mangala-bady

41. akamatiana ( 01/07/2005 14:13)
:{:{:{:{:{:{:{:{ be kou
42. fasaly ( 01/07/2005 14:18)
message



xxx:


Sarotra be ilay izy. Izaho efa niaina anio. Nanana sipa aho ary nisy olona tiako be sady tia ahy koa. Ny hany vahaolonay anefa dia tsy nety nihaona intosny izahay satria sao manimba ny relationko sy ny sipako. Fantatro fa mety hiteny ianareo hoe olona tsisy saina aho satria manana olontiana nefa mbola tia olona hafa







xxx: tsy misy manoime tsiny anao amzany fa fomba ny fiainana izany, ny fitiavana tsy azo ferana, sady tsy misy olona tonga lafatra sy olona masina 100 pour 100 koa anie e!
43. mirabel ( 01/07/2005 20:00)
io zareo vy tsy mikitrana irery
44. ndrena ( 02/07/2005 06:50)
Raha tena tia ianao dia mitahiry iny fitiavanao iny hoa 'ilay olona efa nosafidinao.Fa matoa ianao mbola manaiky ny hafa dia mbola tsy tena tia ianao izay na misalasala ny @ ilay fitiavan'ilay olona miaraka aminao.Ho an'ilay hoe mangala-bady kosa dia fahadisoana raha fantatrao fa efa manambady izy nefa mbola kitikitihinao ihany;
45. akamatiana ( 02/07/2005 07:35)
ndrema=D=D=D=D=D zay le izy waaa:wink:
46. ndrena ( 02/07/2005 07:58)
Raha tena tia ianao dia mitahiry iny fitiavanao iny hoa \'ilay olona efa nosafidinao.Fa matoa ianao mbola manaiky ny hafa dia mbola tsy tena tia ianao izay na misalasala ny @ ilay fitiavan\'ilay olona miaraka aminao.Ho an\'ilay hoe mangala-bady kosa dia fahadisoana raha fantatrao fa efa manambady izy nefa mbola kitikitihinao ihany;
47. booboo ( 02/07/2005 09:14)
Matoa ange lé oul mbola sahy mikitikitika tsy @ maha efa manambady azy no an-dohany fa @ maha vehivavy/lehilahy nanaitra ny fony sy ny sainy e ! Na fantany aza oe tsy mety, sarotra be ny ialany tao satria tena mbola "jamban'ilay fitiavana" izy.
48. lalamaria ( 04/07/2005 10:39)
ity lohahevitra ity dia mifameno @ ilay resaka hoe " fampirafesana " ihany, na ny fangalaram-bady na ny fampirafesana dia fintinina @ ilay teny tokana tsy sahin'ny maro lazaina mivantana fa manelingelina azy, inona moa io teny tokana io? = fijangajangana,
ny soratra masina dia mibaiko mihitsy hoe : "mandosira ny fijangajangana = fakam-badin'olona = fampirafesana"
49. ari.malala ( 04/07/2005 14:25)
[quote=sanana]
ary betsaka ny tsy nahazo an'ilay fantanina an,
tsy ilay mikoty akory no efa manambady fa ilay kotîna.
/quote]


hay v ê! za kosa tsy sahy raha oul efa manambady zany kle! tena aleo izy hiaina sambatra miaraka @ vadiny! aleo hilamina de aleo hisesy fa ny tany indramina!

50. mandrindra ( 04/07/2005 15:47)
ari.malala, fa inona no porofonao fa sambatra izy miaraka amin'ny vadiny, mety efa miandry domina koa ange izy e.
51. xxx ( 04/07/2005 16:40)
inona no ivakianareo loha amizany eeeeee!!!!! tsy anareo ny blem sa malahelontoerana,indrindra io sanana io
52. booboo ( 04/07/2005 16:42)
zay lé forum ry xxx a!
53. cutie ( 04/07/2005 18:53)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 30-06-2005 22:39:33
Lohateny : Re : mangala-bady
io ry zareo tsy misy mangalatra izany an.resaka io ary mifanaiky fa tsy antery ka tsy ekeko le teny hoe "mangalatra"ary matoa manaiky dia misy antony ao.

Mitovy hevitra @ fijo za.
54. yonikafopl ( 04/07/2005 22:03)
asa klou eee
fa mba hajao nen'oll hanajan'oll nenao eeeeee, dia alaivo nen'oll hangalan'oll nenao kounkouuu:)
55. fijo ( 04/07/2005 22:40)
misy ny milaza ery ambony hoe "efa hoe vadin'olona ko".
ie ekena fa vadin'olona,fa za anie tsy hanambady azy intsony e,fa hanao sipa fotsiny"izany hoe efa hoe vadin'olona ,fa atao sipan'olona hafa koa"mety izany ka
56. ericgael ( 05/07/2005 05:08)
Ka misy mahazaka ary vé raha misy olona tena tianao (mety mbôla sipa na vadibé na tena vady mihintsy é...) nefa kôtin'ny olona hafa dé veloma ... :cry: , ary raha miéritreritra ny hi-sipa @ vadin'oul ianao dé ny olotianao koa manao ôtran'izay dé aôna =(( . otrany mamay bé ihany zany klé :roll: .
57. ericgael ( 05/07/2005 05:11)
marina mihintss nény yonikafopl =D
58. fasaly ( 05/07/2005 05:24)
lay miaraka amy vadin'olona anie tsy ho hangalatra azy de ho entina mody mintsy e! fa mba doublure fotsiny, izany hoe any ivelany ihany e!
59. ericgael ( 05/07/2005 05:26)
Ka na ivelany na anatiny rehefa mifampikasoka eo de akajo iray ihany, :{
60. xxx ( 05/07/2005 06:23)
io ry zareo samy manana ny blém ny samy mahafantatra izay tokony hataony samy manana ny reviny ihany io ny an'ny sasany vavan'ny tsy nahazaka ilay kofy dia jalouse be. miteny2 olona anefa eo antokonana tsy voafafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2177