mpisoloky ao amin'ny tsaty
1. xxx
(
19/06/2005 14:55)
Izaho ry namana dia isan'ny mpitsaty eto amin'ny serasera.Ka zao misy namana iray ao, izy io dia tsy mitsahatra ny mangataka vola ao, ary isaky ny miditra za, dia angatahiny vola, tsy fantany angamba hoe efa nangatahiny, amizay miova foana ny antony ilany vola.Ka mitandrema ry namana isany sao tratrany fa dia tsy menatra mihitsy ilay ranamana io mangataka vola etsy sy eroa.Namako iray eto amin'ny serasera izao saika tratrany indray, soa ihany fa tafaresaka izahay.Fa toa hoe efa nisy nanome hono leiry e, dia mbola mitady foana....mitady saosy ao amin'ny tsaty,fitadiavam-bola hafa kely.
Nahitsin'i hery
Nahitsin'i hery
répondu par akamatiana le 18/07/2005 20:51
2. dekabol
(
19/06/2005 15:25)
fa maninona enao no manome nefa mangataka virtu anie izany e! mitovy @ ny amour pat internet ihany , tsy misy manery anao fa aza atao an'izany kosa ny namana sao tsy mety,izahay aloha mboal tsy nagatahiny , io bandy io mantsy fantatro tsara fa te sangy ² lery , any afrique izy
3. STONG
(
19/06/2005 17:54)
so mba misy blem kosa le akama klou? D mba ato no mba ahitana solution,:(
4. yonikafopl
(
19/06/2005 18:22)
ka raha manana blem de efa hatram herintaina ve de tsy mety voavaha??, manin raha mba manao zavatra kely hampidirana vola, fa ny sasany kou mba mitrongy vao mahita euro na $ kely kleeee
Dia hangataka fona ve, sady izay tsy mba manana raison fixe hangatahana fa hita we ny hanotra sy hisoloky no atao, asanareo kalou eee, fa hay tsy reel ihany no misy mpisoloky fa virtoaly kou, hafa kely marina:-w:-w

5. xxx
(
19/06/2005 19:03)
o ry dekabol an !
Tsy misy resaka sangisangy zany le fangatahambolan fa tssssssss.
Isaka mahita ps vao2 io namana io dia mangatabola fona .
Raha fantany fa hoe aty dago dia tsy sosy indray no angatahany fa cd (hira) .
Za klou tsy manana sosy mena an`io bandy mpanataka io eee.

6. akamatiana
(
19/06/2005 19:27)
:-w:-w:-w zah de tsy mikozy fa aleko mi:-@:-@ fa efa nangatahany klou zah eh, fa tsiky iany de ampy na de be ny mpisoloky sy panjagitra eh:-$
7. xxx
(
19/06/2005 19:38)
xxx hafa ity vehivavy!
tsy ao amy tsaty ihany fa na ny mifanoratra ato amy namana aza misy ny manandtrana mangataka sady de fond be zao mintsy ka raha vao valiny negatif no omena de tsy manoratra tsony tsy mba namana izany amiko fa mitady interet fotsiny mampalahelo ihany, ohatra mifanoratra amy ankizy mipetraka any ivelany izy de izay no fomba ataony hahazoana saosy be, marina tokoa aloha fa mitsemboka vao mahazo vola fa mba hafa indray raha hoe mangataka mba hanampiana amy aretina ohatra de manao zà de miala tsiny amalay olona ireny alony e!

8. STONG
(
19/06/2005 21:35)
Ra ny fahazoako azy,ilay bandy zany toa tsy d norme( )kle.Manjary ireo tena mila fanapiana @ manaraka no tsy atokisan'ny rehatra,mbo marina e!Asa klou,mba eritreritra ny ahy iny!!!!
9. yonikafopl
(
19/06/2005 22:51)
ka izay mihintsy manko ry stong, manimba ny sense tokony ho an'ireo tena mila ilay fanampiana ilay izy.
10. akamatiana
(
20/06/2005 04:59)
tena zah kou mbo miteny we tsy norma le bandy sa sipa mou , tsssss tsy hay tsony kou kle , fa ny mahagaga anah lery milaza mila sosy nefa maninn afaka mitsaty sy minety fona tsssssss:roll:, ny any azoko atao sisa d:-@ do^o fa io no milay kle
11. sorom
(
20/06/2005 05:53)
Leo be an'io akama io aho rehefa tonga amin'ilay resa-bola izay, fa izany hoe akama izy ka akama kanefa tenenina ihany indraindray satria toa tsy mety tonga saina...
12. dadabe
(
20/06/2005 06:11)
oay le zay ity vao hitako ,fa zah kounkou anie ry zalahy efa tratran'io olona io e,nalain'i lery pv zah ,de nampiresahany de nangatahiny vola fa hoe hanao examen zany izy ny alatsinainy t@heriny io a,de nilaza izy fa mila 50 euro:@,de nilaza izy fa any afrika no mipetraka ,de bla bla ,de zah manala fotsiny an'i lery fa kay ve tsy zah irery fa maro no nataony an'izany e:-@:-@
akamatiana>hay ve cherikeliko kou efa nataony e(l):-*
yonika>ary cherie be kou ngah efa tratra?:-*:-*:-*
akamatiana>hay ve cherikeliko kou efa nataony e(l):-*
yonika>ary cherie be kou ngah efa tratra?:-*:-*:-*
13. ravatorano
(
20/06/2005 06:22)
henjana indray izany
za aloha tsy ho azony amin izay fa maninn moa raha mitandrina fotsiny aminn izay isika eh
:evil::evil::evil::evil:
za aloha tsy ho azony amin izay fa maninn moa raha mitandrina fotsiny aminn izay isika eh
:evil::evil::evil::evil:
14. sonwin
(
20/06/2005 06:29)
he he haiko namana maka saosy io klé, ohatra kely ito zalahy an, manana namana mitsaty ato za, de zao aza ny resaka:
- gangs (namako), niresaka tamin'io olona io, nangatahiny 50euro fa hoe hanao stage ambanivohitra lavitra izy
- sw (namako ihany koa:)), nangatahiny 50euro fa hoe hanao examen izy
- beloha (namako), nangatahiny 50 euro fa hoe tapaka ny volany avy mada, ary hihidy ny banky fa hisy ady an-trano any RDC ny 30juin
- zip (namako be eto amin tanana), nangatahiny 50 euro ihany koa, izay resaky zareo tao ts arako, fa henoko hoe naka tao leiry dia natsoiko rapid ilay namako ..saika louzzzz
- za zao, nangatahiny, lazainy fa mila frais izy hody any dago fa raikitra any afrika any
Tena kofa tsssss..amizay leiry mahay manao mampalahelo be mitsy an

15. sasa
(
20/06/2005 06:43)
grave be izany fa mitandrema, ny aza tratrany ihany raha izany, misy anie wa ny olona d fetsy ratsy mintsy e, no sady misoloky, ny olona miasa vao mihinana kou izy ve hinampotsiny klé, aza manome ry reto an
16. essera
(
20/06/2005 11:27)
Sarotra b ny hino zavatra am'ny ity fa raiso ho toy ny tsy misy. Virtu araka ny tenenin'ny namana teo ambony. Aleo :-@:-@:-@
17. yonikafopl
(
20/06/2005 14:58)
dadabe hihih taloha fa za njay tsy hainy ka, :wink:, tsy mitonatonana mangataka aty amiko tsony fa nomeko ny hafatra
fa ny mampalahelo ange ry reto dia ilay namana vaovao tonga mba mitsaty de tonga de alainy pv de angatahany eo eee, de avy eo le namana mitaraina de tsy te hiverina tsony.
Fa ny ahy zao no ataoko an, ngamba mety hevitra taingina ihany, fa raha hitako eo izy , dia andefasako notice na alaiko pv ze hitako we vaovao ao, ampitandremako kleee,:( manjary simba ny ambiansy kleee, tsy misy resaka afa tsy zany lery ao.

18. akamatiana
(
20/06/2005 18:47)
:D dadabe hihhih efa enjy nga mou lah kle , de iverina cherikeliko njay , hummmmmm:roll::wink: fitiavana zany kle hihhih tanjemo tratrako:@ njay elah kle , fa tonga d vita tsisy fanafany tsony:-*:-*
Zah less tratrany fa zah njay nahay namaly kah.
Zah less tratrany fa zah njay nahay namaly kah.
19. rurik
(
20/06/2005 20:03)
izaho koa dia efa tratra matetika ka raha nanotany lery hoe aiza aho no mipetraka dia lazaiko fa any dago dia nangina lery .tena tsy mety ny hataon'ny lery fa rehefa tena misy ny mba mangataka fanampiana dia hataorako tsy hahatoky intsony ny olona,toetra mampalahelo sady @izay rehefa mangataka izy dia miova foana ny olana lazainy :roll::roll::roll:
20. sorom
(
20/06/2005 20:03)
Am manaraka raha vao tonga eo d asio karazana sirene mi-alerter ny vahoaka. Ohatra hoe miantso pompiers pompiers ohatra izay mahakobo azy dia ignorer-na pv-ny sa ahoana?
Pompiers pompiers pompiers, pompiers pompiers pompiers
:-D:-D:-D
Pompiers pompiers pompiers, pompiers pompiers pompiers
:-D:-D:-D