mety ahasoa ireo veh sasany!!

61. booboo ( 05/07/2005 15:22)
chipie1>ié :-D:-D:-D:-D
62. mamzelkely ( 06/07/2005 14:01)
mhhhhh firy ème jour zany anjoany!! mhhhh!! 6 5 4 tena ovulation za !! mhh ts possible zany!!:wink::°)
63. booboo ( 06/07/2005 14:06)
hihihihi
64. fijo ( 06/07/2005 22:48)
mamzely mihodina ary e.
akamatiana izay e
65. mandrindra ( 07/07/2005 13:21)
mamzelkelu, hafa kely iznay période na 654 jours izay an, rahoviana ilay ovulation fa raha izany 2 taona izany eo eo ihany tsisy olana mihitsy!
66. akamatiana ( 07/07/2005 15:46)
ahan:-w
67. jhouhlambout ( 10/07/2005 09:36)
Misy fika iray tena azo antoka à 100% mihintsy, ilay antsoina hoe abstinence:@
68. dadabe ( 10/07/2005 14:42)
oadray le zah mihevitra hoe resa behivavy kay misy kofy ato kle :-w:-@:-@
humm sa..kosa..photo femme:-D:-D :@:@:@
69. jhouhlambout ( 11/07/2005 09:33)
:-D:-D
70. akamatiana ( 11/07/2005 09:54)
tohizo iany klou le cours eh :(
71. sahouly ( 12/07/2005 15:51)
hihihi,
72. pitchou ( 13/07/2005 10:59)
hihihihihi! mampme ko reto lehilahy ato reto! tena mahay ny toe-batanay noho zahay an!
73. xxx ( 14/07/2005 05:32)
Io miankina @tsi11 io fa tsy voatery misy fitsipika manokana. Za zao eo @ 45jrs ny cycle ko fa efa nanandrana namizatena isan'andro fa nisy fotoana tsy nety bikina mitsy.Tao aoriana nanao lalakitany de kanjo 7èjr de tao.Soa ihany fa niriako ny hanana fa sinon mety nanaonao foana. tandremo io ry vhv fa tsy mety ndraindray ny calcul.Aleo mampiasa contraception foana rehefa tsy te ho bikina e
74. fijo ( 14/07/2005 22:24)
pitchou an normal anie izany e.izahay mahita,nareo mitsaka.
75. xxx ( 11/08/2005 14:23)
ho an ny vehivavy mbola tsy niteraka ve dia hampiasa contraception sahady, io koa anie na hanao calcul aza tsy tana e
76. booboo ( 11/08/2005 18:11)
refa tsy mbola te ho bevohoka kanefa tsy mahafehy tena dé zay e ! contraception ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.745