ( 11/07/2005 15:07)
=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
Ataovy bizzz mamy avy aty aminay izy eh !! zay tsy afaka fa atovy milay eh !!!!!!
ssssssuuuuuuuuuuuurrrrrrrrrrr ehhhhhhhhhhhhh
30. mozart ( 12/07/2005 10:48)
mozart aloha tsy maintsy tonga ee! sady za mety hitondra beka fa marary tongotra !!! zay fa tongava e! zay 20 km ve ???
zay ary fa mazotoa aloha ze handeha tongotra ee!!! eny an-dalana misotro rafraichiss!! sa ahoana naritsimba??? kobon'lisany le rafr'' an!!
31. mozart ( 12/07/2005 10:48)
mozart aloha tsy maintsy tonga ee! sady za mety hitondra beka fa marary tongotra !!! zay fa tongava e! zay 20 km ve ???
zay ary fa mazotoa aloha ze handeha tongotra ee!!! eny an-dalana misotro rafraichiss!! kobon'lisany le rafr'' an!! ahiako misy mafana fo am'piandohana de eo Andranomena efa kopaky ny rafraichiss!! hahahahaha
32. HeryLo ( 12/07/2005 11:38)
Ra mozart letsy !! salut éla ???
fa nga lah mbola veloma klé ?? efa naheno ah hoé nilentika ny sambonlà hono ??=))=))=))=))
33. eisy ( 12/07/2005 12:09)
Ar maninona raha rehefa mody vao mandeha tongotra...de mitohy eny an-dalana ny fety amin'izay
ze mahasahy koa manaraha!!!
34. eisy ( 12/07/2005 12:11)
Ar maninona raha rehefa mody vao mandeha tongotra...de mitohy eny an-dalana ny fety amin'izay
ze mahasahy koa manaraha!!!
35. HeryLo ( 12/07/2005 14:03)
eisy > Mety fona zay tinareo eh!!
sady milay ko anie lé mody hariva mandeha tongotra @ zao andro mangatsika zao eh ??
36. mangoboka ( 12/07/2005 14:36)
eisy>izahay ange ka hilalao baolina refa tonga any ka sao tsy mahazaka rythme ny sasany e!
37. manohisoa ( 12/07/2005 15:39)
Iza ihany zany no tena vonona handeha tongotra fa toa tsy misy misy rah azoko tsara?
Sao dia lalan'ny hazo fijaliana aloha zany fa efa vita anie ny paka e!!
38. Tenio ( 13/07/2005 07:35)
Mahafinaritraahy izany hevitra izany ka dia ho tonga za e
39. naritsimba ( 13/07/2005 10:05)
Tongava maro zalahy a!
Fa ho an'ireo izay andeha Taxi-Brousse kosa dia eo @ sampanana ho any Ivato Aeroport sy ny mankany @ Bout de piste (TOTAL AVIATION) no atao fotoana @ 9 ora sy sasany (9h 30mn) maraina.
40. voahirana ( 13/07/2005 10:16)
Zà aloha andeha tongotra @ zay mba mihena na dia
1 gramme aza ô! sa ahoana ravatorano? mba mihena kely tsika @ io an!
Tongava ry zalahy sy ry zavavy aaaaaaa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.263