mangala-bady

61. xxx ( 05/07/2005 06:29)
Ny sasany izany miseo ho fidélina be ery anefa mbola mikoty ny tenanay ihany ity rangahany odoy eh
62. mandrindra ( 05/07/2005 08:39)
ny vadiko hoa vadiko ihany e, fa ny sipako de vadiko koa, vadiko any ivelan'ny trano sady vadiko iray faharoa, misaotra an'i Yvon
63. cocorie ( 05/07/2005 14:20)
Zefa sy sanana ange mitovy ihany e! samy donendrina! nefa samy mifanabaty,o^o:snif:
Zao le kozy e!
Tsy hoe fitaratra lany manja akory ny vady ka solosoloina, sy doublena.
Ho anareo ze manambady efa be dia be ny OPV (opération vadin'olona) ka mba mailomailo ihany, indrindra fa ianao ry zefalah:b
64. xxx ( 05/07/2005 15:45)
vavan'ny tsy nazaka ve sa vavan'ny tsy voazaka eh!!! tsisy mangalabadin'ol zany fa herin'ny fitiavana daolo zany, misy teny erana matoa manao an'zany, fa toa nareo ndray no miseho be fanazavana eo daolo, problem ndry zareo miaraka marina zany ka mbola inona indray aza, sa sanana no victme tam zany e!!!! miheverana tena raha izany, matoa izy lasa niaraka tam olonkafa de tsy tiany enao zay f'aza miasa loha amizany eeee!!!! aza mba sanana iany oa
65. fasaly ( 05/07/2005 15:51)
mandrindra: tsy ratsy an!
66. akamatiana ( 05/07/2005 17:38)
mbo iza lotra ary io xxx io eh:-w:-w
67. xxx ( 05/07/2005 19:31)
in no tsy aritra ry akamatiana ooooooo
68. fijo ( 05/07/2005 23:04)
fasaly izay mantsy.doublura fotsiny fa tsy mila miditra lalina izany.ny revy vita ny olana voamaha.
69. lilbon ( 06/07/2005 05:01)
akamatiana ô!
:twisted:za njay aloha !
rah milay le ssiii, ka tiko de mety ho angalariko rah tsisss mahita e!
de averiko moramora @plasiny avy eo!hahahahaha!
rah vao miveraka zany tsinn tsy maintsy misy maka iny na za na hafa kou !:twisted::twisted::P:P:P=))
tsy aleo mba za !=))=))
asiana plastika fotsiny !hahahaha
70. akamatiana ( 06/07/2005 05:26)
xxx tsisy ka , gaga be zah fa toi mi-x kle , nefa le koin'toi mamay be:-P:wink:

lilbon ouiii aona zay oh:wink:
71. cocorie ( 06/07/2005 06:37)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 05-07-2005 17:45:25
Lohateny : Re : mangala-bady
vavan'ny tsy nazaka ve sa vavan'ny tsy voazaka eh!!! tsisy mangalabadin'ol zany fa herin'ny fitiavana daolo zany, misy teny erana matoa manao an'zany, fa toa nareo ndray no miseho be fanazavana eo daolo, problem ndry zareo miaraka marina zany ka mbola inona indray aza, sa sanana no victme tam zany e!!!! miheverana tena raha izany, matoa izy lasa niaraka tam olonkafa de tsy tiany enao zay f'aza miasa loha amizany eeee!!!! aza mba sanana iany oa

Tsy vavan'ny tsy nazaka izy ty akory, na hoe tsy zaka fa rehefa manana dia mionona @ iny fa tsy tendakanina be eo, lasa obèse eo fa!!! teny erana t@ samy mpangalatra angamba zany, fa tsy niera t@ tompony.....:!:
72. xxx ( 06/07/2005 10:38)
Samy manao izay mahafaly2 ny fony eh samy efa mana karatra doly la vois est libre efa l'an 2005 zao
73. cocorie ( 06/07/2005 14:48)
milay ry xxx rehefa compréhensif a! bizou be lesy a!
smack!smack!:*:*:*:*:*:*
74. xxx ( 06/07/2005 21:01)
soa ny manandroa , soa sady mahavoa ry zareo an, efa ela no nisy zany rehetra zany fa tsy vao izao l'an 2005 zao akory k'inona indray no mahagaga e e!!! k'aona!!!! alainay refa azonay eeeeee, ka tsy maintsy eeee mbola ho aiza , ka mialona sa malahelo????? mitotoa koba hahatavy daolo ry anona, odoy ehhhhhhh
75. fijo ( 06/07/2005 21:28)
cocorie fa ngah izy io misy tompo izany le.ny fanambadiana anie akory tsy midika hoe fahaverezan zo e.zony ny mitia raha te hitia olona hafa izy
76. mandrindra ( 07/07/2005 13:59)
cocorie, ireny sakafo ireny tsy mampatavy ka, izany no mahatonga anay mazoto homana
fijo, na ilay doublure aza ny ahy ilay any amin'ny lalina indrindra no nangalako azy koa aleoko mijabaka lalina ihany kle.
77. fasaly ( 07/07/2005 16:18)
mandrindra:
mampatavy ny koba ko! voandro sy menaka anie ary siramamy ny ao anantiny e!
78. felicia ( 07/07/2005 17:52)
rehefa jamban'ny passion re ny olona tsisy ankijery io hoe manana ny tiany na tsia...ary raha manaiky ilay iray dia ny dikany hoe izy koa tara...donc tsy resaka fangalarana io e...
79. fasaly ( 07/07/2005 18:14)
felicia:
f'ita wa! zà zao zany nangalarin'olona?.......
80. mandrindra ( 08/07/2005 08:41)
fasaly, tsy ireny no tena fihinanay fa hena indraindray mantamanta mistinonoka rà, slurp slurp. Indrindra fa ireny henambiby sovazy nohazaina tany an'ala ireny, hmmmm aoka fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1938