mety ahasoa ireo veh sasany!!
41. akamatiana
(
02/07/2005 10:55)
:-w:-w enjana be le cours aleo klou:miam::miam::miam: sady ma:-w iany:-P
44. akamatiana
(
03/07/2005 15:41)
sanana kiii, zah ve zany tsy mahazo manao gouter:( eo mou eh:wink:
45. IDEALY
(
03/07/2005 16:41)
ary tsy mbola henonareo angaha fa azo jerena koa ny glaire ankoatran'ny manisa andro sy thermomètre
ny katolika no tena mahay tsara an'io ka mba manontania
ny katolika no tena mahay tsara an'io ka mba manontania
46. IDEALY
(
03/07/2005 16:55)
ary tsy mbola henonareo angaha fa azo jerena koa ny glaire ankoatran'ny manisa andro sy thermomètre
ny katolika no tena mahay tsara an'io ka mba manontania
ny katolika no tena mahay tsara an'io ka mba manontania
47. vegas
(
03/07/2005 20:49)
Refa tena kamo hanisa na tsy manana thermometre dia mividiana pharmatex de samy miala e. Tsy d lafo.
53. majesty
(
04/07/2005 13:32)
fa maninona raha tsy alefa any fotsiny de vita e,ny vola tsy lany ,ny tena tsy miasa saina ,:°)
54. mandrindra
(
04/07/2005 15:56)
tsss lasa gravy be le resaka, raha vao hanao izany dia manisa aloha ny sipa (mivadika ny loha isaina avy any aloha sa avy any amin'ny farany), na ny sasany eo vao mitady hoe nankaiza ilay pharmatex teo (any ambany fandriana, ambany ondana, anaty placard...). Ô ry vhv ô hano ilay comptimé kely isanandro dia tsy manahirana, ô ry kôfa ô misatroha dia tsisy blema, amin'izay ny feeling sur fa tsy ho tapaka mihitsy de mahazo mirevy mandraparain'ny andro.
56. booboo
(
04/07/2005 16:36)
mandrindra>zay mitsy. Sady ankoatra ny comprimé kely misy hafa (patch, anneau vaginal, implanon, sterilet....)
57. fijo
(
04/07/2005 23:06)
akamatiana ,fimailo ve dia tsy haindry e.le atao kilalao ireny .tsofina dia lasa baolina.
kay kay kay nasian'i hery kajy indray re le resaka e.ny ahy mantsy io math io na misy X aza tsy voako,fa aleoko le X iray hafa.
kay kay kay nasian'i hery kajy indray re le resaka e.ny ahy mantsy io math io na misy X aza tsy voako,fa aleoko le X iray hafa.
59. mandrindra
(
05/07/2005 09:17)
booboo, misy ny tsotra tsy manahirana ka maninona no hitady ny sarotra