mangala-bady
1. sanana
(
30/06/2005 13:43)
misy ve mahasahy mikoty sy manadala olona iray efa manana ny tiany. (tena tinao be le oul nefa efa manana ny azy):-$
répondu par fijo le 13/07/2005 21:59
2. possy
(
30/06/2005 14:00)
tena misy rangahy io a! izaho efa nahita fa tsy rarahiany fa ny ataony ihany no ataony ary ireny mangalatra ireny mihitsy ange no tena mamy e! sady ireny sarotra ialana fa andramo ange e!
3. zefalah
(
30/06/2005 14:15)
sanana marina
hahahahaha
mba zefa iany za fa tsy otranao.
aiza ko no apiety an'zany ry kala ratsy ty a?
hahahahaha
mba zefa iany za fa tsy otranao.
aiza ko no apiety an'zany ry kala ratsy ty a?
4. stephan
(
30/06/2005 14:34)
Inona indray ary ity mifanebaka sahady ity? Ilay izy aloha dia misy fa arakarakao izay iantefan'ny toraka bilao ihany. Zaranay ange e!
5. fasaly
(
30/06/2005 14:38)
fomban'ny fiainana io e! ka tsy mahagaga raha possible. izay hiantefany marina;...
6. akamatiana
(
30/06/2005 14:42)
sanana :wink: ra mbola mpisipasipa ry zareo d mety fa ra we vady kousa tssssssss mamay be kle:-P, nefa asakasak'izay masaky kle :roll:
7. stephan
(
30/06/2005 14:46)
ka ilay izy anie mivadika mihitsy ny toe-draharaha e! Izy manambady mihitsy no mitady dia holavina ve?
8. ari.malala
(
30/06/2005 14:46)
zefalah:
sanana marina
hahahahaha
mba zefa iany za fa tsy otranao.
aiza ko no apiety an'zany ry kala ratsy ty a?
Dia maninona koa zao raha tsy mahay vava be ohatran'izany! Rehefa tsy mety aminao, de tsy mety aminao fa tsy ilaina ny mampiseho hamaivanandoha manambany olona toy io!
9. mandrindra
(
30/06/2005 14:48)
ary maninona no ilay maka foana no resahina fa tsy mba ilay alaina mihitsy ?
11. tsondjo
(
30/06/2005 15:11)
fa angana izy ity rey oulona misy fitombo-kasehy (tampon) ohatran'ny omby ka hoe tsy azo alaina annn???? olon-dehibe manana ny heviny izy ka izay tiany hatao io na handeha izy na tsia.:roll:
12. akamatiana
(
30/06/2005 15:26)
:-w:-w tano mafy de araho z anananao kle , ao antrano iny anao an , fa refa mivoka eo de ndao zao, tssss, tsy mamely le izy kle:-w
13. radriana
(
30/06/2005 15:30)
Izay ange ilay hira hoe " tiako be hoa madama ô "
Atao ahoana ary ka tiany koh,
Samy manao izay mahafalifaly ny sainy sy fony io e, izay tsy mahatanty miala, sa ahoana ?
Atao ahoana ary ka tiany koh,
Samy manao izay mahafalifaly ny sainy sy fony io e, izay tsy mahatanty miala, sa ahoana ?
14. maditra
(
30/06/2005 17:19)
hihi zefalah, ataovy moramora vava!
Ka fitiavana io kah, fa aza mifangalatra ny an'olona izany fa raha mba misy maka koa ny anao dia inona no hataonao. Na misy aza ny fitiavana, ny fifanajana avao ro tsara.
Ka fitiavana io kah, fa aza mifangalatra ny an'olona izany fa raha mba misy maka koa ny anao dia inona no hataonao. Na misy aza ny fitiavana, ny fifanajana avao ro tsara.
16. fijo
(
30/06/2005 20:39)
io ry zareo tsy misy mangalatra izany an.resaka io ary mifanaiky fa tsy antery ka tsy ekeko le teny hoe "mangalatra"ary matoa manaiky dia misy antony ao.
17. lilbon
(
01/07/2005 03:59)
zefalah!hahaha
io aloha tsiss mangalatra e!
ref avy hakana kely io de miverina eo @plasiny ihany!
tsiss nitondra nody an'io zavatra io!hahahaha
sady ny fitiavana tsy voafetra zany wa !
iza @oll manambady no sahy niteny fa tsy tara t@oll hafa ankoatry ny vadiny eo @fiainana?
=))=))^:^

19. fijo
(
01/07/2005 04:39)
mbo inona le?????kozy marina kosa anie izany e.ny fitsiriritana misy foana fa tsy maty