mangala-bady

21. akamatiana ( 01/07/2005 05:54)
fijo tssss mbo eh wa kou:-P
ravatorano:-P =D=D=D=D=D zokyy, zany ka tena humm:-*
22. ericgael ( 01/07/2005 06:30)
Ny fo sy ny saina ry reto raha mety mifanaraka dé angamba asa fotsiny, ny fifankatiavana anié miankina @ zavtra bédébé fa tsy sex fotsiny é.
Asakasak'izay té hiodina @ vadin'oul aloha fa za tsy dac @ zany é.
23. akamatiana ( 01/07/2005 07:16)
ka zay wa , efa we vadin'oul kou mbola inn kou itonatonana any :roll:
24. stephan ( 01/07/2005 07:18)
fa hoe izaho tsy mitonantonana any fa izy no mitonantonana aty! ahoana ny amin'izay?
25. pitchou ( 01/07/2005 07:32)
nenà alou ny tsy azoko d zao e! maninn tokou no ilay mikôty no tenenina? kou raha tsy oul tsy manana ze tiany atao le kôtina kou! raha ny izy aza d le k^potina no tokony diso satria izy efa manana ko mbola manaraka hafa, raha tsy hoe sendra ny samy tia angaha
26. fasaly ( 01/07/2005 08:18)
message

fijo:

marina be mintsy zany lazainao zany, tsy nisy nangaltra teo fa ny fitiavana no nampiray ilay olona roa.


fijo:

io ry zareo tsy misy mangalatra izany an.resaka io ary mifanaiky fa tsy antery ka tsy ekeko le teny hoe "mangalatra"ary matoa manaiky dia misy antony ao.



27. mandrindra ( 01/07/2005 09:06)
miombonkevitra amin'i pitchou aho, misy foana ny mpitarika fa ilay taritina a ie no efa voafatotra ka maninona no tsy izy no misafidy.
28. sanana ( 01/07/2005 09:55)
hihihihi gaga be za we inn kou ary no mampiakatra an'i zafa? :?:?
fa za nga niteny we za nangala-bady? :-P:-P:-P:-P
za mbo manontany fotriny! fa masosotra anà manko ilay cas otran'io.
29. Herytae ( 01/07/2005 10:45)
Ny fanontania'i sanana anie dia hoe misy mahasahy mikoty sy manadala ouliray efa manana ny tiany ve? Ka dia misy io , hitan-tsika @ fiaraha-monina any, dia izay! ka inona no hifanenjehana ny @zany eo fa izay no zava-misy! efa nolovaintsika hatrany am-boalohany, any @ testamenta taloha any mihitsy e! ny faha-panjaka ntsika moa tsy lazaina intsony, kou inn ndray!! mody miseho @ endriny moderna kokoa fotsiny angamba izao!! ts'izay???
30. ari.malala ( 01/07/2005 10:50)
mangala bady? tsy hoe nangala bady angamba no izy satria anie samy olon-dehibe ê! sady matoa tafaraka ny olona 2 de sitrapo zay, sady ilay nikôty no diso na lahy io na vavy fa tys ilay nokôtina, satria ilay nokôtina mety tsy nahalala fa efa manambady anie io ol manadala azy io fa efa ao vao nahalala.
31. Herytae ( 01/07/2005 10:59)
Mangala-bady tkou ve k'lou no izy sa mangalatra fitia e! Misy hira izay koa mantsy hoe fitia nangalarina, ary tena matsiro hono a!!!
32. akamatiana ( 01/07/2005 11:14)
misy ve masahy mikoty sy manadala olona iray efa manana ny tiany(tena tinao be le oul nefa efa manana ny azy:-$ jere zany we efa manana ny azy kou , matoa zareo miaraka d mifankatia, d zah tsy afaka handrava ny fifankatiavan'oul na d tiko be ary izy, mbola any ny anjarako matoa izy manana ny anjarany.:wink::wink:
33. sanana ( 01/07/2005 11:19)
akamatiana, marina zany.
ary betsaka ny tsy nahazo an'ilay fantanina an,
tsy ilay mikoty akory no efa manambady fa ilay kotîna.
heritae, f'ita wa! hihih
34. akamatiana ( 01/07/2005 11:22)
sanana kay zay ne waa eh, zany namerenako azy eo mitsy :wink::-P fa njy an:-*(l) na d efa an'i bgs aza kle=))=))
35. sanana ( 01/07/2005 12:03)
akamatina hahahahaha sambatra kosa bgs nahazo sanana kle! hihihihihhh mifanentana trara ry zareo hehehe:°):°)
36. akamatiana ( 01/07/2005 13:03)
sanana vo mafy lery kou bgs nefa sanana no azony tsss:-D:-D:-D=))
37. sanana ( 01/07/2005 13:06)
:{:{:{:{:{
38. akamatiana ( 01/07/2005 13:29)
grrrrrr innn re itazomako anjy fa miozona mbakin'ny sezako ve :lol::wink:
39. xxx ( 01/07/2005 13:57)
Sarotra be ilay izy. Izaho efa niaina anio. Nanana sipa aho ary nisy olona tiako be sady tia ahy koa. Ny hany vahaolonay anefa dia tsy nety nihaona intosny izahay satria sao manimba ny relationko sy ny sipako. Fantatro fa mety hiteny ianareo hoe olona tsisy saina aho satria manana olontiana nefa mbola tia olona hafa
40. xxx ( 01/07/2005 13:57)
Sarotra be ilay izy. Izaho efa niaina anio. Nanana sipa aho ary nisy olona tiako be sady tia ahy koa. Ny hany vahaolonay anefa dia tsy nety nihaona intosny izahay satria sao manimba ny relationko sy ny sipako. Fantatro fa mety hiteny ianareo hoe olona tsisy saina aho satria manana olontiana nefa mbola tia olona hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3749