mety ahasoa ireo veh sasany!!

21. akamatiana ( 01/07/2005 06:56)
fijo fimailo inn kou zany???sa io no atao d virja fona v??:roll::roll:
aliotsy tena mercii fa tena hummm be le cours an:wink:=D
22. sanana ( 01/07/2005 09:47)
aaaaaaaaasssa alou fa za sanana eeeeeeee
raha sinusoidal be kosa ny cycle tena aleo mitanjina klee. hihihi
booboo aza be doika kan!:-P
23. booboo ( 01/07/2005 09:53)
sanana>aaa, tsy doika ny fanitsiana kah. :-)
24. sanana ( 01/07/2005 10:00)
booboo ka lazainao fa bikina fona à n'importe qel jour nefa betsaka ny tsy tratra fa stable tsara ny cycle-ny. donc :p :p :p
25. sanana ( 01/07/2005 10:01)
tsy mety mivoaka ny lelan'ilay bon'hom kely maditsa io :x
26. akamatiana ( 01/07/2005 10:40)
sanana=))=))=)) aona waa raikitra le kourou??:-P
27. sanana ( 01/07/2005 10:48)
akamatiana, mitonja njy cahier 100 page (kitra) sy sitlo kolera 6 karazany ary pesily hazo akolera. reo ny ftaovana ilaina.
mila mahay sary trara koa ndriko, sinon tsy mazava ny lechouna. hihih
boky: comment compter, écrit par Mme bingo SANANA
akamatina, @ rentré ny ftoana.
zay?
28. vegas ( 01/07/2005 10:56)
Tandremo!
Tsy voatery ho 28 andro nefa ny cycle ka sao manao lalankitakisoa eo. Tombatombana ihany io methode ray io fa tsy mitombina loatra akory. Raha ny tena marina dia tsy fantatra mintsy ny figadonan'ny 14eme jours fa aleo maka thermo iany de mitsapa hafanana.
29. vegas ( 01/07/2005 10:58)
Saika adinoko: aza mitaintaina sy nerveuse loatra refa avy manao fa mivadika tsy ho 28j tsony lé cycle vô loza hihihi. Misy mitaintaina mantsy oe sao de ho be vohoka ao hoy ah hoy, kay iny fitaintainana iny no nahatonga lé zavadoza. lol:P:^)
30. booboo ( 01/07/2005 11:20)
sanana>ny hormones tsy ary ho fantatrao fôna oe niovaova izy tao sa tsia, ôtra zay koa ny fandehan'ny ovule-nao tsy fantatrao oe aiza ho aiza izao ny fahamasahany arakaraka ny hormones. Zay no mahatonga ny hoe possible bevohoka foana ny vehivavy à n'importe quel moment du cycle. Ara-tsiantifika aby zany fa tsy oe satria booobaka ny tsy tratra rehefa manisa andro dia oe tsy mitombona na tsy marina. Tsy zà no mandainga fa ireny gynéco ireny raha izany. Une femme avertie en vaut deux :wink:
31. sanana ( 01/07/2005 11:22)
mangina za:-@:-@:-@
32. akamatiana ( 01/07/2005 11:27)
sanana okay :wink::-P de any amin'i bgs ny toerana an:wink:=))=)) de otsinnn akia ekolazy sa giratoui???:-P
33. sanana ( 01/07/2005 11:43)
akamatina, raikitra! any @ bgs, dé, bizou fa tsy miakatra ny okolazy. (tsy atao mikoly an::* hihihi)
fa sao bedin'i bgs sady filamatsa hafa njay zany hehehe :-* :-* :P
34. akamatiana ( 01/07/2005 11:46)
sanana he he he masaka eh:wink::-P ahay raha iany zat ty kalee:)
35. sanana ( 01/07/2005 11:58)
akamatina, fa enjy tsara fa tsy maditr an! za manko revo mampianatra ka tsy sérieu le ol ampenarina de hein!!:twisted::twisted::twisted::lol::lol:
36. akamatiana ( 01/07/2005 13:31)
sanana okay okay , de manao pratika kely v apres???:-P:-P
37. Anioe ( 01/07/2005 15:46)
:-P

Bjr daholo e!

Tena miombon-kevitra tanteraka aminao aho, fa tena zava-dehibe ny fahaizana mifehy izany, satria antoky ny tenany aloha voalohany indrindra, ary manarakaraka antoky ny fianakaviany nany vadiny raha manambady ary ny tena tsy iombonako hevitra d ny fanalan-jaza e! io tena mamoafady sady heloka be vava, ka raha azo sorohina hono d aleo misoroka e, efa b d b zao ny foibe fanabeazana aizana, sady mora ny fidirana amin'ireny no efa malalaka ny demokrasia afaka mitafa tsara e! tsy voatery hoe hanabe aizana vao mankany ho an'ny tanora mpitovo fa mba manontany conseil ihany,raha toa ka manahirana ny RAD, na ny mpisakaiza e!
Zay e ! d mazotoa fa milay ny resa-dresaka
38. hery ( 02/07/2005 08:52)
Fanontaniana manitikitika kely :?

- Inona no antony anaovana raha tsy te (na tsy miomana) ny ho bevohoka?
> Fahafinaretana ve? Misy ny fitaovana hafa ahazoana fahafinaretana (tanana, vava, loha :-D, de in mou le filazan'i vegas azy le plastika reny :-p )... afaka mahita fahafinaretana tsara mihitsy ny olon-2 na dia tsy misy firaisana aza (asa aloha hoy i fijo izay)
39. booboo ( 02/07/2005 09:05)
Miankina @ safidin'izy roa ihany io. Zà aloha tsy mi-culpabiliser ary zay no ilaina ny raha ôtra zao hanampy tsy hananao fôna raha ny hanao firaisana no safidiny.
40. hery ( 02/07/2005 09:51)
booboo> izay tokoa angamba

Koa manao kajy tsotsotra aho izany hoe firy andro ao anatin'ny cycle iray no libre (no tsy bevohoka mantsy e)?

raha tena exagérer-na hoe matanjaka le zozo :-p dia fohy ny cycle (26)

1e - 4e : Fotoana => tsisy fika
5e - 7e : Malalaka kely :-)
7e - 12e : Mety ho velona i zozo
12e : 14e avy any amin'ny 26e
12e - 15e : Mety ho velona ny ovule (zeze? :D)
16e - 26e : Malalaka be :-)

Raha mety io kajy io dia manana 12 andro ivalamparana tsara... izany hoe 45% n'ny volana.

Hmmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3521