mety ahasoa ireo veh sasany!!
1. ainaheri
(
30/06/2005 07:25)
T@ mbola nianatra ny taovapananahana sy ny 14eme jour de nisy ireo veh sasany tsy nivaky loha an'zany
satria manampotoana ny zvdrehetra ka nefa refa tonga tokoa ny tokoa de manaonao foana izy ireny tsy mahalala ny andro sy tsy mahay manisa andro akory ka misy ireo bebevoka fotsiny noho izany !!
satria manampotoana ny zvdrehetra ka nefa refa tonga tokoa ny tokoa de manaonao foana izy ireny tsy mahalala ny andro sy tsy mahay manisa andro akory ka misy ireo bebevoka fotsiny noho izany !!
répondu par booboo le 11/08/2005 18:11
3. booboo
(
30/06/2005 08:54)
ny vehivavy dia possible bevohoka foana à n'importe quel moment du cycle.
6. aliotsy
(
30/06/2005 09:56)
ny ovulation dia 14e jour a partir ny 1er jour des prochains regleska raha le 1 juin ny regle nao teo dia 28 juin ny manaraka dia avy amin'ny 28 no manisa mijotso, izany hoe 28 27 26 etc , raha lava ny cycle ka raisintsika hoe 5,juillet ny vinavina ny regle manaraka dia avy amin 5 juill no manisa mijojo zany oe 5 4 3 .... dia izay 14e eo dia iny foana ny ovulation matetika mantsy avy amin volohany no manisa dia bikina avy eo fa diso (mitohy ny cours) avy eo indray raha 14 juin ny date probable ovulation avy amin io indray manisa 3 avy eo aloha 3 andro avy aoriana dia tsy mahazo miray amin'io fotoana io izany hoe du 11 juin au 17 misy risk be
7. booboo
(
30/06/2005 10:09)
ny zozo (spermatozoïdes)velona 5 andro eo ho eo. Raha ny 9 Juin (raisiko @ io nataon'i Aliotsy io ihany) zany no nanao firaisana, izay mbola alohan'ny mety ho date d'ovulation, dia mety ho bevohoka ihany satria hifanenana @ ovule ihany zozo kely raha 5 andro izy vao gli.
8. haingo23
(
30/06/2005 10:12)
Tena marina ny voalazan'i aliotsy. Betsaka ny olona no tsy mahalala an'io hany ka bikina vao tonga saina. Na izany aza dia miankina @ toe-batan'ilay olona sy ny zava-misy eo @ fiainana (alahelo, vizana,...) koa izany
9. akamatiana
(
30/06/2005 10:47)
Misy njay ny mahalala fa manao fanahiniana kou:wink:
Fa aleo klou anaraka cours fa to milay :) sa aona weliko, eo tsika ianatra tsara:-Plol
Fa aleo klou anaraka cours fa to milay :) sa aona weliko, eo tsika ianatra tsara:-Plol
11. pitchou
(
30/06/2005 12:44)
ireo daty sy tonon'andro ireo dia moyenne na mode fa tsy hoe zay d zay. Noho izany dia aza d miantehatra loatra sao é- jour vao bikina!!!! ary aza adino fa ny toe-tsaina, toe-batanao dia mampiova an'io cycle io mora foana. Emotion kely tsy ampoizinao d efa rava io, fa ireo daty ireo izany dia @ condition de référence no hi-calculer-na azy. Angamba ny vhv tsirairay efa nahamarika izany teo @ toe-batany!
12. sanana
(
30/06/2005 13:06)
ny ovulation dia 14 jour avant prochain regle
booboo, raha juste avy regle enao, disons 6ème jour (efa mbo madio kosa an! :D) no miray, tsy ho bevoka n'ovina!!! raha tsy hoe ela velona nga ny spermatozoïde de ho tratrany eo ihany ilay 14j avant prochain regle.:wink:
booboo, raha juste avy regle enao, disons 6ème jour (efa mbo madio kosa an! :D) no miray, tsy ho bevoka n'ovina!!! raha tsy hoe ela velona nga ny spermatozoïde de ho tratrany eo ihany ilay 14j avant prochain regle.:wink:
13. akamatiana
(
30/06/2005 13:19)
ainahery tena mahasoa fa mercii:wink:
sanana zah mahazo mianatsa manokana any aminjy v?? zah donto be loll:roll:=))
sanana zah mahazo mianatsa manokana any aminjy v?? zah donto be loll:roll:=))
16. sanana
(
30/06/2005 13:51)
jere ty asananany hahahah kay!
tsy mahazo miaraka @ bandy raha tsy manao ceinture matandraka beuh satria tsy mahay manisa andro:-$
tsy mahazo miaraka @ bandy raha tsy manao ceinture matandraka beuh satria tsy mahay manisa andro:-$
17. akamatiana
(
30/06/2005 14:17)
sanana=))=))=))=))=))=)) zah wa dounto kou , fa zao:wink: nenjy mbola ceinture fa zah mila sligy vy misy gadanah be mitsy loll=))=))
18. fijo
(
30/06/2005 21:37)
za aloha tsy zatra manipika ka mila regle fa raha izao e.manao ihany fa mampiasa fimailo ve tsy milay e?asa hoy le virja.
19. booboo
(
01/07/2005 06:04)
sanana>aaa ôa, ny vevavy mety ho bevohoka foana na oviana na oviana mandritra ny cycle-ny. Na 1 andro na tapak'andro afaran'ny règle aza!!! Ny tsy fahalalana an'io indrindra no miteraka surprise. Ary tsy voatery ho ny 14ème ny ovulation, izay no angalana ilay marge 3jrs aloha sy afara tenenin'i Aliotsy io.
20. aliotsy
(
01/07/2005 06:48)
raha tsy regulier indray ny regle fa elastique sy manao sinuzoidal be ny courbe mbetika 28 jours ny cycle mbetika 35 jour ny cycle dia malahelo aho milaza aminareo fa du 6e au 27e jours dia ahatahorana sao bikina ka tokony hitandrina tsara