mpisoloky ao amin'ny tsaty

61. sipagasy ( 24/06/2005 06:21)
mmhhhhhh
62. akamatiana ( 24/06/2005 08:36)
fijo hihihi asa re , ze azo sikirina ngamba kle:-$:-$

cousine ary to mankafy njy sa maninn???=))
63. routa ( 24/06/2005 11:01)
inona no idiran ny le pompiers fa tsy mazava trano may manko no hiantsoana pompiers kou.
64. dadabe ( 25/06/2005 04:13)
marina zany routa:@
mety efa resaka o^obifta hoa zany fa sur aho
65. akamatiana ( 25/06/2005 05:44)
dadabe routa=))=))=))=))
66. welie ( 25/06/2005 08:16)
Fangatahana kely mety hampimé ny olomalaza alou: :-P

Misy ny namana tsy dia mpitsaty matetika no tonga mitsaty mba hijery fotsiny hoe izy ilay ranamana io... Tsy dia olana be izay... fa izao fotsiny kosa moa e: Rehefa tonga ao @ tsaty dia aza tonga kosa dia manawainn be eo @pub hoe "Ao ve ilay razoky mpitaky vola?" :lol:
Rehefa sendra eo zà dia afaka manontany moramora ahy fa wainn be kosa le oul kle! :-D:-D:-D

Zay fa lol be kle!

Akamatiana sy yonika> Hummmmm... tafita ihany isika le! =)) Nefa sao dia lasan'i Fa ny médaille d'or... :-*
67. yonikafopl ( 25/06/2005 21:17)
welie =))=))=))=))=)):-$ okanjy kosa zoky Fa kleee
68. akamatiana ( 25/06/2005 22:57)
:wink:weliko hihihhhhih naona mou no tsy tafa kle =)) njy efa mme oulmalaza hihh aam clooney io an d ny dahinjy kou ty lasa oulmalaza kle =D=D
69. mishou ( 26/06/2005 00:02)
welie> za nanontany andry an'iny omaly, ka tena izay no aton-diako koa, inona no maha waina @ izany, rha ratsy ny nataony de tsy manao izy, raha tsara de afaka miteny izy hoe ie, za ity fa izao no hitdiavako vola
sa hoe mahamenatra ny tsy fananana:wink:
tsy de hinoako loatra matoa nareo efa maro2 no voany de tsy menatra izy zay:-P
70. akamatiana ( 26/06/2005 00:11)
mishou hihihi mbola tsy teo aky lery maly an , fa vo lasa njy d iny lery fa nipoitra kle , nila pompiers njay ny poukna kle=))=))=)) sa tsy zany mou ry weliko
71. dadabe ( 26/06/2005 08:45)
iza marina aza zany kle:-w:-w zah efa tratra fa le ps ny tsy tsaroko klou e
72. akamatiana ( 27/06/2005 05:07)
dadabe :D i ranadahy les an , lah kou :@lotsa d tsy tsaron'lah doly kle:-P
73. sanana ( 27/06/2005 10:19)
za mbo meo arrou!!! (ariary roa)
:°) hoy bodo hoe: arirouihany fa tsy miakatreeeee
lol
74. akamatiana ( 27/06/2005 10:25)
sanana=))=)) njiko nga efa tsatsani ranadahy akia:-$
75. sasa ( 27/06/2005 10:35)
=))=))=))=))
76. akamatiana ( 27/06/2005 11:06)
sasa aza mietsika fa alain'i razoda eo lah:-P
77. bichette ( 27/06/2005 14:32)
za koa mba omeo vola =))
78. welie ( 27/06/2005 17:06)
mishou> Ka na izany aza aza eo @ pub njy manontany fa tssss.... Tsy mety zany!

Akamatiana sy yonika> :-D:-D:-D:-*

79. akamatiana ( 27/06/2005 18:58)
mishou weliko>:wink:

weliko:-*:-*
80. dadabe ( 28/06/2005 16:10)
akamatiko:*:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0852